23/06/2026
FANDRAISANA MPIASA AO AMIN'NY MINISITERAN'NY FAMPIANARANA TEKNIKA SY FANOFANANA ARAK'ASA
𝐀𝐏𝐏𝐄𝐋 𝐀̀ 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐅𝐄𝐒𝐓𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐃’𝐈𝐍𝐓𝐄́𝐑𝐄̂𝐓 (𝐀𝐌𝐈)
Ho an’ny fandraisana mpiasa miisa enina amin’ny dimampolo sy telonjato (356) eto anivon’ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa dia mizara toy izao :
* Mpampiofana miisa roapolo sy roanjato (220) ;
* Mpiasa ara-pitantanana sy ara-teknika miisa enina amby telopolo amin’ny zato (136).
I- Fametrahana antontan-taratasy :
* Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Bâtiment E, 3ème étage, porte 317 E, Complexe Scolaire – Ampefiloha, Antananarivo 101.
II- Daty hanombohan’ny fametrahana ny antontan-taratasy :
* Alatsinainy 22 Jona 2026 amin’ny 08 ora maraina.
III- Daty farany fametrahana antontan-taratasy :
* Alatsinainy 22 Jolay 2026 amin’ny 04 ora hariva.
𝑴𝒂𝒏𝒂𝒔𝒂 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒉𝒊𝒋𝒆𝒓𝒚 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒂𝒏𝒕𝒐𝒏𝒕𝒂??-𝒕𝒂𝒓𝒂𝒕𝒂𝒔𝒚 𝒊𝒍𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒊𝒛𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒕𝒊𝒏’𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒔𝒂𝒓𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒆𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂.
©️ METFP, Jona 2026