24/05/2026
🕊️
Ny ho avinao no iantohanay ✨
10 ans d'expérience Lycée & Cours : Enseignement Général (A / L / ose) et technique Gestion (G2 / G3 / Ftg)
24/05/2026
🕊️
14/05/2026
𝑪𝒐𝒖𝒓𝒔...
❌Tsy hoe rehefa mahatafavoaka ''Exercice'' Iray na roa akory ianao dia mahay Izay...😀
❌ Tsy hoe Mila Zavatra marobe ihany koa nefa fa torolalana maty paika sy fifantohana ihany dia ampy hanala anao amin'ireo fandrika rehetra isaky ny taranja...👌
✔️😉 Matihanina sy efa voky traikefa amin'izany ireo mpanabe rehetra ato amin'ny FIMPAMA ary fantatray fa tsy fahalàlana irery no ilainao fa fahatokisantena ihany koa !
🫴 Am-polontaonany nampitàna ka hamefy anao ho tena tompon-daka fa tsy handany andro intsony...
🚨 Ny safidinao androany, Roa volana mialoha no hamaritra ny rahampitsonao...
📍20Mai ny fotoana🔥 (1ère séance Gratuite)
𝐑é𝐯𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐢𝐧𝐭𝐞𝐧𝐬𝐢𝐯𝐞 𝐁𝐄𝐏 - 𝐁𝐀𝐂 : 𝐆2 & 𝐆3
👉 Ankadilalana Mahamasina SUD (Ampitan'ny LTPGCM)
📝 Mianatra isan'andro na alarobia hariva sy sabotsy
📝Misy ny taranja rehetra fa afaka misafidy Izay tena ilainao fanampiana !
📝 Hafa mihintsy ny fampitàna ary tsy handreran-tsaina...
------------------------Voafetra ny toerana ----------------
📞Tél : 034.73.135.25. | Facebook : in FIMPAMA
Retour sur notre petite sortie avec les élèves le mois dernier. Les photos officielles arrivent bientôt !
01/05/2026
👌
05/04/2026
Mirary fety sambatra ✨
21/01/2026
𝑽𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐 𝒇𝒂𝒓𝒂𝒏𝒚
𝕭𝖆𝖈 2026 : J-180 🔥
Mitohy ny fandraisana dossier sy mpianatra vaovao ety @ Fimpama ! Aza tara fa voafetra ny toerana
✓Candidat d'école Avokoa
19/01/2026
Croyez en votre chemin, le reste suivra. 🕊️
Fisokafan'ny andiany faharoa ✨
Aza tara misoratra anarana !