Je fête mes 12 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉
Plateforme des éducateurs à Madagascar
Plateforme regroupant les éducateurs du préscolaires et de l'Alphabétisation
02/08/2023
afiakatra dingana famaranana MEN izay tarihin'ny Ekipa 2 ao amin’ny Fitaleavana misahana ny drafi-panabeazana na ny Direction de la Planification del'Education (DPE/ MEN).
Fifaninana iray mahakasika ny « Prototypage du service public » izay karakarain'ny Unité de Gouvernance Digitale (PRODIGY) izay nandraisan'ireo Minisitera sy ekipa rehetra anjara.
Manodidina ny 35 eo ny mpandray anjara ka voafantina ho ao anatin’ny TOP 10 ny MEN.
Mangataka antsika mba anohana ny projet roa izay ahitana :
1- MENZara : Visualisation des données statistiques
2- Needschool : connaître les besoins d'un établissement scolaire
Tsindrio ny Lien dia asina réaction na j’aime avokoa izy roa.
Ny fanohananao dia tosika iray ho fampandrosoana ny Fanabeazana.afiakatra dingana famaranana MEN izay tarihin'ny Ekipa 2 ao amin’ny Fitaleavana misahana ny drafi-panabeazana na ny Direction de la Planification del'Education (DPE/ MEN).
Fifaninana iray mahakasika ny « Prototypage du service public » izay karakarain'ny Unité de Gouvernance Digitale (PRODIGY) izay nandraisan'ireo Minisitera sy ekipa rehetra anjara.
Manodidina ny 35 eo ny mpandray anjara ka voafantina ho ao anatin’ny TOP 10 ny MEN.
Mangataka antsika mba anohana ny projet roa izay ahitana :
1- MENZara : Visualisation des données statistiques
2- Needschool : connaître les besoins d'un établissement scolaire
Tsindrio ny Lien dia asina réaction na j’aime avokoa izy roa.
Ny fanohananao dia tosika iray ho fampandrosoana ny Fanabeazana.
https://fb.watch/m8-rNIIrJQ/?mibextid=RUbZ1f
21/06/2023
13/04/2023
Hoy Ramatoa Minisitry ny fanabeazam-pirenena SAHONDRARIMALALA Marie Michelle, "mazotoa mianatra fa ny fianarana no lova tsara indrindra".
Pour étoffer l'équipe d'une pharmacie en province.
Jeune diplômé en pharmacie et pouvant travailler à des heures flexibles.
Curieux s'abstenir
Samia ndray ary mizara ny traikefany amin'ny fiatrehana an'ity covid19 ity e 🤓
07/06/2020
Happy mother's Day. Be blessed 💖
Kendji Girac - Les Yeux de la Mama (Clip Officiel) Découvrez la version complète de la vidéo ""Les yeux de la Mama"" disponible dans l'album Ensemble de Kendji Girac. Retrouvez l’album ici : https://kendji.ln...
Noho ny ankamehana ara-pahasalamana eto amin'ny firenena dia tsy misy miasa sy mianatra isika ato amin'ny Ministeran'ny Fanabeazana mandritry ny 15 andro, samia manaraka tsy tapaka ny vaovao maripototra eo amin'ny TVM.
Aza mivoaka ny trano raha tsy oe misy antony manokana tsy maintsy ivoahana, sasao matetika amin'ny savony ny tanana, hajao ny elanelana ray metatra ary mazotoa misotro rano mafana sy mihinana sakafo ara-pahasalamana sy misy vitamine C.
Mahereza daholo
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| 18:00 - 19:00 | |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |