Bafiam 20taona

Bafiam 20taona

Share

Ity pejy ity dia natao ho fanamorana ny faneraserana mandritra ny fankalazana ny faha 20taona ny fikambanana BAFIAM

Photos from Bafiam 20taona's post 13/04/2022

Salama aby e, Tontosa soamantsara ny alahady 10 aprily 2022 lasa teo ny fanokafana ny faha 20 taona nijoroan'ny fikambanana BAFIAM ka isaorana izay rehetra nisalaha sy nifanampy tao anatin'ny fanantanterahana iny fankalazana iny, isaorana manokana ireto Ray aman-Dreny sy zoky ireto :
Mr RAKOTOSON Jean Laurent
Ministère ny Mesupres
Préfet Antsirabe
Chef Distrct(betafo)
Député Papasolo(faratsiho)
Député Dr Lova (betafo)
Député Miarintsoa(Ambatolampy)
Ny disciple FC
Ny président ny MITABE(Miray TAnteraka Betafo)
FITEVA(Fikambanana Ifanampian'ny TEraky VAkinakaratra)
Ny Police Nationale
Ny DRAP analamanga
Ny Gendarmerie nationale
Ny professeur amin'ny Universités avy any amin'ny district ny betafo
Mr Willy(Directeur FIFAMANOR)
Ny Président nifandimby rehetra tato anaty Bafiam indrindra ireo mpanorina sy ireo maintimolaly rehetra
MAFAMI
AJUVA(AJEA,JUNIORA, COJUA, BIRA, MAMIFARA, SEIISM)
BAFIAM fianaratsoa
Eto dia manantena hatrany ny fiarahamiasa aminareo zoky sy Ray aman-Dreny rehetra amin'ny ivon'ny fankalazana sy ireo hetsika maro be ho atao, tsy manavaka ary tsy mialonjafy ny fikambanana fa na iza na iza vonona hiaraka iasa amin'ny fikambanana dia misokatra amin'izany. Isaorana mitafotafo koa isika mpikambana rehetra tonga nanotrona iny fankalazana iny. Ialana tsiny raha nisy ny tsy fahatomombanana teo amin'ny fikarakarana Tompoko.Mankasitraka atsika rehetra ary Mirary ny soa sy ny tsara tompoko. Samia ho tahin'Andriamanitra.

27/03/2022

Miarahaba atsika rehetra mpikambana sy ancien ato amin'ny fikambanana, 20 taona izay no nijoroan'ny BAFIAM ka hankalaza izany fety izany Isika ny alahady 10 aprily 2022. Fety lehibe io ankalazaina io ka hanentanana atsika ho tonga maro. Toy izao ny fandaharam-potoana amin'izany :
- 9h00 : fahatongavana
- 9h30 : fanokafana
- 10h30 : fandraisam-pitenenana
- 12h00 : Sakafo
- 2h00 : Korana
- 6h00 : famaranana
Paf : Membres bafiam : 5.000Ar
Autres (ancien) : 20.000Ar

Ny fisoratana anarana dia amin'ireo :
Fb : page facebook : Bafiam 20 taona
Tel : 0342465648
N.B : tapitra ny 6 aprily 2022 ny fisoratana anarana Ka iangavina mba tsy hiandry farany Isika.
Samia mifampilaza daolo ary Isika rehetra.
Mirary soa dia samy ho tahin'Andriamanitra.

09/03/2022

Salama e, ity page ity dia natao hifaneraserana mandritra ny fankalazana ny faha roapolo taona ny fikambanana bafiam.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Antananarivo