FSB Community

Website

FSB Community 𝐂𝐨𝐚𝐜𝐡 𝐞𝐧 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭𝐢𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞

J’aide les femmes qui se sont perdues à retrouver qui elles sont, savoir ce qu’elles veulent vraiment & le manifester.

16/10/2026

Aza mitady validation avy ivelany intsony...

|

16/10/2026

Merci à vous 😍😍

15/10/2026

Tiako ny tenako ka .. tohizo amin’ny commentaire.
𝗞𝗔𝗪𝗔𝗜𝗜 Beauty Center-IVANDRY

15/10/2026

La vérité…

14/10/2026

Partageo mba ho hitan’ny namanao ny pouvoir de la manifestation.

13/10/2026

Tohiny…

Coucou , Charlies Gabriella no anarako, ary mampianatra ny vehivavy aho hahatakatra zavatra iray tena manan-danja : manomboka miova ny fiainanao rehefa manapa-kevitra ianao hamoha ilay identité an’ilay vehivavy efa nahazo izay tadiaviny.

Nandritra ny fotoana ela, niezaka nanova ny réalité-ko avy ety ivelany aho — fitiavana, vola, validation. Fa tsy nisy tena naharitra. Satria mbola tsy nanova ny maha-izy ahy tao anatiko aho.

Dia nandray fanapahan-kevitra aho : ho lasa ilay olona aloha, vao hahazo.
Nanomboka nieritreritra, nisafidy ary nihetsika tahaka an’ilay vehivavy tiako hahatongavana aho. Teo no nanomboka nilamina sy nifanaraka ny zavatra rehetra.

Tsy izay zavatra tadiavinao no attirenao. Fa izay maha-izy azy anao.
Rehefa miakatra, mi-calibre ny identité-nao, dia manaraka azy ny réalité-nao.

Ankehitriny, tsotra ny mission-ko : hanampy anao hampihetsika ilay version-nao izay tsy mila mihazakazaka mitady intsony — satria efa izy ilay vehivavy mahay mandray.

13/10/2026

Izay ny manifestation’ny mpianatro anakiray...

12/10/2026

Inona ny tianao sintomina amin’izao fotoana izao ??

Coucou ,Charlies Gabriella no anarako, ary mampianatra ny vehivavy aho hahatakatra zavatra iray tena manan-danja : manomboka miova ny fiainanao rehefa manapa-kevitra ianao hamoha ilay identité an’ilay vehivavy efa nahazo izay tadiaviny.

Nandritra ny fotoana ela, niezaka nanova ny réalité-ko avy ety ivelany aho — fitiavana, vola, validation. Fa tsy nisy tena naharitra. Satria mbola tsy nanova ny maha-izy ahy tao anatiko aho.

Dia nandray fanapahan-kevitra aho : ho lasa ilay olona aloha, vao hahazo.
Nanomboka nieritreritra, nisafidy ary nihetsika tahaka an’ilay vehivavy tiako hahatongavana aho. Teo no nanomboka nilamina sy nifanaraka ny zavatra rehetra.

Tsy izay zavatra tadiavinao no attirenao. Fa izay maha-izy azy anao.
Rehefa miakatra, mi-calibre ny identité-nao, dia manaraka azy ny réalité-nao.

Ankehitriny, tsotra ny mission-ko : hanampy anao hampihetsika ilay version-nao izay tsy mila mihazakazaka mitady intsony — satria efa izy ilay vehivavy mahay mandray.

12/10/2026

Izay no hafatra…

Coucou , Charlies Gabriella no anarako, ary mampianatra ny vehivavy aho hahatakatra zavatra iray tena manan-danja : manomboka miova ny fiainanao rehefa manapa-kevitra ianao hamoha ilay identité an’ilay vehivavy efa nahazo izay tadiaviny.

Nandritra ny fotoana ela, niezaka nanova ny réalité-ko avy ety ivelany aho — fitiavana, vola, validation. Fa tsy nisy tena naharitra. Satria mbola tsy nanova ny maha-izy ahy tao anatiko aho.

Dia nandray fanapahan-kevitra aho : ho lasa ilay olona aloha, vao hahazo.
Nanomboka nieritreritra, nisafidy ary nihetsika tahaka an’ilay vehivavy tiako hahatongavana aho. Teo no nanomboka nilamina sy nifanaraka ny zavatra rehetra.

Tsy izay zavatra tadiavinao no attirenao. Fa izay maha-izy azy anao.
Rehefa miakatra, mi-calibre ny identité-nao, dia manaraka azy ny réalité-nao.

Ankehitriny, tsotra ny mission-ko : hanampy anao hampihetsika ilay version-nao izay tsy mila mihazakazaka mitady intsony — satria efa izy ilay vehivavy mahay mandray.

09/10/2026

Les 11 lois de l’Univers.

Coucou , Charlies Gabriella no anarako, ary manampy ny vehivavy aho hahatakatra zavatra iray tena manan-danja : manomboka miova ny fiainanao rehefa manapa-kevitra ianao hamoha ilay identité an’ilay vehivavy efa nahazo izay tadiaviny.

Nandritra ny fotoana ela, niezaka nanova ny réalité-ko avy ety ivelany aho — fitiavana, vola, validation. Fa tsy nisy tena naharitra. Satria mbola tsy nanova ny maha-izy ahy tao anatiko aho.

Dia nandray fanapahan-kevitra aho : ho lasa ilay olona aloha, vao hahazo.
Nanomboka nieritreritra, nisafidy ary nihetsika tahaka an’ilay vehivavy tiako hahatongavana aho. Teo no nanomboka nilamina sy nifanaraka ny zavatra rehetra.

Tsy izay zavatra tadiavinao no attirenao. Fa izay maha-izy azy anao.
Rehefa miakatra, mi-calibre ny identité-nao, dia manaraka azy ny réalité-nao.

Ankehitriny, tsotra ny mission-ko : hanampy anao hampihetsika ilay version-nao izay tsy mila mihazakazaka mitady intsony — satria efa izy ilay vehivavy mahay mandray.

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FSB Community posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share