La clé du Succès et du bonheur-Fahombiazana

La clé du Succès et du bonheur-Fahombiazana

Share

Developpement personnel et spiritualité

22/07/2020

POST/F-43
FIAROVANA AMIN'NY MOSAVY SY FAMERENANA NY ZAVATRA RATSY HATAON'NY OLONA ANY AMINY.

Ankafaliana indray ary no hiarabako antsika rehetra amin'izao harivariva izao.

Hizara amin-tsika aho santionana science kabbalistique kely anio izay anisan'ny technique spirituel azon-tsika ampiasaina ,ka ity hatoroko antsika anio ity dia technique Fiarovana mahery vaika, manokatra ny canal d'echange miaraka amin'ny tontolo avo sy plan Invisible.
Miangavy antsika rehetra aho indrindra ny membre vaovao halala-tsaina ka hamaky ny post /f atrany amboalohany mba hazahoanareo ny zavatra rehetra satria indraindray ianareo voafetra ny niveau na voafefy loatra anaty religion de lasa vao iresahana zavatra lalina de ndraindray misy fahatezerana satria mahakitika ilay lasitra nitazana anareo, matoky ny fahendrentsika rehetra ary , raha tsy mety aminao de avelao fotsiny ho eo.

Ity dia ho entina mirenforcé ny fiarovana amin'ny zavatra ratsy rehetra indrindra ny mosavy ka sady miaro anao izy no micanalisées ny energie ratsy alefan'ny mpisopatra hiverina any aminy fa tsy hanan-kery aminao.

Maro be moa ny technique superieur mikasika ny ara- panahy hita anatin'ilay boky ho avoaka ato ato koa mampihomana antsika sahady fa hivoaka tsy ho ela izay Boky izay ka ho an'izay mbola tsy manana ilay boky teo aloha izay miresaka ny fototra rehetra ary pratique hiaingana amin'ny fanokafana ny fahombiazana dia tsara raha manana an'iny satria ity boky vaovao ity de resaka efa niveau superieur mitondra mak@ fahombiazana .
Miantso 324928939 ianao 1amin'io boky navoaka voalohany io, vidiny 20.000ariary.

Tahak'izao ary ny fiactivena ilay Pentacle etsy amin'ny sary:
Imprimeo io sary io tsy maninona na tsy couleur aza
Amin'ny 20h40 min alina no hanaovana ny fanamasinana azy
Apetraho eo anoloanao ilay Pentacle io ary maka fifantohana tsara ka hamasino arakin'ny asany hoe:" Manomboka anio dia manan-kery amin'ny fiarovana ny ratsy rehetra ianao ",
asio ranomanitra,
midina kely aveo ao amin'ny plan mental atsotray eo amboniny ny tanana ary any antsaina no andrakofanao hazavana ilay Pentacle
Apetraho ao an- trano
Hanaovy meditation matetika
Soloy rehefa maloto
Dory de manamboara hafa

Io amin ny sary ilay Pentacle.

Arovy ny ankohonanao ,mankasitraka antsika rehetra , maro ny secret ho zaraina ato ato indrindra ao amin'ilay boky vaoavao hivoaka io fa maharitra kely isika.

Samy soavatsara Tena Andriamanaitra tompoko

20/07/2020

Publication6
FAMBOLENA HERY MAMPAHOMBY

Fizarana voalohany
Miarahaba ampanajana tompoko...

Ny fambolen-tsika hery dia hiteraka fahombiazana lehibe raha voafehy sy voatrandraka .

Arakin'ny efa nazavaina tany amin'ny POST tany aloha moa dia hoe Isika dia FANAHY, Io fanahy io dia ilay Pahary, Ilay Fanahy io no tafakambana sy voatrandraka @ mahaolombelona ny Heriny no miteraka fahombiazana lehibe.

Matetika tokoa manko ianareo varina Rituel maro samy hafa vao misy olana kely de rituel , midika izany fa ambany ilay Ahavo hanananao eo @ ilay firaisan@maha Andriamanitra anao, tsy voatrandraka , ka io Fanahy io anefa no mamoaka ilay antsoin-tsika hoe Vibration na fahefana.

Ka mila mahay mitrandraka mba ampiarakana io Ahavo io isika mba hiakaran'ilay Fahefana(Vibration) ka mahatonga anao tonga de mahavaha olana mivantana tsy mila n'ino n'inona .

Ny boky hivoaka ato ato dia hizarana karana technique ambony maro mitondra mak@ io Fitrandrahana sy fampiakarana io ahavo io ka ampiakatra ny fahefana ao anaty ka IANAO Mahavaha olana tsy voatery hila Rituel. Hivoaka tsy ho ela izay.

Fa ny boky nivoaka voalohany ho an' izay mbola tsy manana dia afaka miantso 0348697639 na 0324928939 satria ao no fototra iaingana no sady efa misy santionana technique hamahana olana maro samy hafa @ sarany:20.000ariary.
Tsy voavidy vola raha ny zavatra noraiketina ao fa ho fanomezan-kasina izany.

