MadaMaths-Tsara

MadaMaths-Tsara

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MadaMaths-Tsara, Antananarivo.

04/09/2025

Trigonometry tricks 😱😱😱

Hay ve ny tanana fotsiny no ampiasaina dia ahaizana trigonométrie izay nampijaly antsika hatramin'izay 😭

Photos from C-EDUC MADA's post 06/08/2025
26/07/2025

Inona no mba azonareo amin'ity cours de maths ity . Izaho aloha mahazo tsara e 😁😂

Photos from MadaMaths-Tsara's post 24/07/2025

Baccalauréat Madagascar
♦ Série A
♦ Session 2025

Alefao ao amin'ny commentaire ny sujet serie L sy OSE dia alefantsika eto ihany koa ny correction

23/07/2025

Mangidy kosa iny ho an'ny série A an
Tena na ny domaine de definition aza tena 😔😭

22/07/2025

Alefao ao amin'ny commentaire ny sujet bacc Maths toute serie ( A,C,D,L,S,OSE) fa ho alefantsika eto ny correction rehefa vita bacc

Photos from MadaMaths-Tsara's post 17/04/2025

IT College OUVRE SES PORTES !
🎓 Le premier Lycée 100% dédié aux métiers du numérique à Madagascar

📌 Pourquoi IT College ?
✅ Education de pointe en science et technologie
✅ Professeurs Experts et passionnés
✅ Campus Hight-Tech et Ecologique
✅ Accès privilégié à l' IT University après le BAC

🔴Un programme dédié pour la Série S UNIQUEMENT ! 👌

Prenez le devant pour l’avenir de votre enfant!
‼️Inscription OUVERTE et place LIMITÉE ‼️

Classes ouvertes : Seconde - Première

☎️037 41 300 21
☎️038 13 300 21
☎️033 41 300 21

Source: ITC - Information Technology College

02/03/2025

يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا كُتِبَ عَلَيْكُمُ الصِّيَامُ كَمَا كُتِبَ عَلَى الَّذِينَ مِنْ قَبْلِكُمْ لَعَلَّكُمْ تَتَّقُونَ

Ry mpino! Voasoratra sy voadidy ho anareo ny fifehezana tahaka ny nandidiana izany tamin'ireo vahoaka tany alohanareo, mba hahatonga anareo ho vontompinoana.

(Al Baqarah 2/183)

12/02/2025

Inscriptions baccalauréat 2025

30/10/2024

Mahasoa anao ka manentana antsika mba ho tonga maro.
Vonjivonjeo fa voafetra ny toerana.

Hita tany ho any

Photos from MadaMaths-Tsara's post 04/07/2024

Elaela izay an😁

Faly mitafatafa aminareo mpanaraka ny pejy.
Indro ary ny exercice fonction numérique ho an'ny Série C sy S .
Antsoy ao amin'ny commentaire daholo ilay namanao mitady exercice iny.
Raha mahatratra 1 K ny reaction amin'ity dia alefantsika eto ny correction.
LASA ☺️☺️☺️

Photos from MadaMaths-Tsara's post 07/09/2023

Baccalauréat Madagascar
♦ Série C
♦ Session 2023

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Antananarivo
101