La Maison Des Enfants « Koloiko »

La Maison Des Enfants « Koloiko »

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La Maison Des Enfants « Koloiko », Elementary School, Ambanilalana, Antananarivo.

13/10/2025

Salama tompoko
Misokatra ny crèche Ary miverina mianatra ny mpianatra rahampitso talata 14 Octobre
Misaotra tompoko!

13/10/2025

SALAMA TOMPOKO..REHEFA NIFANDINIKA IZAHAY DIA MIKATONA NY SEKOLY SY NY CRÈCHE ANDROANY .. MISAOTRA TOMPOKO.

05/10/2025

NY SEKOLY TOMPOKO DIA MIVERINA MISOKATRA MANOMBOKA RAHAMPITSO FA NY FANAPAHAN-KEVITRA DIA APETRAKA AMINTSIKA RAD NA HANDEFA NA TSIA.. AFAKA MANATONA IANAREO MAKA LESONA SY DEVOIR HO AN'IZAY TSY HO AVY..
MARAINA :8H - 11
TOLAKANDRO: 13H30 - 15H30
NY CANTINE MISY ARAKA NY MAHAZATRA
MISAOTRA TOMPOKO

05/10/2025

Fanamafisana: mianatra ny mpianatra manomboka rahampitso
Matin: 8h - 11h
Après-midi: 13h30 - 15h30
Ny sekoly misokatra fa ny FANAPAHAN-KEVITRA DIA MIANKINA AMI TSIKA RAD , AFAKA MANATONA MAKA DEVOIR IZAY TSY HANDEFA NY ZANANY MIANATRA
Misaotra tompoko

05/10/2025

Salama tompoko! Miverina mianatra ny mpianatra rahampitso alatsinainy 06/10 Ary misokatra koa ny crèche .. misaotra tompoko !

02/10/2025

Ho fitsinjovana ny ankizy dia tsy misokatra indray aloha ny crèche sy école rahampitso zoma 03/10/25! Misaotra tompoko!

29/09/2025

Salama tompoko!Tsy Mbola mianatra ny ankizy rahampitso talata.
Miverina mianatra @ alarobia 01 octobre! Ny crèche misokatra manomboka rahampitso! Misaotra tompoko

28/09/2025

Ilazana isika ray aman-dreny fa Mbola mikatona aloha ny sekoly rahampitso 29/09/25...noraisina izao fanapahan-kevitra izao ho fisorohana ny fitaintainan'ny ray aman-dreny..misaotra tompoko

25/09/2025

Ilazana isika ray aman-dreny fa mikatona aloha ny sekoly rahampitso...noraisina izao fanapahan-kevitra izao ho fisorohana ny fitaintainan'ny ray aman-dreny..misaotra tompoko

19/09/2025

Petite chanson éducative pour apprendre aux enfants à respecter leur corps et leur intimité ✨ »

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Culinary Team

Attire

Website

Address

Ambanilalana
Antananarivo
102