Tohizan-tsika @ publication manaraka ny tapany faharoa rahampitso.
Samy tsara tompoko.
Mahita fahombiazana hatao e

01/06/2020

Publication4
Ny FAMPIASANA ILAY HERY MAHERY INDRINDRA (ANDRIAMANITRAO) SY NY METHODE (rituel famahana olana maro samy hafa)
Akory aby eeeeee!!!

Aza varin@methode fotsiny fa trandrao ilay Hery matanjaka
ao anatinaO ao.
Ianao mitrandraka hatrany anio Herin'AndriamanitraO io dia tsy hila methode Ianao fa hiakatra ilay tosika matanjaka ao anatinao ao.
Mety misy olana vahanaO anio ka ilainao vahaolana maika izany de hampiasa methode ianao ampiakaranao ny vaikan'ny energie alefanao hamahana ilay olana (mety io ara kasa, fitiavana, vola, tokatrano, sns...) de natosik'ilay Energien ilay methode t@ halalan'ireo fitaovana nampiasainao Ilay Hery tsy ampy ahavo mifanandrify @ ahavo takina zavatra tinao de tonga aingana ny vahaolana, mivaha aingana ny probleme satria nanjary natanjaka ny vaikan'ilay Energie nofenona t@ilay methode natao.

Ka ianao mahay mitrandraka sy mampiakatra ilay ahavo ao aminao ao de ilay olana nilainao methode lasa tsy ilainao methode intsony satria voatrandrakao ilay Ahavo mifanandrify aminy ao aminao ka vao Misaina Ianao, vao miteny ianao, vao manana fanirina de ho tanteraka.

Ny olona mahay mampiaraka an'ireo zany hoe sady mampitombo sy mitrandraka ilay ahavo no mahay mampiasa methode aloha mandrampiakatr ilay ahavo no olona mahomby .
Ny fitrandrahana io ara panahy io de rfa ao Boky voalohany avokoa, ary ny vahaolana maro isankarazany.

SOAVATSARA TENA ANDRIAMANAITRA TOMPOKO
Mirary ny soa lehibe hatrany ho antsika ato sy Page.

31/05/2020

Salanitra daholo ry namana mahomby!!!!!
Amin'ny eriny anio no fanaovana ilay fandroitambola @ alalan'ny sira vaingany, ho an izay mbola tsy mahay azy de mikaroka kely ilay fizarana tao @ groupe.
Ny fomba hatao ampivoarana ny ara-panahy taridalana de efa @ boky voalohany navoaka iny sy ireo techniquem pahombiazana maro sy famahana olana. micommande @ 0324928939,0348697639.
Poste rapide raha faritany sy faritra .
Soavatsara ,mahombiazà @ izay hatao rehetra isika tompoko.

Photos from La clé du Succès et du bonheur-Fahombiazana's post 29/05/2020

Publication3
Ny Signe kabbalistique, Anjely, Mot de pouvoir.
Vola, harena, fiarovana @ fananana, fiarovana ny trano, mampaomby ny afera sns..

Tsy we kabbal de Ctic tac dou zay fa fantaro fa fitaovana ireny ary afaka ampiasaintsika ary ny rehetra.
Ny Signe de midika hoe famantarana ary ny kabbal de midika hoe signature des ange na sonia an'ny anjely.

Ny Signe kabbalistique izany de fitaovana ampiasain'ny Anjely ihany koa satria aza adino fa ny anjely de sal@ fiforonana rehetra ihany ny fiforonany ary Izy de tsy manana endrika na vatana ka nefa afaka maka endrika @ fotoana voafetra, ary Izy de afaka mizarazara maro en même temps ny iray, miisa amanapitrisany izy ireo ni mampiodina ity Univers ity ary samy manana ny asany avy fa ny eto amin-tsika olombelona kosa de 72 no isany ary samy manana ny asany avy eo @ fanampiana antsika raha hay ny mampiasa Azy.

Samy manana ny Orany avy izy ireo ary samy manana ny fotoana izay 20min isan'andro afaka antsoina.
Misy technique fiantsoana azy sy ny fombafomba hatao izay azy ka manafaingana ny fahatanterahan ilay zavatra mifanarakamin'ny asany.

Ny asany, ny fomba fiantso azy, ny fampiasa ny signe kabbalistique sy santionana signe kabbalistique misintona harena, vola, fiarovana fananana, mampirindra ny afera, fiainana, fiarovan@ ratsy sns miarak@ mot de pouvoir Mifanarakaminy.
Raha ilainao zany de ao @ boky voalohany navoakantsika izany rehetra izany, fa tsy ho ary ho alefa eto fa ho an'izay tena mila azy de micommande @ 0324928939 na 034 8697639. Maitre Gasy no nanoratra ny boky ka @ teny gasy zany mazava ho azy, ny antony tsy andefasana azy eto de nohon'ny fisian'ny mpanararaotra moa ra zavatra mahasoa de mba asina tombambidy e.

Ndao ary
Soava tsara tena Andriamanitra tompoko isika ato @ Page sy Groupe FANTARO NY MOMBA ANAO (La clé du succès et du bonheur)

29/05/2020

Publication2
Tontolo andro mahomby
Pratique

Miarahaba antsika nahatratr'izao maraimbaovao izao.
Raha tina ny ahomby hoy isika de mila mamboly fahombiazana, atsoy ny fiainana tinao hiainana, ary aza matoritory fa mpamorona ny tantara anao ianao no sady mpilalao fototra ndeha hanome antsika aho technique iray mba hifankazaran-tsika @ tenan-tsika ka hamoronana izany.

MEDITATION
Mila toerana calme
Madio
Milamina
Manaova manitra tsara
Ataovy manitra ny toerana anaovana azy

Tadidio fa refa omenao tombambidy ny tenanao de misy tombambidy waz ny maha Andriamanitra anao
Mipetraka mahintsy tsara
Atao mahintsy ny colone vertebrale
Aoka ho maivana(leger)
Mifantoka eo ny saina manotolo (plan mental) .
Inspiration moramora abotsina ny kibo, tazomina kely, avoaka moramora
Refa mifantoka tsara, malefaka tsara ny vatana de:
Teneno miarak@ endrika miramirana hoe : Hanokana 5minute isamaraina aho hamaritako ny tontolo androko ampahomby ahy.
Avereno in-7 miadana tsara io am-bava(causal) ary ataovy mahatsapa hafalina ianao any anatinao any.
Aveo midina kely ao @ saina(plan mental)
Akipio ny maso, ataovy ilay mouvement de respiration voalaza etsy ambony, mifantoha @ io rivotra sotomina miadana, tazomina, avoaka miadana.
Apetrao eo @ ecran (esprit conscient)eo amzay ny hataonao rehetra toan'ireny film reny mandrapatonganao tafaverina ao antrano, eny hatr@ matory, tena hiaino ataovy itanao enao mitsiky, mahomby ny hatao rehetra, itanao ny mpiaramiasa rehetra, enao miasa sns...
Vita zay midina kely ao @ fo(plan astral)
Misaotra An'AndriamanitraO : Mankasitraka anao ry Andriamanitro fa hiaina tontolo andro mahomby aho.

Aveo ny plan physique sy etherique mikambana amin ireo mitsangana mande manao ny action, ravao tsiky, ankaofy, afaka mivoaka kely ao antokotany teneno hoe : Bonjour le Jour, hoitanao fa refa zatra miaraka,@ nature enao sy efa ao anatinao hoe cadeau ity andro anio ity de ho lasa tia miaina ianao ary ny hafalinao sy fahaizanao mankafy iny no miteraka attiration vibration positive.
Akao fy aloha ny ankehitriny e
Hiaino, io aloh ny eo de io mande zany fa refa mamboly fahombiazana ianao de tsy maintsy hioty fahombiazana ary hanaraka izany ilay antsoina hoe jotran ny tontolo (direction de l'Univers)

Soavatsara Tena Andriamanitra isika ato @ page sy Groupe FANTARO NY MOMBA ANAO(Cle du succès et du bonheur)

Photos from La clé du Succès et du bonheur-Fahombiazana's post 28/05/2020

Publication1
Tontolo andro mahomby
Ahoana ny hatao ary e

Miarahaba ny ato @ groupe sy ato @ page.
Arahaba nahatratran 'izao maraim-baovao izao indray isika rehetra!!!! Cadeau ny ankehitriny, io segondra hiainana io, ny minitra, ny ora, ary ny andro ary ny mahay mamaritra tontolo andro mahomby ary indrindra mahay mankafy ny ankehitriny no olona mahomby.

Io fankafizana io no ndao hiainana aloh e! Ankafizo ny ankehitriny, ndao hifalina fa kay cadeau lehibe tsy misy mahasolo, ndao volena hafalina izay hatao aloha.
Refa mahay faly enao de hiteraka hasambarana eo @ nao izany.
Refa ankafizinao ny ankehitriny de ho lasa tia miaina ianao.

Ndao ry namako fa zay aloh ny la cle voalohany.
Publication1
Publication manaraka ny fomba hamolavolana ny tontolo andro mahomby.

Manasa anao hiditra ato @ pagetsika sy hi'invité ny namana.
Soava tsara Tena Andriamanitra Tompoko

27/05/2020

Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika ny page ary manasa antsika hi'invité ny namana hij'aime ny page fa hiainga tsy hoela ny techniquem-pahombiazana maro samy hafa hoentina amin'ny fiainana manotolo ato, ary indrindra ny fanabeazana ara-panahy sy mahaolona.
Soavatsara tena Andriamanitra ry Namako, mirary antsika ny lohan'ny tsara hatrany, mahombiazà isika rehetra.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Tananarivo
Antananarivo