INF Sam

INF Sam

Share

🖐️Salama e ❤️
izahay dia infirmière vonona hiasa ho anao

22/11/2025

Rehefa anniversaire anao dia MBA diovy ny vatanao, hiatombohan'ny fiainana tsara vaovao indray...💜 Midio amin'ny Ranombolafotsy na midio amin'ny Ravintsara, Rano madio tsy mandalo afo. ❤️

21/11/2025

ny fivoaran'ny Zaza ao akibo ❤️ mamy Kely

21/10/2025

ity n'y vaovao mafana 😊 atody fosika, soa aty fa Mbola tsy misy azy uo

25/09/2025

💔💔💔

24/09/2025

Hita tany ho any...
tena ilaina ny rano hisasana pepeta 😊
Ary tena ilaina ny pepeta tsara sasa 😊
Ny tsy fanasana pepeta dia mahatonga fofona maimbo, tsy mapahazo Aina,
antoky ny fahasalamana daholo izany re a 😊

22/09/2025

Préservatif buccal, ho anao tia micro sy tsy micro
🍌

22/09/2025

Coucou 😊 ity indray izao no vaovao malaza
Misy ity serviettes hygiéniques ity dia lasa miteraka infection Ilay izy, lasa manao saignements anormaux, lasa tsy miteraka intsony mandrakzay, betsaka koa ireo Aretina hoentiny atsika vehivahy....
N'y vita gasy aloha atreto Mbola tsy misy inon'inona ka aleo ihany mividy vita gasy

22/09/2025

coucou .... Hiresaka momba ny Serviette hygiénique indray isika... jereo aloha ny vidéo

19/09/2025

fadio ny manala Zaza 😮‍💨 aleo manao fanabeazanaina kia🥰

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Tanjombato
Antananarivo