16/12/2023
๐ฅ Faradoboka 160.000Ariary
Araraoty fa efa vitsivitsy ny toerana disponible amin'ny semaine 26 Dรฉcembre.
โผ๏ธTapitra ny promotion aorian'izay ary lasa 200.000Ariary amin'izay ny frais de formation.
๐Lieu : Espace Mbatosoa Ambohinambo Talatamaty
๐ Repรจre : Super U Talatamaty
โ๏ธ038 76 463 01
10/11/2023
๐ ๐๐ฉ๐ฉ๐ซ๐๐ง๐๐ณ ๐ฅ๐๐ฌ ๐ฌ๐๐๐ซ๐๐ญ๐ฌ ๐๐ฎ ๐ญ๐ซ๐๐๐ข๐ง๐ : รฉducation, discipline, gestion des risques, contrรดle รฉmotionnel, analyse et pratique. ๐๐ซ๐๐ง๐ฌ๐๐จ๐ซ๐ฆ๐๐ณ ๐ฏ๐จ๐ฌ ๐ข๐ง๐ฏ๐๐ฌ๐ญ๐ข๐ฌ๐ฌ๐๐ฆ๐๐ง๐ญ๐ฌ ๐๐ฏ๐๐ ๐ง๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐๐จ๐ซ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง.๐ฐ
Raha vao resaka Trading no resahina dia betsaka ny liana, betsaka ny mazoto satria vola malaky. Misy ny manao formation en ligne, mividy vidรฉos amin'ny olona samihafa, ...sns. Fa avy eo very vola sy fotoana satrai perte foana.
๐ ๐ก๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐ต๐ผ๐ฒ :
โ ๏ธ Fa maninona ny ankamaroan'ny olona nanao Formation Trading tsy nahazo vokatra ???
โ ๏ธ Fa maninona no betsaka ny perte?
Noho ireo antony roa ngeza indrindra ireo no nahatonga ny Generation Business School - MGBS sy ny TANA - Trading nikarakara Formation Trading mora zakan'ny rehetra, kanefa tsara qualitรฉ. ๐
๐จ๐ซ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐% ๐๐ซ๐๐ญ๐ข๐ช๐ฎ๐ ๐๐ซ๐ฒ ๐ญ๐จ๐ง๐ ๐ ๐๐ข๐ ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐๐จ๐ฆ๐ฉ๐ญ๐ ๐ซ๐ฬ๐๐ฅ ๐ง๐จ ๐ข๐ค๐จ๐ญ๐ซ๐๐ง๐๐ง๐.
๐ ๐๐ผ๐ฟ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ง๐ฟ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ด ๐บ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ด๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฎ๐บ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐น๐ฒ, hianaranao ny:
๐น Stratรฉgie : SMC sy HDP
๐น Base Forex sy Synthรฉtique
๐น Ary ireo tebokoa rehetra mba hampahomby anoa : fianarana ny fototra (base), fametrahana disciplines, fahaizana mitantana ny risques, ny psychologie, ny fahaizana manao analyse ary indrindra ny fomba mahomby fanaovana pratique.
๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐
๐ฬ๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐.
๐Inscription : Message Privรฉ ou +261 38 76 463 01
๐ Fidirana : ๐ข๐ฌ๐๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ฅ๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐๐ข๐ง๐, ๐ฆ๐๐ก๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ง๐ฒ ๐
๐จ๐ซ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง
๐ Heur : 8h - 12h sy 13h - 16h
โก Frais de formation : ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ซ
๐ Toerana : Centre de formation MGBS Talatamaty, Antananarivo, akaiky ny Super U.
๐ ๐๐ฌ๐ฒ ๐ก๐๐๐ข๐ง๐จ ๐ข๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐๐ง๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐
๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ :
๐ Antsirabe : 04 - 08 dรฉcembre 2023
๐ Fianarantsoa : 11 - 15 dรฉcembre 2023
๐ Toliara : 18 - 22 dรฉcembre 2023
๐คฉ Ho antsika mipetraka lavitra : ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ข๐ฌ๐๐ง'๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ฆ๐๐ง๐๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ง๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐ญ๐ซ๐ ๐ฏ๐ข๐ฅ๐ฅ๐. ๐คฉ
06/11/2023
toy izao ny Emplois du temps antsika eto Tana ny amin'ny formation Trading prรฉsentiel.
03/11/2023
Ilay ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐, efa fantatrao ve ?
Etsy kely anie ho fantarintsika ny momba azy ity satria araka ny fandinihan'ingahy Maslow dia ity Pyramide ity no maneho ny fivoaran'ny olona iray na vondron'olona. Miatomboka acy aty ambany izany ary miafara eny amin'ny tendrony.
1๏ธโฃ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐: io ilay filร na fototra maha olombelona toy ny hoe: mila sakafo, matory, misotro rano...
2๏ธโฃ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐: fiarovana ara-batana, fiarovana arak'asa izay miantoka an'ilay filร na voalohany (besoins physiologiques), fiarovana ny fidiram-bola sy loharanon-karena, fiarovana ara-pianakaviana, fiarovana ara-pahasalร manaโฆ
3๏ธโฃ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐'๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐: izay ilain'ny tsirairay mba hametrahana fifamatorana ara-pihetseham-po, hamoronana tontolo sosialy. Ohatra, ny fanambadiana, ny fananganana fianakaviana, ny fandraisana anjara amin'ny fiaraha-monina na fikambanana ara-tsosialy, ny fanaovana namana, sns.
4๏ธโฃ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐'๐๐๐๐๐๐: fankatoavana ny maha-izy azy ny tena,fankatoavana ny zava-bita manokana ary ny fanajร na ny hafa. Fananana fahatokisana ny tenantsika mba hahatsapa fa manan-danja eo amin'ny fiaraha-monina isika. Raha tsy izany, dia hahatsapa ho ambany sy tsy misy vidiny isika.
Misy sokajy roa: ny ambany (anisan'izany ny fanajร na ny hafa: sata, laza, voninahitra, fankasitrahana, sns.) ary ny ambony (fanajร na: fahatokisan-tena, fahaiza-manao, fahombiazana, fahaleovan-tena ary fahafahana)... Tsy te ho olo-olom-poana.
5๏ธโฃ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐'๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐: fahafenoana, rehefa feno ireo fepetra rehetra teo aloha dia afaka manao zavatra mahafinaritra isika. Izany dia filร na anaty ho fampandrosoana ara-panahy sy ara-moraly, fitadiavana iraka na tanjona eo aminโny fiainana, asa an-tsitrapo, sns.
Noho izany, ilaina ny fahazaina mandanjalanja, misafidy, mivoatra, mandroso mihatsara, mametraka fifehezan-tena, ny toe-tsaina, ...sns eo amin'ny fiainana.
Manomboka izao dia hifampizara aminareo ny tontolon'ny Trading isika. Mahaiza misafidy ๐ฅ