22/05/2026
Galère samy manana ny azy fa aza miferinaina ✊
Nom d'artiste : SEAGAL , rappeur malgache.
22/05/2026
Galère samy manana ny azy fa aza miferinaina ✊
16/05/2026
Amin’ny fiainana tsy maintsy mandalo sedra elah zay vao faly🙌.Totondry avokona✊, ny saina ataovy matanjaka🫡 fa raha tena tsy zaka nefa dia afaka mitomany😉.
Peace🫂
13/05/2026
Fivoarana tsy mila tantaraina fa hita eny foana🔥
17/04/2026
👽
Yo la famille ! Tsy lasa t@ lundi ty fa manao zavatra koa tsy mora kobonlesany iany 🤲🏿.
Tsy misy ambara maro fa peace jiaby😌.
13/04/2026
Aveo ny freestyle ✌️
12/04/2026
Tsy mannequin akist fa assassin👽.