17/06/2025
Ho anao mitady vadin'asa sy fidiram-bola ho anao manokana
(Mpivarotra, mpandraharaha, olon-tsotra ,sns...)
Liana @ fanafarana Entana avy any Chine ve ianao?
Te hanomboka business rentable ve ianao?😱🥰
hoanareo mpiasan-tena na hoan'ireo izay misehatra amin'ny varotra dia afaka manampy anareo izahay ato FPRC Madagascar. amin'ny fanafarana entana tompoko mba hampivelatra sy azahoana tombon-tsoa eo amin'ny sehatrin'ny varotra.
🔥Ahoana ny atao raha hanafatra entana any Chine ?🔥
👉 Ny fanafarana entana avy any chine dia anisan'ny business rentable be amin'izao.
👉 Tsy be dépense ary tsy mi-deplace fa ao an-trano ihany manafatra entana de tonga ny entana.
👉Fiofanana azo antoka no omenay anao ary formateur efa matianina no hizara traikefa ho anao.
📌Atomboy amin’izay eo ampelatanana fa aza miandriandry.
📌Ireto avy ny zavatra ampianarina anao anaty formation :
✔️Famoronana compte
✔️Technique firesahana amin'ny fournisseur
(Tsy maninona na Mbola tsy mahay miteny Sinoa Ary ianao )
✔️famatarana ny produit tsara na ratsy
✔️ Transitaire fiable (Ireo transit azo antoka iandraikitra ny entanao)
✔️Ny fanaovana paiement
✔️ Suivi colis depuis chine jusqu'à Madagascar
Aza misalasala mianso mivantana na miditra MP
🏠Formation en présentiel
Contact 034 85 003 63
29/04/2025
Fotoana Mamy nifanomezana tsodrano !
Ezaka, fandeferana, sy fiezahana tsy nampoizina no nataonareo.
Ankehitriny, vita soamatsara ilay dingana iray Izay noheverina ho nofy!
Tadidio fa vao manomboka ny dia, ka mbola be ny ady sy tolona miandry anareo.
Fa izahay kosa dia mahatoky anareo fa ho vitanareo io❤
Mitohy hatrany ny fianarana, mitohy hatrany ny fandrosoana!
Tsodrano sy fankasitrahana hatramin'ny farany. Alefa deba a👊
.
27/04/2025
Fantatrao ve fa maro be ireo Grande Boite en CALL CENTER no mandray débutant amin'izao?
Ny Grande boite sady tsara karama, no tsara couverture sociale, no betsaka avantage, sns...😊
🔴Fantatrao ihany koa ve fa ny karama amin'ny Call center dia manodidina ny 600.000ar ka hatramin'ny 1.200.000ar raha agent ianao? Ary mbola plus prime de production sy indemnités ary ireo🥰, sns...
🔴 Fantatrao ve fa Ny fahaizanao teny Français dia efa mahavoaray fa tsy mila hoe expérience be...🤭
✔️Izahay ato amin'ny FPRC Madagascar. dia AFAKA MANAMPY ANAO ary mampiofana ankizy amin'ny sehatry ny asa CALL CENTER,
Tsara ny miomana mialoha mba ho betsaka bagage kokoa amin'izay avy hatrany dia voaray🥰
Betsaka ny zavatra hianarana mandritry ny formation atolotray:
~ Inona avy ny karazana asa misy ao amin'ny Centre d'appel iray
~ Inona ny critères sy compétences ilaina raha te hisehatra amin'io asa io
✅ Technique d'entretien d'embauche
~ Ahoana no atao mba ho voaray amin'ny entretien ary ny tanjona dia avy hatrany dia grande boite no atoronay anareo,
~ Ireo astuces, fikafika, karazana sujet types amin'ny test écrit sy ny question /réponse matetika mitranga rehefa entretien
✅ Technique de prise d'appel
~ Ny fomba hanalana stress...
~ Maro be ny zavatra ho ampafantarinay sy hampiofaninay anareo indrindra fa ny débutant te hisehatra amin'io asa io...
~ Ny renforcement de langue française na anglaise koa tsy adinontsika
~ Ary farany ny developpement personnel, hamolavola anao izahay mba ho olona vonona sy ampy bagage ianao alohany itady asa
✔️Coach efa manana traikefa sy efa nisehatra aman_taonany no hampiofana anao tompoko
Ka inona ary no andrasana fa andao hisoratra anarana ary tsy hisaraka tsika raha tsy mahita asa no tanjona😉
🔥 FORMATION CERTIFIé + SUIVI À VIE 🥰
🔥Izahay no manoro ny société andehananao miasa
Maro ireo efa nahita soa tato aminay ka anjaranao indray izao😉
Contact: 0348500363
.
