17/12/2025
🙋Tonga indray ny taom-pianarana 2025-2026, ho an'ny 👉 "Cours d'Anglais parlé👉" Manomboka ny 10/01/2026 ary mifarana ny 21/06/2026.🔸Isaky ny sabotsy amin' ny 08 ora maraina ka hatramin'ny 11 ora atoandro.🔸 Natao ho an'ny kilasy "Second no miakatra, hatramin'ny olon-dehibe" ny fampianarana.👉Natao mirary ny saram-pianarana.👉Toerana: "ECOLE PRIVÉ CYPRÈS" Bemasoandro Est 104 Ambatolampy (mitsofoka eo amin' ny plaque Adventiste Bemasoandro Est). 🙏Koa aza misalasala miantso avy hatrany ny nomerao tél :0346309692 na mandefa hafatra miafina eto amin' ny pejy ho fisoratana anarana tompoko."Voafetra ny isan'ny mpianatra" 🤗