English By Nante

English By Nante

Share

Langue anglais,Apprentissage

23/07/2026

📚 Manomboha mampiasa an'ity idiom ity amin'ny resaka anglisy isan'andro!

🥧 "Piece of cake" dia idiom amin'ny teny anglisy izay midika hoe tena mora atao na tsy sarotra mihitsy. Tsy tena miresaka mofomamy izy io, fa fomba fiteny ampiasaina hilazana fa mora be ny zavatra iray.

💬 Ohatra:
✅ The exam was a piece of cake.
➡️ Tena mora ilay fanadinana.

23/07/2026

Ireto misy fomba 3 azonao ilazana ny hoe "Tsy mbola tara" amin'ny teny anglisy.

It's never too late.
Better late than never.
There's still time.

Eg:
A: I'm 40 years old. Can I still learn English?
B: It's never too late.
A: Sorry I'm late.
B: Better late than never.
A: Can I still apply for the job?
B: There's still time.

Iza amin'ireo expression ireo no tianao indrindra? Soraty ao amin'ny commentaire, ary lazao koa raha misy expression hafa fantatrao!

17/07/2026

🤔 What does "Break a leg" mean?

15/07/2026

12/07/2026

ANJARANAO NO MISAFIDY" 🇲🇬 amin'ny teny anglisy? 🤔

👉 "It's up to you." 🇺🇸🇬🇧

🔊 Prononciation : Its ap tou you 🗣️IPA : /ɪts ʌp tə juː/

🇫🇷 C'est à toi de décider.

✅ Examples

✨ 1) It's up to you. I don't mind. 🇺🇸🇬🇧C'est à toi de décider. Ça ne me dérange pas. 🇫🇷Anjaranao no misafidy. Tsy maninona amiko. 🇲🇬

✨ 2) Where do you want to eat? It's up to you. 🇺🇸🇬🇧Où veux-tu manger ? C'est à toi de décider. 🇫🇷Aiza no tianao hisakafo? Anjaranao no misafidy. 🇲🇬

💬 Anjaranao indray izao! Soraty ao amin'ny commentaire ny fehezanteny iray mampiasa hoe "It's up to you." 😊

❤️ Araho ny pejy raha te hianatra teny anglisy mora sy isan'andro.

10/07/2026

Ireto misy expressions anglisy 3 tena fampiasa amin'ny film, série ary resaka andavanandro! 🎬🇺🇸

Raha te hiteny anglisy voajanahary kokoa ianao dia aza adino ireto expressions ireto:
✅ I hate you
✅ You broke my heart
✅ I can't believe you

Ao amin'ny vidéo dia hianatra ianao:
📌 Ny dikany amin'ny teny malagasy
📌 Ohatra tsotra sy mora tadidy
📌 Ny fomba fampiasana azy amin'ny fiainana andavanandro

💬 Lazao amin'ny commentaire hoe: Iza amin'ireo expression ireo no tianao indrindra?

🔔 Araho ny pejy raha te hianatra teny anglisy mora sy haingana isan'andro!

05/07/2026

🔥 Tianao ny hiteny anglisy toy ny tena anglophone ve?

Ireto misy 3 Phrasal Verbs tena ampiasain'ny olona miteny anglisy isan'andro! 🇺🇸🇬🇧

📚 Hianaranao ato:
✅ Ny dikan'izy ireo amin'ny teny malagasy
✅ Ohatra mora amin'ny teny anglisy

💬 Soraty amin'ny commentaire hoe: Iza amin'ireo no tianao hampiasaina voalohany?

🔔 Araho ny pejy mba hianatra teny anglisy mora sy haingana isan'andro!

02/07/2026

🔥 Ireto misy expressions anglisy 3 izay tena ampiasaina rehefa tezitra na mifamaly, nefa vitsy no mahalala ny tena dikany! 😲

Amin'ity vidéo ity dia ho hitanao ny hevitr'izy ireo amin'ny teny malagasy sy ny fomba fampiasana azy.

💬 Iza amin'ireo no tianao indrindra? Soraty ao amin'ny commentaire! 👇
📌 Araho ny pejy raha te hianatra teny anglisy tena ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro.

01/07/2026

🔥 Fantatrao ve fa tsy fomba iray ihany no ilazana ny hoe "Je ne sais pas" na "Tsy haiko" amin'ny teny anglisy?

🎥 Amin'ity horonantsary ity dia hianatra fomba 3 hilazana ny "Je ne sais pas" ianao, mba hahatonga ny fiteninao ho voajanahary kokoa.

💬 Iza amin'ireo no tianao indrindra? Soraty ao amin'ny commentaire!

📌 Araho ny pejy fa mbola hisy lesona anglisy zarainay sy mora isan'andro eto amin'ity Pejy ity👇🥰

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

101
Antananarivo
101