28/01/2026
Promotion bé ity 🎊✨
Miarahaba antsika rehetra ary faly manolotra anareo an'ireto entana essentielle @ fihainana andavan'andro ireto:
♻️ Bouilloire " SKARLETT " en inox avec doublure, 1 mn dia mafana ny rano ary Maty rehefa mangotraka be ny rano ( mitsitsy courant bé)
Prix : 25.000ar .
♻️ Fatana courant simple feu , avec régulateur, 1,2,3,4,5 ( manala fasahiranana, ny charbon Zao efa niakatra n'y vidiny 🤭)
♻️ Moulin à café ou soja, voanjo, Sakay sns , matanjaka bé, Sady Tonga de mivadika vovony bé vétivety ny café, ( vita Japan )
♻️ Mini rice cooker 🍚 ( multi fonctions)
2 vitesse , satria de afaka Mahandro vary no afaka handrahoina laoka , afaka hanaovana cuisson à vapeur. Mahavita vary 2 kp mahery .
Aza misalasala ary manao commande na récupéré à 🔍 Tsena alakamisy anosy (Box 150 Ddc ) , manao livraison sy mandefa @ faritra rehetra 📦🛵
📞 : 038 99 798 56 ,
17/12/2025
✨Salama daholo nareo...
@ izao akatroky ny fety izao an, de manolotra anareo zavatra tsara hatrany
Tsara foana raha hampiasa de Aleo zavatra vaovao foana ra atao ao an-tokantrano.
Ity fatana à gaz "TRUST" plaque en téflon Sady économique bé no facile à nettoyer s'y emporter Ary allumage automatique izy
Simple: 60.000ar
Double:100.000ar
Misy câble à gaz ihany koa...
Manao livraison.
0389979856
16/11/2025
Araraoty reto a
Sady misy arrivage maro ato fa aza miala lavitra
Misy jeux 🥰🤚
11/11/2025
Coucou daholo nareo...
Somary nangingina kely aloha tato ho ato fa mbola nandamindamina tsena kely 😚🌹
Araho tsy tapaka ny pejy fa hisy zavatra vaovao sy tsara bé ho zaraina @ tsika . Ny jeux sns 😉
Bizou 😚
12/08/2025
Gourde tsara kely ❤️
Misy couleur Zay tinao
Prix 14000ar monja 😍
Livraison partout ❤️❤️
Mandefa any am faritra 🥰
19/05/2025
Sac Banane Homme — Style & Liberté !
Marre des poches trop pleines ? Adoptez le sac banane : pratique, stylé et léger.
Parfait pour vos sorties, voyages ou sport.
Dispo maintenant - Stock limité !
Prix : 25.000AR
📞034 46 431 48 ou 032 94 367 48
🚲livraison tana et province