29/05/2026
đš Mbola hiasa mafy fotsiny ihany veâŠ
sa hanomboka hianatra compétence tena mampidi-,bola ?
â Miasa nefa tsy mety tafavoaka
â Sahirana ara-bola foana
â Te hanao business nefa tsy mahay hoe aiza no hanomboka
â Matahotra numĂ©rique sy publicitĂ©
â Mahita olona mandroso⊠fa ianao mijery fotsiny
â ïž Tsy hoe tsy misy ny opportunitĂ©âŠ
fa mety mbola tsy hitanao ilay lĂ lana.
đ LA BIBLE DU BUSINESS NUMĂRIQUE
đĄ Les nouvelles compĂ©tences pour gagner de lâargent
đ„ Business âą Marketing âą I.A.
Ity no PDF premium aminâny teny Malagasy
natao ho anâizay:
â
Te hiala aminâny fiainana sarotra
â
Te hampiasa numérique hampidiram-bola
â
Te hanangana business aminâny tĂ©lĂ©phone
â
Te hahazo clients aminâny publicitĂ©
â
Te hampiasa Intelligence Artificielle (I.A.)
â
Te hanova ny hoaviny
đ Ato no hianaranao:
đ° Intelligence FinanciĂšre
đČ Business NumĂ©rique
đŻ PublicitĂ© & Marketing
đ€ Intelligence Artificielle
đ„ Fomba fitadiavana clients
đŠ Produits numĂ©riques
đ Fananganana business moderne
đ Tsy thĂ©orie mampatory.
đ Tsy resaka motivation fotsiny.
đ Fa connaissances pratiques azo ampiharina 100%
⥠Ny olona mahafehy Business Numérique sy I.A.
no tomponâny vola rahampitso.
âš Misy hazavana ho anâizay mitady fiovana.
đ° Prix : 25.000 Ar
đ PDF aminâny teny Malagasy
đ© Soraty : âFAHAZAVANAâ
raha vonona anomboka ny fiovana izao ianao.
22/05/2026
AZA MITENY INTSONY HOE TSY MANANA COMPTE WHATSAPP AHO
01/04/2026
đ Afaka ampiasaina mivantana đ
â Manao boost ianaoâŠ
fa mbola ianao ihany no mamaly message rehetra?
â Mahazo clients indraindrayâŠ
fa tsy mitohy ny varotra?
â Mandany fotoana beâŠ
nefa tsy stable ny revenu?
đĄ Tsy boost no olanaâŠ
fa tsy mbola manana SYSTĂME ianao.
đ„ Aminâity formation PDF ity dia hianatra ianao:
âïž Ahoana ny fanovana boost ho systĂšme automatique
âïž Fomba hisarihana clients tena intĂ©ressĂ©s
âïž Message automatique mampihena asa
âïž Tunnel tsotra mampivadika olona ho mpividy
đ Vokatra:
đ Clients miditra ho azy
đ Tsy reraka mamaly message
đ Varotra miverimberina isanâandro
đ FORMATION PDF â FUNNEL BUILDER
đ° 25.000 Ar monja
⥠Alefaso âFUNNELâ aminâny message
dia ho azonao ny dĂ©tails rehetra đ
đ 034 66 224 74
đ 032 59 239 54
e-FORMATION TOP MADA
24/02/2026
Aminâizao vanim-potoana nomerika izao, ny Intelligence Artificielle (IA) dia tsy fitaovana ho anâny manam-pahaizana ihany intsony, fa lasa fitaovana azo ampiasainâny rehetra: mpivarotra, mpianatra, mpandraharaha, mpamorona contenu, na olona tsotra te hampitombo ny vola miditra.
Ny boky âIA & MONTAGE VIDĂO HO ANâNY REHETRA â Edition 2026â dia natao manokana ho anâireo izay:
Te hahalala ny fototry ny IA aminâny fomba tsotra
Te hampiasa IA aminâny famoronana vidĂ©o manintona
Te hampitombo ny fidiram-bola aminâny alalanâny contenu digital
Tsy mahafehy logiciel sarotra nefa te hamokatra vidéo premium
Ity boky ity dia mampifandray:
â 50% ResumĂ© sy fototra matanjaka momba ny IA
â 50% Fampianarana pratiques aminâny Montage VidĂ©o miaraka aminâny IA
â 5 VidĂ©os dĂ©monstration manazava tsikelikely ny fomba fanaovana azy
đŻ Inona no maha-samihafa ity boky ity?
Tsy théorie lava sy sarotra
Tsy mila fifehezana logiciel matotra
Tsy mila fitaovana lafo vidy
Azo atao aminâny smartphone na ordinateur tsotra
Eto ianao dia hianatra:
Mamadika sary tsotra ho vidéo manintona
Mamorona dokam-barotra premium miaraka aminâny IA
Mampiasa storyboard automatique
Manampy captions, effets, transitions tsy mila traikefa
Manao vidĂ©o mampidi-bola ho anâny produits na services
đ° IA = OpportunitĂ© ara-bola
Aminâity Edition 2026 ity dia haseho mazava:
Fomba famoronana vidéo marketing mampitombo ventes
Fampiasana IA ho anâny produits physiques sy services
Fomba hananganana revenu digital aminâny contenu
Monetisation aminâny rĂ©seaux sociaux
Ny tanjona dia iray:
đ Hanampy anao hampiasa IA aminâny fomba tsotra sy mahomby
đ Hanova fahaiza-manao ho lasa loharanom-bola
đ Ity boky ity dia ho anao raha:
Te hanomboka business digital ianao
Te hanatsara ny marketing-nao
Te hamorona vidéo professional tsy mandany fotoana
Te hifaninana aminâny marchĂ© moderne
đ„ IA tsy ho anâny manam-pahaizana ihany.
