28/06/2024
1er/ 1012 élèves au concours d’entrée en classe de 6è au CEG NANISANA
— Voalohany teto amin’ny tantaran’ny sekoly LES SAPINS BLEUS
— Voalohany teo amin’ny tantaran’ny sekoly rehetra eto AMBOHITRAKELY.
Noho izao fahasoavan-dehibe nomeny izao dia tsy hainay ny tsy hisaotra sy hanome voninahitra an’Andriamanitra fa avy aminy izany
BRAVO MAINNOS, BRAVO MAÎTRESSE
17/06/2024