CLUB A Ankazomanga

CLUB A Ankazomanga

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CLUB A Ankazomanga, College & University, Tana 101, Antananarivo.

Photos from CLUB A Ankazomanga's post 24/04/2026

Faly Miarahaba an'i Setra Tsihoarana isika amin'izao fitsingerena ny taona nahaterahany izao..
Lateral droite an'ny CLUB A izy
Andeh hiaraka hirary soa azy isika 😊🥳

14/04/2026

Nohon'ny sompatra kely madinika dia nisy nipirate ary nangalatra ny pejy teo aloha💔💔, ka indro ny pejy vaovao hizarana amintsika mpankafy ny ekipa indray ireo vaovao maro samihafa momba ny lalao sy ny fandaharam-potoanan'ny ekipa...
Asao ary ny namanao mba hi abonnés ny page🙏🙏

Mijoro hatrany ny CLUB A Ankazomanga

Hoan'ny Baolina kitra
Hoan'ny Tanàna ⚽🙏✊
____________________________________

Suite à une petite erreur, quelqu'un a piraté et volé l'ancienne page 💔💔. Voici donc la page pour partager avec vous, les fans de l'équipe, diverses actualités concernant les matchs et le calendrier... Abonnez-vous à la page ! 🙏🙏

Le CLUB A Ankazomanga est toujours debout

Pour le football
Pour le quartier

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Tana 101
Antananarivo