26/11/2025
👉👉👉 INONA NO VAOVAO.
Betsaka isika🤝 no efa niandry ilay fiaraha miasa miaraka amin💗 Cie Madagasc art Mix dance sy💗 Ouat Event.
Jerevo📱😉 ny sary ary alefaso Mp na miantso amin ireo contact tsika ireo📱.
🎁🎁 Izay manao Reservation hatramin fin Mars 2026 dia omena fanomezana manokana.
Misaotra nareo mialoha ary eee.