Ecrim

Ecrim

Share

"Osez écrire votre histoire" Alors rejoignez-nous dès maintenant pour démarrer votre aventure avec ECRIM !

ECRIM est un centre de formation professionnelle et un institut supérieur spécialisé en informatique et management qui a pour objectif d'aider les jeunes malgaches à réussir dans leurs carrières professionnelles. Nous offrons des programmes en alternance en partenariat avec des entreprises locales et internationales, afin que nos étudiants puissent acquérir des compétences concrètes tout en étant

05/06/2024

Mitady asa ve ianao ? Maniry ny mbola hanohy fianarana ihany koa ? Sa maniry ny hahazo diplôme mifampitaha amin'ny any ivelany ? Sa maniry ny hanohy ny fianaranao any Frantsa ohatra ? Tsy nofy intsony izany fa ato amin'ny ECRIM sady miasa no mianatra ianao. Sady mandray vola no mahazo traikefa. Etsy akilany afaka manohy fianaranao any ivelany ihany koa ianao raha izay no nofinofinao. Ny fidirana dia ny 10 jiona izao ka tandremo sao tara fa voafetra ny toerana. Raha manana Niveau terminal ianao dia efa afaka tsara manaraka ireo fampianarana ao amin'n[y Ecr](https://www.facebook.com/profile.php?id=100090394097017&__cft__[0]=AZWvCpIYoID_47VPlAKUa-KUyLuLQLv6gBkf8vj4Q1GgApa_78HgiCtixo_owr7pe3LdoR6Ou6L7_UUKoxRGDGKb5DMvL_aK6vekoKkDZpMScjXQ-cJS05x2RZvK24fuDQw0hiAR_ZIF1qjm53J9t2gL3WhN0UvEp57NteR5s05VBG1bDNyfFV1Gi8gI_HTCHh4r24KoCmVcvQGHb6hFLNzt&__tn__=-]K-y-R)im. Fanazavana fanampiny : [email protected] n[a www.ecrim.](https://l.facebook.com/l.php?u=http%3A%2F%2Fwww.ecrim.fr%2F%3Ffbclid%3DIwAR3DyavY5upvnE01qw7It8Me51Pl1djoWsgf5RpvuwdLklCkeWswDRnCLyw&h=AT1O7cSWdNKIhJynsme6rRXyxKuZxqna-PyZF6zD7-bngF_mRzImHlzZEY3yPlv1DBK_1rQOZ2wlJF0J2PWkxWBx_HpkRJaYCOX1Gg8HU72IRR3H4NndkPZLO2fkG9oMqQ&__tn__=-UK-y-R&c[0]=AT0laXX0gIr4KDglQRkEuYSHRixKglDrgyz51mZQpfQMceftXLqt91kbXMXST4-C4VBugpBwNTVwdCBVH3nE8QszqJXO4i2We-JE5Ip2ndA4otu4PZXNsHfOlGFJG_v_7cm1PvUmS-CgpEVqkSX6Ksvy7etHumYljlm6sc2fOCIr8f08UbxVqgNH6r0eTdh8E4a8f1T6DKkJkC9Kxvk2exLJ5R7TEOMcwCyq)fr na mandefasa hafatra mivantana amin'ny pejy .

03/04/2024

Tongava mianatra sy mampitombo fahalalana✍🏼, ny 08 Avril 2024 ho avy zao ny fidirana ato amin'ny Ecrim!
Ny ato amin'ny Ecrim dia misy Formation en alternance, zany oe sady mianatra no miasa📚📑
👇Ireto avy ny filières azo hisafidianana:
💠Management d'entreprise
💠Développement web et web mobile
💠Technicien d'assistance informatique
💠Technicien supérieur en systèmes et réseaux
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina ato amin'ny pejy na miantso ny laharana 📞 +261 34 14 722 46
Toerana: Namontana rond point coco
👨🏽‍🎓Avec ECRIM : "✍🏼📚Osez écrire votre histoire✍🏼📚

Toerana: Namontana arrêt bus coco
👨🏽‍🎓Avec ECRIM : "✍🏼📚Osez écrire votre histoire✍🏼📚

06/03/2024

Salama eh😃

Izahay ato amin'ny ECRIM dia mbola faly milaza aminareo fa mbola misokatra ny fisoratana anarana: aza tara fa amin'ny 11 Martsa ho avy izao ny fidirana manaraka😊

08/02/2024

🌟 Rejoignez notre équipe en tant que Stagiaire en Communication et Marketing à l'Université Ecrim ! 🌟

📢 Vous êtes passionné(e) par la communication et le marketing ? Vous recherchez une expérience enrichissante au sein d'une université dynamique et innovante ? Alors cette opportunité est pour vous !

👉 À propos du poste :
- Vous participerez à la création et à la mise en œuvre de stratégies de communication et de marketing pour promouvoir nos programmes et événements.
- Vous collaborerez avec une équipe motivée et créative pour concevoir du contenu engageant pour nos différents canaux de communication.
- Vous aurez l'opportunité de développer vos compétences dans un environnement professionnel stimulant et bienveillant.

💼 Profil recherché :
- Étudiant(e) en communication, marketing ou domaine connexe.
- Créatif(ve), dynamique et doté(e) d'excellentes compétences en communication écrite et orale.
- Maîtrise des outils informatiques et des réseaux sociaux.
- Capacité à travailler de manière autonome et en équipe.

📅 Durée du stage : 2 Mois

✉️ Pour postuler :
Envoyez votre CV et une lettre de motivation à [email protected]
Contact : 34 80 519 30

Ne manquez pas cette opportunité de faire partie d'une équipe passionnée et de contribuer au développement de l'Université Ecrim !

08/02/2024

Ny Institut supérieur Ecrim namontana Dia mandray stagiaire en communication et marketing

31/01/2024

salama e! izahay ato amin'ny ECRIM dia mbola faly milaza aminareo f mbola misokatra ny fisoratana anarana ; aza tara ary fa amin'ny 12 febroary ho avy izao ny fidirana manaraka😊

30/01/2024

Manana faniriana ny ho lasa Managers ve ianao? Vonona hanampy anao amin'ny zany ny ECRIM!
Aiza adinoina ary fa mbola misy ny fidirana manaraka ato amin'ny ECRIM ny 12 Février ho avy izao .💻🖥🖨
💠Aoka tsy ho tara fa mbola misokatra ny fisoratana anarana✍🏼✍🏼
👨🏽‍🎓Sahia : "✍🏼📚Manoratra ny tantara anao miaraka amin'ny ECRIM✍🏼📚"
📞 +261 34 14 722 46
Toerana : Namontana Rond point coco

30/01/2024

"À l'Université ECRIM, l'excellence académique devient une seconde nature. Joignez-vous à nous pour une expérience éducative qui transcende les limites et éveille la brillance en vous."🧑‍🏫👩‍🎓
Avec ECRIM "Osez écrire votre histoire"

30/01/2024

Tongava mianatra sy mampitombo fahalalana, ny 12 février 2024 ho avy zao ny fidirana ato amin'ny Ecrim!
Ny ato amin'ny Ecrim dia misy Formation en alternance, zany oe sady mianatra no miasa📚📑
👇Ireto avy ny filières azo hisafidianana:
💠Management d'entreprise
💠Développement web et web mobile
💠Technicien d'assistance informatique
💠Technicien supérieur en systèmes et réseaux
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina ato amin'ny pejy na miantso ny laharana 📞 +261 34 14 722 46
Toerana: Namontana arrêt bus coco
👨🏽‍🎓Avec ECRIM : "✍🏼📚Osez écrire votre histoire✍🏼📚

30/01/2024

Tongava mianatra sy mampitombo fahalalana✍🏼, ny 12 février 2024 ho avy zao ny fidirana ato amin'ny Ecrim!
Ny ato amin'ny Ecrim dia misy Formation en alternance, zany oe sady mianatra no miasa📚📑
👇Ireto avy ny filières azo hisafidianana:
💠Management d'entreprise
💠Développement web et web mobile
💠Technicien d'assistance informatique
💠Technicien supérieur en systèmes et réseaux
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina ato amin'ny pejy na miantso ny laharana 📞 +261 34 14 722 46
Toerana: Namontana arrêt bus coco
👨🏽‍🎓Avec ECRIM : "✍🏼📚Osez écrire votre histoire✍🏼📚

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address

Anosizato Est
Antananarivo
ADRESSE:IIIU152GPW