Voly & Ala Agroforesterie Madagascar

Voly & Ala Agroforesterie Madagascar

Share

Ho anao izay maniry hiala-hiasa mahakasika ny Agroforesterie dia misokatra ho anao izahay �

18/06/2023

Ny Velarantany rakotrala eto Madagasikara dia nihena eo amin’ny 29 isan-jato ny taona 2000 raha 21 isan-jato izany ny taona 2020 teo.

Ny fahasimbany ny tany no mitarika fihenany tahany rano ka mahatonga ireo singa ao amin’ny sahirana ny mitahiry ny hamandoana azo avy amin’ny orana.

Miteraka fatiantoka lehibe eo amin’ny toekarena anefa io fahasimbany tany nanomboka tamin’ny taona 2000 io izay eo amin’ny 6,7 lavitrisa dolara izay 1,78 isan-jato ny PIB any Madagasikara isantaona.

Source ( Orange actu Madagascar)

Izahay ato amin’ny Voly & Ala Agroforesterie Madagascar dia vonona hanampy antsika rehetra amin’ny fanarenana izany fahasimbana izany.

Aza misalasala mandefa hafatra (Mp)

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Antanety II Alakamisy Fenoarivo
Antananarivo
101