St Louis fikirizana isotry

St Louis fikirizana isotry

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from St Louis fikirizana isotry, Academic camp, IVL 2aa bis itosy, Antananarivo.

01/10/2025

Noho ny toe-draharaha tsy azo ialana dia ho faty ao anatin'ny taona maromaro ny groupe St Louis fikirizana isotry ka noho izany dia namorona groupe vaovao izahay, io ambany io no photo de profil n'ilay vondrona
misaotra tompoko ☺️

30/09/2025

Noho ny toe-java-misy eto amin'ny firenena izay mahakasika manokana ny fianarantsika , dia tsy mianatra mandritra ity herinandro ity . Izany hoe ny alarobia 01 oktôbra ka hatramin'ny Sabotsy 04 oktôbra ny eto amin'ny sekoly Saint Louis Fikirizana Isotry . Iaraha-mahita eo ihany izay ho mety fivoarany ny amin'ny alatsinainy 06 oktôbra 2025. . Entano ireo namana mba hiditra amin'ny Pejintsika mba haharaka vaovao. Samia tahian'Andriamanitra ary samia heren-doza.

30/09/2025

miato ny fampianarana ho an'ny anio ariva noho ny toe-draharaha misy eto amin'ny firenena,miverina kosa isika ny ampitso 1è octobre

02/08/2025

manao ahoana ny vacances rakizy ah

Photos from St Louis fikirizana isotry's post 07/08/2024

Miarahaba antsika rehetra io ny lesitry ny fitaovanan'ny mpianatra rehetra tongavaMp raha ohatra mbola mila fanazavana fanampiny

27/03/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Øø Nïåïnå ØØ, Ke Ke Malgash, Roukaya Jsr

14/03/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Ando Raharimalala, Pãtrïck Lëë Rõí, Yashminah Årphý, Arlette Raharimalala, Fah Bien

29/01/2024

Salut👋👋

16/05/2023

Tsy ho adinonay mandrakizay ireo soa vitanao tamin ireo mpianatra maro be

Ho rasin ilay Ray mahefa ny zvatra rehetra anie ny fanahina

16/05/2023

Filazana manjoha eto

Tantely amam-bahona ny fiainana satria oe amin ny fankalazana ny faha-65 taona ny sekoly

Nodimandry omaly ariva tokony tamin ny 5ora ary i madame Parfait izy mo dia mpampianatra ny 7èm teto amin ny sekoly
Mandriampiadanana madame Parfait

17/04/2023

Enviteo ndray ary ny namana i-abonné ny page eh

03/03/2023

Tageo daoly ary reo mpampianatra rehetra fatatrareo ao @ sekoly eh

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

IVL 2aa Bis Itosy
Antananarivo