Gasy E-ketrika

Gasy E-ketrika 🌟 Explorons ensemble le monde fascinant de la technologie ! | Astuces, nouveautés et tendances pour comprendre et maîtriser l'univers numérique 📱⚙️

De l'enfant curieux démontant ses jouets électroniques au passionné d'aujourd'hui explorant comment la tech révolutionne le monde 🛠️📖 | Partageant mes découvertes et réflexions sur l'avenir de l'IA

👋 Miarahaba antsika rehetra o !Fantatrao ve fa maro ireo fitaovana vokatry ny "Intelligence Artificielle (IA)" izay mavi...
29/01/2026

👋 Miarahaba antsika rehetra o !
Fantatrao ve fa maro ireo fitaovana vokatry ny "Intelligence Artificielle (IA)" izay mavita manampy anao amin'ny asanao ?
- toy ny mandefa "e-mail"
- mamaly "message" ho an'ireo "manao vente en ligne"
- mamadika feo ho lasa soratra...
👉 Raha mahaliana anao izany dia araho ny pejy ary commenteo hoe liana☺️.

27/01/2025

👋Miarahaba antsika rehetr
🙃 Mianatra lesona foana ve ianao nefa tsy misy tadidy avy eo ?
👉 Ity misy vahaolana tsotra
====> Ataovy ampy tsara ny torimasonao,
🧐 Satria nahoana ary ?
====> Satria rehefa matory isika dia mampirina ireo zavatra hita nandritra ny tontolo andro ao anatin'ny "fitadidiana maharitra" (Mémoire à long terme) ny atidoha, noho izany rehefa matory tsara ianao dia betsaka kokoa ny zavatra tadidy.

👋 izay ary fa dia veloma daholo, aza adino ny manaraka ny pejy ahitanao ny horonan-tsary manaraka.

26/01/2025

Tonga soa eto amin'ny pejy.
Ity pejy ity dia natokana hifampizarana ireo fikafika mba hampahomby amin'ny fianarana.

Address

Ambodivoana Ambohimanarina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy E-ketrika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Gasy E-ketrika:

Shortcuts

Share