05/04/2026
Ny Centre CAIT LA SOURCE Ambohimanarina izay mitaiza sy manabe ireo ankizy manana fahasembanana ara-tsaina dia miarahaba an'ny rehetra nahatratra n'y fankalazana ny P***a izay andro mpamonjena ary dia Isaorana ilay Andriamanitra Ray zanaka fanahy Masina๐๐๐ dia mirary ny rehetra hanao fety sambatra ๐๐๐๐