28/10/2023
Akory Antsirabe 🥰
Tonga indray izahay Mizara izay mahasoa
Tombotsoa:
- Fampiofanana azo antoka
- Mahazo Certificat rehefa tapitra ny fiofanana
- Tsy miantoka fitaovana intsony fa izahay daholo no miantoka
- Tsy maintsy mahay ianao vao avelanay
-Fisoratana anarana voalohany
Zoma 03 Novambra @2 ora ao am Alliance Française Antsirabe.
-Fisoratana anarana faharoa
Latsinainy 06 Novambra @2 ora ao am Alliance Française Antsirabe.
Azonao atao koa ny manoratra anarana ao amin'ny MP na koa miantso mivantana
Rehefa vita ny fisoratana anarana vao azonanao daholo ny fandaharampotoana rehetra sy ny toerana ary ny ora ianarana.