08/04/2025
Miarahaba antsika rehetra☺️
Santionan'ireo Mpianatra tato aminay tafiditra miasa soamatsara 😍
🙏Misaotra anareo nahampafantatra fa misy izahay, niasa izahay ‼️noho ireo vokatra omenareo anay ‼️ Ary mbola misaotra anareo tamin'ny fahatokisana 😚
🥳Mirary ny soa sy ny tsara ho anareo 🎉
.
01/04/2025
📣 Formation TÉLÉOPÉRATEUR / TÉLÉOPÉRATRICE
✍️Formation natokana hoan'ny olona te hiasa amin'ny call center moa izy ity. Asa izay andraisanao salaire de base + 700 000ar + Prime + Cantine + transport moa izy ity tompoko.
Satria moa izany " Ianao miasa no tanjonay ", dia tsy otrany ny manao formation any ivelany any ianao manao formation atao aminay:
Ireto avy ny zavatra ianarantsika tompoko:
✅ Technique d'entretien d'embauche
✅ Technique de prise d'appel
✅ Renforcement de langue française (GRATUIT)
✅ Développement personnel
✅ Misy test sy examen aorian ilay formation tompoko (hijerena ny niveau anao mba ahafahanay manampy anao aimin'izay mbola tsy harakao).
👉 Afaka miverina miofana ianao ary TSY MANDOA VOLA INTSONY raha toa Ka tapitra ny formation Ka mbola te hanamafy tsara!
✅ Misy fizarana certificat @ fin de formation
✅ Izahay no manoro ny boite andehananao refa vita ny formation
✅ Misy suivi ataonay hoan'ny mpianatra miofana ato aminay tompoko (mandritra sy aoarian'ny fiofanana).
✅ Raha manaraka tsara ny torimarika sy mampiatra tsara izay ampianarina ianao de tsotra aminao ny tafiditra miasa avy hatrany.(Ny test omenay anao dia test avy any amin'ny company mihintsy, izay 99,98% mitovy andeha atrehanao examen)
👉 Ary raha mbola débutant(e) na te hanatsara ny niveau de Français anao ianao, dia afaka Manatrika ny CLUB Cours de langue GRATUIT mandritran'ny 3 mois mba hanamafisanao ny Niveau anao🥰
Contact: 034 85 003 63 ou Mp pour plus d'informations
.
31/01/2025
🇨🇦 C𝐫𝐞́𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐥𝐨𝐠𝐢𝐧 𝐎𝐮𝐭𝐥𝐢𝐞𝐫 𝐯𝐞𝐫𝐢𝐟𝐢𝐞́ 𝐂𝐀𝐍𝐀𝐃𝐀 / 𝐔𝐒𝐀 / 𝐁𝐘 𝐏𝐀𝐒𝐒 𝐞𝐧 𝐩𝐫𝐞́𝐬𝐞𝐧𝐭𝐢𝐞𝐥
Mba Fantatrao ve??
+500$ 𝗽𝗮𝗿 𝘀𝗲𝗺𝗮𝗶𝗻𝗲? 𝗡𝘆 𝗢𝘂𝘁𝗹𝗶𝗲𝗿 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝘀𝗶𝘁𝗲 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲 𝗮𝗻'𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆!
Ny Outlier dia plateforme afahana manao travail en ligne. Anisan'ny plateforme tena tsara izy raha ny asa (𝐰𝐫𝐢𝐭𝐢𝐧𝐠, 𝐥𝐚𝐧𝐠𝐮𝐚𝐠𝐞𝐬, 𝐜𝐨𝐝𝐢𝐧𝐠, 𝐜𝐨𝐚𝐜𝐡𝐢𝐧𝐠, 𝐬𝐧𝐬.) sy ny karama (𝟏0 𝐚̀ 50$ 𝐩𝐚𝐫 𝐡𝐞𝐮𝐫𝐞𝐬) ary ny fomba fanaovana retrait (𝐀𝐢𝐫𝐓𝐌).
Raha te-hiasa ao amin'ny Outlier anefa dia tsy maintsy mila manana kaonty (𝐋𝐨𝐠𝐢𝐧) Outlier verifié, toy ny verifié Canada, na USA sns.. (Tsy misy asa vao verifié Gasy).