IA dia fitaovana ho anâny REHETRA.
Tongasoa eto aminâny IA & MONTAGE VIDĂO HO ANâNY REHETRA â Edition 2026.
28/12/2025
đ§đđïž TE HIAVAKA AMINâNY MĂCANIQUE AUTO & MOTO VE IANAO ?
Marobe no mahay manamboatra,
fa vitsy no mahay manao diagnostic marina â
âĄïž Io no maha very vola sy client.
đ FORMATION DIAGNOSTIC AUTO & MOTO â NIVEAU 1
â
Boky PDF
â
Aminâny teny Malagasy
â
80 pejy mazava + pratique
â
Mianatra mamantatra panne haingana (auto & moto)
â
Tsy mila école, tsy mila salle
đ° Sarany : 25.000 Ar fotsiny
đ TĂ©lĂ©chargeable avy hatrany
đ Azonao ampiharina dieny izao
đ Manokatra lĂ lana ho aminâny asa sy vola miditra
â ïž Raha tsy mahay diagnostic ianao,
hijanona ho mécanicien tsotra foana.
đ© Soraty âDIAGâ ao aminâny message
na antsoy avy hatrany đ
đ 034 66 224 74
đČ WhatsApp : 032 59 239 54
31/10/2025
đ§ INTELLIGENCE ARTIFICIELLE (IA) HO ANâNY REHETRA
Boky PDF aminâny teny Malagasy â ho anâny tsirairay te hahatakatra ny hoavinâny teknolojia!
Ny Intelligence Artificielle (IA) dia tsy ho anâny injeniera intsony. Ankehitriny dia fitaovana azonâny mpianatra, mpandraharaha, mpampianatra, mpamorona ary olon-tsotra rehetra ampiasaina hanatsarana ny fiainany sy ny fidiram-bolany.
Ao anatinâity boky ity dia ho hitanao:
â
Ny fototry ny IA sy ny fomba fiasany aminâny fiainana andavanandro.
â
Ny fampiharana azo ampiasaina aminâny finday sy solosaina â ho anâny asa, varotra, fianarana ary famoronana.
â
Ny fomba ahafahanao mamorona fidiram-bola aminâny IA.
â
Fanazavana aminâny teny Malagasy tsotra, mora takarina, miaraka aminâny sary sy tabilao manampy anao hahazo tsara ny hevitra.
Sarany : 15.000ar
đ Fahalalana 1 = Fivelomana 1
đ Mianatra 1andro= Fidiram-bola mandritra ny taona .
Manapaha hevitra zao: Soraty amin'ny mp: "IA ok"
e-Formation Mada
đ 034.66.224.74
WhatsApp : 032.59.239.54
29/10/2025
đ§° Te hanampy fidiram-bola sa hanomboka asa ara-teknolojia vaovao ve ianao?
đ Ireto boky DIAGNOSTIC AUTO MOTO ireto dia manampy anao hahafehy ny teknika ilaina rehetra aminâny diagnostic Ă©lectronique, aminâny teny Malagasy.
â
Hianatra tsikelikely ianao: Niveau 1-2-3
â Fitaovana diagnostic (OBD, multimĂštre, oscilloscope sns.)
â Fikarohana sy famantarana olana fototra
â Dingana fanombohana diagnostic aminâny fiara sy moto
đ Azonao alaina GRATUIT izao ny version âIntroâ mba hanombohanao avy hatrany.
đ Tsindrio eto raha te hahazo ny boky sy hanombohana resaka aminay.
20/10/2025
đŻ Te hanatsara ny fidiram-bolanao sa hanomboka asa vaovao ve ianao ?
âïž Safidio amin'ireto boky PDF ireto ny vahaolana maharitra hanova ny fiainanao.
âïž Misy INTRO GRATUIT (0ar= MAIMAIMPOANA), hisantaranao ny mahakasika ny DIAGNOSTIC AUTO MOTO.
âĄïž Ataovy J'AIME dia alefaso mp ny hoe DIAG AUTO MOTO, dia alefanay ilay BOKY PDF GRATUIT INTRO.
17/10/2025
đ Boky PDF Marketing en ligne & Varotra amin'ny Facebook. Ianaranao ny paik'ady hamoronana asa vaovao ao amin'ny Facebook, teknika hampitomboana varotra amin'ny tambajotra sosialy. Fampiharana tsotra, vokatra azo tsapain-tanana.
17/10/2025
đŻ Boky PDF Trading Forex NIVEAU 1, Torolalana ho an'ny vao hanomboka. Ianaranao ny fototry ny varotra amin'ny tsena iraisam-pirenena : teny fototra, fomba fividianana sy fivarotana, ary fitsipika fototra hanombohana milamina sy azo antoka
17/10/2025
đđïž BOKY PDF FORMATION DIAGNOSTIC AUTO MOTO Niveau 1, mampianatra anao ny fototra amin'ny fanombanana sy fanamboarana olana tsotra, azo ampiharina, hanampy anao ho lasa matihanina tsikelikely.