Cours d'Allemand Ambohimangakely

Cours d'Allemand Ambohimangakely

Share

Appenez l'Allemand chez nous si vous voulez faire un bain de langue avec des natifs allemands

18/06/2026

Alefako eto ity video ity fa tena mbola faly be foana Frau reto raha vao mahita an ito na dia efa une semaine aza izay a ������

Tena oe nandray ahy ho Reny mihitsy ianareo fa tsy Mpampianatra fotsiny.

Misaotra, mankasitraka

Je ne trouve pas le mot fa dia tafità soa daholo

Misaotra antsika nanao azy, manskasitra anareo ef any Allemagne nef mbola mandany vola aman karena hoan i Frau

Misaotra eeeeee ��

09/06/2026

Te ho any Allemagne ve ianao (Au Pair, FSJ, Sprachkurs)?
Te hianatra Allemand?

- A1 (Ho an'ny vao manomboka)

- A2

- B1

📥 Raha liana ianao:

MP na 📞 034 46 225 70

📍 Ambohimangakely

Manoratà hooe "Liana" eo @ Commentaires dia omena anao ny détails rehetra

⏳ Aza tara fa voafetra ny toerana !

05/06/2026

Shoutout an meine neuen Rising Fans! Toavina Rafen's, Andrianina Mahenintsoa, Anjara Haingoniaina

02/06/2026

Ho ampitanay aminy ve ny hafatra fa ato aminay izy sa ho mentionenay eto fotsiny mba ho hitany ity 🤣😂🤣

📩Lieber Mickaël Razafin....😊🥰

01/06/2026

Les inscriptions pour les B1 mois de Juin sont strictement fermées,
merci de votre confiance :-)

31/05/2026

À toutes les mamans de cette communauté,

À celles qui apprennent l'allemand entre deux tâches quotidiennes,

À celles qui encouragent leurs enfants à ouvrir leurs horizons,

À toutes les figures maternelles qui nous guident avec tant d'amour : Merci d'être des super-héroïnes du quotidien.

"Ein Bild sagt mehr als tausend Worte, aber die Liebe einer Mutter sagt mehr als das ganze Universum"

19/05/2026

Mioty vokatra ireo mpianatra ato aminay.

Nitodi-doha hoany Allemange ihany koa i Anjara!

Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anao izahay! Ho tonga amin'ny ambony indrindra.

Hoanao maniry ny hiasa sy hipetraka any Allemagne, tsy sarotra be ny lalana nefa kosa tsy natao hoan'ny rehetra.

Tsy tena oe lafo be akory fa natao hoanao ilay tsy mi-abandonne mihitsy, natao ho anao ilay tsy mora kivy!

Ny mpianatra ato aminay dia tsy voatery miditra agence daolo.

Ampianarina izy ireo ahay hitady lalana irery, fa manampy 100% kosa izahay amin'ny fikarakarana visa sy fanamboarana ny taratasy rehetra.

Photos from Cours d'Allemand Ambohimangakely's post 12/05/2026

😭in -3 refusé ny visa 😭

Eny tena nisy izany!

Tsy mivarotra "rêve" izahay fa manantanteraka "rêve"

Eny tena refusé in -3 ny visa an'ity tovovavy kely ity, tsy tato aminay izy ny nanao ny demande de visa roa voalohany, fa rehefa tonga tato anefa nanao demande fan-3 fa dia mbola refusé ihany.

Ny antony dia tsy ho lazaiko eto fa tsy avy aminay ilay izy.

Tsy kivy anefa izy, izahay koa tsy miala maina izany fa dia atao daolo ny moyen rehetra mba ho lasa ny ankizy.

Eny e, tsy hanao pub akory aho eto ka hilaza oe zay mianatra rehetra ato aminay dia accepté daholo ny visa.

Eny, misy visa refusé ato aminay fa izany tsy midika oe tapitra eo ny lalana, tsy misy mi-abandonne izany eo!

Lavo, mitomany, malahelo dia mitraka dia ndao indray!!!!

Lasa ihany ilay faravavy kelinay tato! Lay tsy mba mi-rate occasion mihitsy rehefa misy évènement eto amin'ny Sekoly, ilay tonga foana na an-tsaha na an-tanana. Ilay mpanatitran'i Frau @ moto rehefa mody, ilay mpatory lava aty @ Frau fa efa zanaka an-trano ony !!

Tongava soa @ ambony indrindra

Fa tsy izay ihany anefa! Coup double !!!

Ny sabotsy 02 Mai lasa teo dia ankizy roa no nitodi-doha hoany Allemagne rehefa nianatra volana maro tato aminay.

Andro iray, avion iray, escale iray, eny Bundesland iray mihitsy aza!

Mirary soa anareo mianadahy izahay

24/04/2026

Ny cours spécial „Sprechen“ dia tsy misy lesona be fa tena oe technique natokana hamolahana anao hiteny Allemand tsy misy tahotra sy misosa tsara

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo