Fier d'être universitaire
Pour l'étudiant et l'étudiante
01/07/2023
MAMPALAHELO TANTERAKA NY MAHAZO IREO SORTANTS NY ENS MADAGASCAR.
🔴RECRUTEMENT 2022
📌Misy amin'izy ireo izay efa nahavita fianarana tamin'ny taona 2021 nisy koa tamin'ny 2022, hatramin'izao dia mbola tsy nahazo fifanarahana arak'asa.
📌Raha tsiahivina dia ny volana Janoary teo no nivoaka ny lisitrireo ijay ho voaray mpiasampajakana, nefa 5 volana aty aoriana, mbola tsy nisy izany fifanarahana arak'asa izany.
Alahelo, hakiviana, ary fandisoam-panantenana ny mahazo ireo tanora,ijay niofana nandritrany 5 taona.
🔴Manaitra ireo tompon'andraikitra isan'ambaratonga mba hijery ireto zandry izay hoavin'ny fanabeazana ireto.
🔴Lasa ataon'ny fanjakana ankilabao nefa mba SORTANTS DES GRANDS ECOLES , sa zay ve lay velirano faha 4?
Mafinaritra reny couple mpianatrin'ny ENS reny, categorie 8 + categorie 8
Viavy Sud Est: ino ma antony hitiavanao ana?
Mifalia ragnandria raha tian'olo fa ka be fagnotania koa
16/02/2023
Ho fanampiana antsika tsy manana fotoana hanaovana cours dia Natao hoanao maniry ny hifehy ny teny français✍🏻✍🏻 na niveaux debutant.
Boky 2 ny iray 118 page, ny iray 129 page. Samy misy traduction en malagasy daholy.
Izay hafehezanao miresaka tsara sy mifehy ny grammaire, efa maro ny nahazo tombotsoa.
Afaka alefa mail,alefa MP
🥇FRANÇAIS PARLE
🥈FRANÇAIS GRAMMATICAL
Sarany: ze foinao ihany.
Mba salama saina tsara ihany ve le sipa M1, M2 célibataire reny
Mankasitraka anareo gendarme,penitentiaire,police reo
Fa voky zahay étudiants mbla mianatr ety io🙏😂
Miavogny e viavy SUD EST raha tajoa mianatry @ Université
23/01/2023
Tsy iza tsy iza fa ireo doyen ny association andeha hisera sipa novice😁 (vaky bale)
Click here to claim your Sponsored Listing.