02/05/2026
CASH POINT AVY AMIN'NY COMMISSION KELY HO LASA VOLA MAHARITRA
NATAO HO ANAO ITY RY NAMAKO
❗ Manana finday ianao
❗ Mahafantatra Mvola / Orange Money / Airtel Money
❗ FA mbola tsy mahazo vola be amin’izany ?
👉 Midika izany fa TSY mbola hainao ny TENA TEKNIKA !
📖 FORMATION CASH POINT COMPLET (PDF) – Teny gasy mazava
Ity no ilainao raha te:
Hahita vola isan’andro amin’ny Cash Point
Hampitombo be ny commission-nao
Hahafehy ny rafitra rehetra tsy misy hadisoana
AO ANATINY:
Fomba fiasa PRO + Codes rehetra
Tetika hahazoana BONUS sy COMMISSION MAX
Paikady ANTI-ARNAQUE (tsy ho voafitaka intsony ianao)
Fomba fitantanana vola haharetana sy hahazoana tombony
Ny marina:
Betsaka ny olona manao Cash Point…
Fa vitsy no tena mahazo vola be
IZA NO ANISAN’IREO VITSY ?
Ireo mahalala ny stratégie
Tombony lehibe:
Raisinao avy hatrany
Azo ampiharina dieny androany
Vokatra haingana raha tena manao ianao
PRIX: 10 000 Ar fotsiny
(vidin’ny fahalalana hahazoanao vola isan’andro)
Mandefasa MP izao dieny izao
Aza miandry rahampitso
Aza mijery fotsiny
RAISO NY FAHALALANA – ATAOVY NY VOLA
17/03/2026
🚀 Atsaharo ny fisalasalana : Manomboka eto ny asanao amin'ny Internet !
Te hahazo vola amin’ny Internet ve ianao nefa tsy mila mivoaka ny trano ?
Ity PACK SPÉCIAL 4-IN-1 ity no hanampy anao hanomboka avy hatrany.
💡 Tsy mila diplaoma ambony !
👉 Mila teny frantsay kely + fahasahiana fotsiny dia efa afaka manomboka miasa en ligne ianao.
📦 Inona no ao anatin'ilay Pack ?
📘 Guide Freelance
➡️ Torolalana tsikelikely ho an'izay vao hanomboka hiasa amin’ny Internet.
✍️ Rédaction Web
➡️ Fantaro ny tsiambaratelon’ny mpanoratra matihanina mahazo vola en ligne.
📱 Community Management
➡️ Ianaro ny fomba fitantanana pejy Facebook sy tambajotra sosialy.
🤝 Prospection LinkedIn
➡️ Fomba hahitana mpanjifa any ivelany sy hahazo asa freelance.
💰 Vidiny : 10. 000 Ar monja
📩 Livraison :
E-mail
Messenger
WhatsApp
📍 Afaka alaina mivantana eto Andoharanofotsy koa.
📞 Contact : 038 65 045 07
🔥 Te hanomboka ve ianao ?
👉 Alefaso MP izahay
na soraty "LIANA" eo amin’ny commentaire dia ho valianay ianao.
⚡ Manomboka androany ny fahafahanao miasa amin'ny Internet !
09/03/2026
🔵 TE HAHAY MITANTANA PEJY SY HAHITA VOLA AMIN’NY TÉLÉPHONE VE ENAO?
Amin’izao fotoana izao, orinasa maro no mitady olona hitantana ny tambajotra sosialiny toy ny:
Facebook
Instagram
TikTok
Ary maro no efa mahazo vola isam-bolana amin’io asa io 💼📱
Fa ny fanontaniana:
❓ Mahay ve enao?
❓ Fantatrao ve ny fomba hahazoana client?
💡 Izany indrindra no antony namoronako ity:
📘 “GUIDE POUR DEVENIR COMMUNITY MANAGER”
Boky PDF feno sy mazava miampy video masterclass Ahitanao ireo torohevitra n'y tokony ho atao sy ireo mila hajanona ,tsarovy fa natao ho an’ny:
✔️ Débutant
✔️ Olona te hanomboka activité en ligne
✔️ Olona te hanana vola fanampiny
📚 Ao anatiny:
✔️ Fomba fanombohana amin’ny zéro
✔️ Fomba fanoratana publication mahasarika
✔️ Fomba fampiasana Canva
✔️ Fomba fanaovana vidéo amin’ny CapCut
✔️ Fomba fitadiavana client voalohany
✔️ Modèle message DM prêt à copier
🎯 Tombony ho azonao:
✨ Afaka miasa an-trano
✨ Tsy mila diplôme
✨ Afaka manomboka amin’ny téléphone
✨ Asa mitombo be amin’izao fotoana izao
💰Tsy mila mandoa formation lafo be ianao.
Ity boky PDF ity dia natao ho mora vidy nefa feno stratégie.
🔥 Raha te hahazo ilay boky PDF ianao:
👉 Soraty amin’ny commentaire: CM
na
📩 Alefaso hafatra miafina dieny izao
📌 Aza miandry rahampitso