Fampianarana teny français

Fampianarana teny français

Share

Fifampizarana vocabulaire français hoany rehetra tsy ankanavaka Peut un port ce que tu fait pour obtenir ce que tu veux 😊😘

05/12/2025

Andao mba ajanona amizay le très fona refa miresaka 🙂👇
mandefa mp zay mila PDF fampianarana 5000ar monja anh,

Photos from Fampianarana teny français's post 04/12/2025

bonjour daoly ‼️
tena betsaka be nareo nande mp tamiko fa tsy afaka namaly anareo za noho ny antony manokana ka dia hialatsiny eto.

Efa disponible ny version PDF fampianarana teny frantsay hoatsika zay lina✅tena manampy be izy io satri dia base ahaizana tsara 🤗 misy dikany teny gasy hatrany!

Aminy sarany mora indrindra 5000ar👌‼️zakany rehetra tompoko.
Afaka tonga dia mandefa mp zay lina
WhatsApp 0344812998

04/12/2025

Miverina amizay ny fampianarana anh🤗somary pause kely teo noho ny antony manokana.
Nanomana zavatra tsara be hoanareo aho🙂

21/05/2025

Ilaina be👇

Teny vitsivitsy ireo mitovy fanonona fa tsy mitovy hevitra 👇

18/04/2025

📚📝👇

17/04/2025

Leçon manaraka📝📚
Asio commentaires hoe liana zay mila vocabulaire de base👇

12/05/2024

📝📖📚

31/03/2024

Io ndrai ny leçon androany 👇
Rehefa inona no mampiasa (ça) et (sa)
De ataovy ao am commentaire ny valiny ilay phrase io amban io😊(petite exercice)

Photos from Fampianarana teny français's post 18/03/2024

Différence entre [ plus tôt ] et [ plutôt.]
Ny mahasamy hafa azy roa reo.
♦️Mitovy2 fanoratra f samy hafa hevitra.
🔸NB: # = mifanohitra🙂✍️

15/02/2024

Ela2 zay ah🙂 io ndrai ny leçon kely manaraka 👇📚📝
[ Tsy rarahako na koa oe tsy hesako saina😁] io ny fiteny azy en français 👇👇

31/01/2024

📚📝📒 leçon manaraka 👇

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo