examen bacc 2026

examen bacc 2026

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from examen bacc 2026, Education, ambohipo, Antananarivo.

🎓 Prépare ton BACC 2026 avec succès !
📚 Partage de leçons simples
✏️ Exercices variés pour tous les niveaux
📝 Sujets et types d’examen à connaître
💡 Astuces pour mémoriser facilement
👍 Aide complète pour tous les élèves motivés
#Examen_bacc_2026 🙏

02/06/2026

▶️hanangana groupe mba hisian'ny fifampizarana bebe kokoa isika, ao no tena ifanampiana ka izay mpanaraka ny page, izay mandefa mp ao amin'ny commentaire an'ity publication ity no ahiditro ao anatiny.
Ambarako mialoha fa izay olona vonona hifanampy ihany no mihiditra amin'ilay groupe.
✅fifampizarana sujet,
✅raha misy exercice sujet tinareo ho corrigena na tsy tafavoaka dia afaka alefa ao daholo,
abonnéo ny page 👉 examen bacc 2026 ary
fans

02/06/2026

mialatsiny tamin'ny tsy fisiana fizarana rankizy fa tsy teto antoerana aho🙏😊, iverina eto amin'izay anampy anareo.

28/05/2026

misy sujet sy leçons maro angatahinareo ao amin'ny commentaire sy mp😌, ezahiko alefa eto @ page rampitso fa maro loatra nareo🙏

Photos from examen bacc 2026's post 28/05/2026

Ireto ary ny citation tena mora ianarana be🤗,
Bon révision à tous✍️🙏


Abonnéo atrany ny page ary🙏

28/05/2026

misy partie manaraka amin'ny citation ao🥰, araho ny page fa ho hitanao avy atrany.

28/05/2026

ity ary misy ilay notadiavinareo e😊🙏

mirary tontolo andro mafinaritra ho antsika rehetra🤗
abonnez-vous la page s'il vous plaît🙏🥰

Photos from examen bacc 2026's post 28/05/2026

ity ary misy ilay notadiavinareo e😊🙏

mirary tontolo andro mafinaritra ho antsika rehetra🤗
abonnez-vous👉 examen bacc 2026

Photos from examen bacc 2026's post 26/05/2026

Maro be nareo ny mitady sujet ho an'ny OSE, ireto ary misy alefako maromaro,😊🙏


Bon révision daholo ôôh✍️🤗
Abonnéo atrany ny page ary

Photos from examen bacc 2026's post 24/05/2026

Sujet bacc 2023 rehetra ireto😊🤗
Mazoto manao révision daholo🙏✍️
Abonnéo ny page 👉 examen bacc 2026

24/05/2026

Joyeux pentecôte daholo ô,🥰🎉🎉
Mirary fety sambatra ho an'izay mankalaza ny andro androany😊🤗.
Mazoto miantso ny fanahy masina mba anampy anao indrindra amin'ny examen efa akaiky🕊️💖
examen bacc 2026

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Ambohipo
Antananarivo
101