💯 Izahay dia mampianatra fanokafana 𝐋𝐎𝐆𝐈𝐍 𝐎𝐔𝐓𝐋𝐈𝐄𝐑 𝐕𝐄𝐑𝐈𝐅𝐈𝐄́ 𝐂𝐀𝐍𝐀𝐃𝐀 / 𝐔𝐒𝐀 / 𝐁𝐘 𝐏𝐀𝐒𝐒 izay afahanao misitraka asa maro sy sandan'asa en dollars ($) avy any Canada. Ka ireto avy no azonao amin'ny fiofanana manokatra login verifié ato aminay 👇
✅Anti-détection (1)
✅Site fividianana Proxi fiable (2)
✅Drivers licence (1)
✅Site fividianana numéro virtuel (2)
✅Numéro d'assurance sociale
✅création d'identité réel au Canada ou USA
✅création gmail sans numéro (afahanao manokatra compte)
✅Ampianarina anao ny manao vérification pièce d'identité sy ny manao scan facial 🙏
🛑 Tsara marihina fa rehefa mahazo an'ireo ianao dia :
hainao avokoa no manokatra NY plateforme rehetra
Exemple : Remotasks , Amazon Mturk ,Appen, Outsourcely, Bark, TaskBucks, Hive Work, TaskRabbit, Lionbridge AI sy NY maro samihafa tsy voatanisa , ary dia tsy ho sahirana intsony ianao amin' NY ASA (Travail en ligne)
Mandray débutant na débutante Izahay tompoko 🥰
Mety atao vadin'asa mety aminy mpianatra ihany koa ilay asa ❤️
👉Efa misokatra ihany koa ny Cours Spécial Samedi ho an'ireo tsy afaka andavanandro
NB : azonao . koa aza misalasala miditra mp na miantso ny 📞034 85 003 63
07/01/2025
Travaillons 🤝 Faisons du travail à distance 🤳 ouvrez un compte et travailler 💗
❤TOMBOTSOA ato anatiny formation ✍
👉ampianarana mividy proxy sy manao installation ary omena site fiable ianao
👉ampianarana mividy numero virtuel canada ary omena site fiable ianao
👉 ampianarina maka antidection sy fanaovana installation ary omena site fiable
👉 Mahazo DRIVER LICENCE mba afahanao manao vérification
👉 ampianarina anao fanaovana vérification DRIVER LICENCE sy fanaovana vérification faciale
ary omena application anaovana izany ianao
👉 ampianarina manambotra cv ianao
✍GARANTIE fa tsy maintsy mahay manokatra compte ianao ary mahazo projet❤
vita formation dia tokony mavita manokatra ireto site reo ianao ary mande par heure doholo ihany koa ny vola ao
-courseo canada
-mindrift canada
-data anotation canada
-remotasks canada
- ECHOLABS canada
Nous acceptons les débutants🤗
Miezaka manatsara hatrany izahay, eto izao 25$ par heure
Zaraina gratuit Ilay PDF🥰
Midira hafatra miafina (Mp) na miantso 034 85 003 63 raha mila fanazavana fanampiny mikasika ny inscription tompoko ♥️
04/01/2025
❤️Zaraina maimaimpona hoany mpianatra ✍
updated Assessment and Certification Answers Available 👌👌👌
✔️Cypher rlhf
✔️Vocal Riff
✔️Cloud evals
✔️Green Wizard
✔️Mail Valley
✔️Advantage Brain
✔️champion eagle
✔️Coyote rlhf
✔️Latte Maths
✔️Mm Frappuccino
✔️Extension v2 tool log
✔️bulba extension v2
✔️Mm smoothie
✔️flamingo preference
✔️data annotation
✔️coding starter
✔️Flamingo Preference
✔️latte multimodel math
✔️laureene sun
✔️prompt marketing
✔️ALIGNERR math
✔️ninghtgown BMS
✔️nutrition expert
✔️physics exam
✔️Remotask biology
✔️Remontask Coding
✔️ALIGNERR english
✔️Abasidor
✔️attend quiz removal
✔️Ai trainer for physics aligner
✔️Bombay Patch BMS
✔️coding genesis
✔️coding assessment
✔️DS exam aligner
03/01/2025
MANOKATRA COMPTE DIA MIASA🎉
Eny tompoko, ho anao izay sahirana mitady asa na mila vadin'asa , na mbola mpianatra ihany koa
natao ho anao ity😱
🇺🇸sy 🇨🇦
Tsisy entretien fa inscription fotsiny no atao Dia miasa tompoko !
Outlier de an'isany plateforme tena tsara karama sy matotra Ary tsy menamitaha satria Dia mandeha par heure ny karama ao anatiny .. 10$/heure ny vola Ambany indrindra Ary misy mahatratra 50$/heure ny Ambony indrindra.
Ireto avy ny projet azonao hisafidianana👇
-Writing
-Codage
-Aide compta
-Coaching
-sy ny maro hafa tsy voatanisa...
Mandray débutant na débutante izahay tompoko😊
✔️Disponible 6h à 8h par jour
✔️18 - 48ans
Fitaovana ilaina:
➡️ Telephone version 9 miakatra na ordinateur
Manasa anao hiditra Mp (message privé) na miantso ny 0348500363(responsable)
Ao @ commentaire ny fanazavana mikasika Ilay asa tompoko