13/06/2026
🔴 FORMATION FANANANTANY
°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°
Te hahafehy ny fomba sy dingana rehetra momba ny fananantany ve ianao?
Manasa anao hanaraka ny fiofanana manokana momba ny FANANANTANY izahay.
•••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••
✅ Faharetany : 2 andro
✅ Ora : 8h - 16h
✅ Toerana : Ambodihady Ambohimanarina
✅ Sarany : 100.000 Ar
••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••
Hianaranao mandritra ny fiofanana :
✴️ Ny fototry ny lalàna momba ny tany
✴️ Fikarakarana taratasy fananan-tany
✴️ Fangatahana de titre sy certificat foncier
✴️ Mutation sy succession
✴️ Fomba fisorohana ny ady tany
✴️ Dingana arahina eny amin'ny sampan-draharaham-panjakana
••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••
Fiofanana natao ho an'ny mpianatra, mpandraharaha, mpiasa ary izay rehetra liana amin'ny sehatry ny fananantany.
••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••
☎️ Fisoratana anarana : 034 86 407 04
⚠️ Voafetra ny toerana ka misorata anarana dieny izao.
:::