30/06/2025
🤗大家好👋
❤️ Tu veux apprendre le chinois pendant les vacances ?
😊 Rejoins notre Cours Spécialement conçu pour les débutants dans une Ambiance détendue et efficace
🏫 Rentrée : Débutant et HSK 2
12 juillet 2025
25/06/2025
👋🤗 Hello ☺️ HSK 考试 22/06/25
Fifaliana ho anay ny mizara ireto sary mamikely ireto !Mirary soa ho anareo i 露西呀 小姐 ,sy 米雅 老师 mba ho afaka soamantsara
Rentrée débutants et cours de vacances à ANDOHARANOFOTSY 12 juillet 2025
10/05/2025
🤗 Coucou ny 同学们 ,
Mba lazao hoe aiza avy ny misy anareo mpanaraka anay ,hanomana cadeau kely ho anreo izahay 🤗
👋 ianareo mpiara-mianatra rehetra,
👋 Ny mpanaraka ny page ihany koh
Rehefa mianatra dia tsy dia ampianarina loatra itony zavatra itony hoe ahoana moa raha te hiteny hoe
PORITRA Te hi-PIPI zany 🤪 🤪?
我 要 尿 尿(Wô. Yào niào niào)
Poritra be te ipipi ah 🤣 🤣
07/05/2025
👋 Hello 🤗
❤️ Fifalinay ho anay foana ny manasa anareo iara-ianatra
❤️ Betsaka ny OPPORTUNITÉ rehefa mahay teny sinoa
❤️ Manao Interprète, Mampianatra, Mi-Voyage, Business...
🏫 Nezahanay hamoraina ny SARANY ho ZAKANAREO
✋ Ity ny tombony ato aminay, manomboka niveau 4 (HSK 4)manao STAGE
✋ Misorata anarana ary ee!来报名读书啊
05/05/2025
👋 同学们好🤗
🏫 Rentrée HSK 3: 14Mai 25 à Anosizato
☺️ Anisan'ny teny vaovao ao @ HSK 3 ny hoe : 一直(yīzhí)= tout le temps (foana foana)
😊 Afaka ampiarahatsika izy na adjectif
😘 Ohatra: S + 一直+ Verbe/Adjectif
例如:他 一直 玩儿(Verbe)
Tā yīzhí wán er
Milalao foana izy
妈妈 一直 不 高兴
Māma yīzhí bù gāoxìng
Tezitra foana i mama/Tsy faly foana mama
Mitomboha fahaizana ary ! Mandarin School 🎒 2025
24/04/2025
👋 Hello 同学 们🤗
-Anisan'ny mora ahaizana ny teny sinoa ny fandikana hira(Traduction de chanson) izany hoe avadika sinoa
_ I will always love you 💖
_ 我 会一直 爱 你(Wô huì yīzhí ài nî)
Whitney Houston
-Rentrée Andoharanofotsy: 9/05/25
Anosizato Atsinanana : 12 /05/25
03/04/2025
👋👋 Hello👋👋
❤️ Grande Ouverture de MANDARIN School ANDOHARANOFOTSY
😎 CERTIFICAT INTERNATIONAL 😎
🎒 Rentrée 🎒
🏫 Andoharanofotsy: Samedi 12 et 19 Avril
🏫 Anosizato Est : 15 Avril
💓 À l'occasion de notre lancement , profitez d'une OFFRE EXCEPTIONNELLE sur le niveau débutant : 3 Mois de cours GRATUITS
👍Une méthode d'apprentissage Simple et efficace
👍Des Professeurs passionnés et expérimentés
🎒 Inscrivez -vous dès maintenant au 032 50 208 96/ 033 46 021 32 ou mp
08/03/2025
Happy women's day 💌❣️妇女 节快乐!
Mirary soa ho an'ny vehivavy rehetra
17/02/2025
大家 好,hello 👋👋 Ahoana tsara hoeee
14/02/2025
💕💕 Le véritable amour demande de l' attente 😘😘 Happy Valentine's day 💌