Call

ALC Apprendre le Mandarin, le choix des ambitieux.

👨‍🏫Après chaques cours en ligne 22:00⏰
07/10/2026

👨‍🏫Après chaques cours en ligne 22:00⏰

05/10/2026

✅Harivariva ny andro iraisam-pirenena hoan’ny mpanabe👨‍🏫

⏰Feno fanabeazana tanteraka ny tontolo andro @4 maraina hatramin’ny 10:30 Alina rehefa avy eo.

Na dia izany aza tiako e❤️

Mialohan’ny hiditra hiasa asiana karaoké😎kely aloha hanamariana izany🤣🤣

🇨🇳TE HAHAY TENY SINOA VE IANAO?🇨🇳👌HSK 1.0 (débutant) 4 sisa ny toerana👌HSK 2.0 place complet✋️👌HSK 3.0 place complet✋️☎️...
04/10/2026

🇨🇳TE HAHAY TENY SINOA VE IANAO?🇨🇳
👌HSK 1.0 (débutant) 4 sisa ny toerana
👌HSK 2.0 place complet✋️
👌HSK 3.0 place complet✋️

☎️Fandrio dieny zao ary ny toeranao antsoy ny 0343935648

Tsy mianatra ndray hono rahampitso ooo😂Ny cours en ligne madeha foana na inona na inona miseho an!♥️
24/09/2026

Tsy mianatra ndray hono rahampitso ooo😂
Ny cours en ligne madeha foana na inona na inona miseho an!♥️

📚💻 MANOMBOKA ANDROANY NY COURS EN LIGNE ! 🎉Efa niandry ela ianareo, tonga izao ny fotoana! 🚀👨‍🎓 Mpianatra 29 ao anatin’n...
22/09/2026

📚💻 MANOMBOKA ANDROANY NY COURS EN LIGNE ! 🎉

Efa niandry ela ianareo, tonga izao ny fotoana! 🚀

👨‍🎓 Mpianatra 29 ao anatin’ny vondrona iray no hanomboka ny cours de Mandarin « en ligne »androany

🕣 Isan’alina : 20h30 – 21h30
📅 Isan’andro

⏳ Efa ela niandrasanao ve? 😍📚 Ireto ary ny fidirana manaraka ao amin’ny ALC! 🇨🇳✨🚀 Aza tara, misokatra izao ny fisoratana...
17/09/2026

⏳ Efa ela niandrasanao ve? 😍
📚 Ireto ary ny fidirana manaraka ao amin’ny ALC! 🇨🇳✨

🚀 Aza tara, misokatra izao ny fisoratana anarana!
📲 Réservez votre place dès maintenant ! 🔥

ALC — Le choix des ambitieux. 💪
0347147998
0342118216

Aujourd'hui, 9 septembre 1976, le président Mao Zedong décède à Pékin à l'âge de 82 ans.Huit personnalités de son entour...
10/09/2026

Aujourd'hui, 9 septembre 1976, le président Mao Zedong décède à Pékin à l'âge de 82 ans.

Huit personnalités de son entourage se tiennent alignées, les doigts entrelacés.

De gauche à droite : Zhang Chunqiao, Wang Hongwen, Jiang Qing, Hua Guofeng, Mao Yuanxin(toujours vivant), Yao Wenyuan, Chen Xilian et Wang Dongxing.

Photo prise le soir du 10 septembre par Du Xiuxian.

🎉 100% DE RÉUSSITE À L’EXAMEN HSK ! 🇨🇳👏 Félicitations à tous nos apprenants !🏆 ALC : 100% RÉUSSITE ! 💯🇨🇳
07/09/2026

🎉 100% DE RÉUSSITE À L’EXAMEN HSK ! 🇨🇳

👏 Félicitations à tous nos apprenants !
🏆 ALC : 100% RÉUSSITE ! 💯🇨🇳

04/09/2026
🙏 Mankasitraka indrindra an’i Yang Laoshi tamin’ny fitsidihany sy ny fotoana niarahany taminay teto amin’ny ALC – Académ...
03/09/2026

🙏 Mankasitraka indrindra an’i Yang Laoshi tamin’ny fitsidihany sy ny fotoana niarahany taminay teto amin’ny ALC – Académie de Langue Chinoise 🇨🇳❤️

🎯 Ho fanatsarana hatrany ny fomba fampianarana sy hanampiana ireo mpianatra hampiasa bebe kokoa ny teny sinoa, dia hisy “Bain de Langue” tsy ho ela 🗣️🇨🇳

💬 Ity hetsika ity dia natao indrindra ho an’ireo izay maniry hiteny sy hampihatra ny teny sinoa amin’ny resaka andavanandro, mba hahazoana fahatokisana sy fahaizana miteny bebe kokoa.

✨ Mianara – Mitenena – Mampihatra!
🇨🇳 中文越说越好!

Address

Route Poste Itaosy
Antananarivo
102

Telephone

+261343935648

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ALC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share