Commencez Maintenant

Commencez Maintenant

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Commencez Maintenant, Education, .

17/08/2025

✨ NOUS SOMMES DE RETOUR ✨

Efa miverina indray izao ny page COMMENCEZ MAINTENANT raha toa ka nisy pause kely teo.
Ao daholo ve ireo tia manao « TRAVAIL EN LIGNE » rehetra ? Satria niverina indray ny Remotasks 3D izay tena nahafantaratsika ny pejy hatramin’izay.
Koa samia ary mivonona daholo fa ho avy tsy ho ela eto ny mahakasika azy rehetra.

Soavà ny alina daholo oh 👋

16/12/2023

Tsy nataotao foana ny anaran’ny page-tsika hoe Commencez Maintenant
Noho izany aza miandriandry intsony fa atomboy dieny izao ny fanatanterahana ny tanjonao.🫶

15/12/2023

Fanazavana kely mahakasika ny Journal des tâches 📌 Mijery sary nareo dia alefako par numéro ny fanazavana :

1- Isan'ny tâches rehetra hatrizay niforonan'io Compte io
2- Total an'ny vola azo rehetra hatrizay
3- Isan'ny andro niasana tamin'io compte io
4- Vola azo tao anatin'ny semaine indiquée
5- Total tâches effectuées anatin'ny semaine indiquée (Matoa ny tâches mipetraka eo vitsy toy io 2 io, dia nefa ny vola azo efa ambony be toy io $739,69 io, dia izay izany ilay projet vao nanao paiement an'izay tâches vita teo aloha, misy fotoana manko ny paiement en attente ela ela dia payées ihany après, durée selon an'ny projet fa tsy définie, indrindra rehefa Compte Standard no iharan'izay)
6- Historique date
7- Anaran'ny projet nahazoana tâches
8- Isan'ny tâche vita par date et par projet
9- Raha te hiijery historique teo aloha

Ho an'izay mbola tsy mahalala dia io no antsoina hoe Remotasks, Site manome asa toy ny Transcription, Annotation ary Segmentation.

🟢 Plateforme : Remotasks
🟢 Portefeuille : AirTM
🟢 Mode de retrait : Mobile Money (Tous les mercredis)
🟢 Clés pour réussir : Patience - Autonomie - Qualité

Bon gain ho an'izay efa manao Remotasks 💵
Mirary soa ho antsika rehetra ❤️ Araho hatrany ny pejy 😍

13/12/2023

Anaty Commentaire ny Preuve an'ny membre ry zareo ✅

Remotasks dia SITE manome asa amin'ny fanatsarana ny Intelligence Artificielle, miara-miasa amin'ny Entreprise lehibe maro toy ny GOOGLE.

Google Chrome no navigateur ampiasaina, ianao no patron anao amin'ilay izy ka mety foana izay ora sy toerana hiasanao.
Raha te hahazo asa ao dia mila atao tsara fotsiny ny qualité dia mitontona automatique eo aminao ny projet tsara karama.

🟢 Plateforme : Remotasks
🟢 Portefeuille Electronique : AirTM
🟢 Retrait : Mobile Money (MVola - Airtel Money - Orange Money)
🟢 Type de projet : Transcription - Annotation - Segmentation
🟢 Matériels : Connexion + Ordinateur / Téléphone
🟢 Compétence : Compréhension Langue Française/Anglaise

👉🏼 Formation en vidéo : 20 000 Ariary
👉🏼 Formation en présentiel : 60 000 Ariary (2 jours : Pratique 80%)
- Transport Gratuit
- Lundi - Mardi : 8h à 15h30

Na en présentiel na en vidéo dia mahazo SUIVI daholo 🎁

Formation sponsorisée par Malagasy Mifanampy et MGBS✅

13/12/2023

Bravo be kosa 😍 Membre tato amin'ny Commencez Maintenant (En partenariat avec Malagasy Mifanampy ✅)

Motivation ity ho an'izay efa manao an'io asa io.

- Plateforme : Remotasks
- Portefeuille Electronique : AirTM
- Gain hebdomadaire : $932.02
- Mode de retrait : Mobile Money (Par semaine : tous les mercredis)

🔑 Clés : Patience - Autonomie - Qualité

Mirary soa antsika rehetra dia bon gain daholo 😍

Sponsorisé par Malagasy Mifanampy ✅

07/11/2023

RENDEZ-VOUS Mpanarivo ! 💪🏼

Voaresaka lava ilay rendez-vous anefa tsy hay hoe amin’ny firy marina ?
Ka ho anareo izay te anatrika ilay rendez-vous ary dieny mbola tsy mipetraka ny lera dia andao aloha hitady vola💰💵💸

Ny vola aloha atreto mbola tsy mety tonga ho azy fa tedavina foana ka inona ary ny atao mba azahoana azy ?🤔

Izahay amin’izao efa manana formation 4 en 1 maha mpanarivo.

🟢Misy formation Travail en ligne ho an’ireo izay mahazo aina rehefa miasa tena sy manao Patron ny tenany izay ahitana ny :

🔶Trading :
- Mampianatra anao ny base an'ny marché Forex sy Synthétique - Stratégie SMC et HDP - Money Management ary ny Disciplines sy Psychologie (Tonga dia compte réel fa tsy miandry vita formation ary atoronay anao ny fomba azahoana fonds de départ)

🔶Freelance :
-Mampianatra anao ny fomba ahitana Clients raha manana « compétences » na manana « expérience » ianao toy ny ASSISTANAT VIRTUEL na COMMUNITY MANAGEMENT.
- Raha tsy manana compétences kosa dia tsy hoe tsy lasa mpanarivo fa misy plateformes afaka hiasanao tsara izay hampianarina anao ny fanokafana kaonty ,ny fanaovana ilay asa hatrany amin’ny fanaovana retrait ( Tsy mila investissement ,tsy mila parrainage )

🔶Digital Marketing :
- Mampianatra anao ny fomba fitantanana Page Facebook ao anatin’izany ny Boost page.
- Manome idée de business maromaro izay tena ahitana revenu rentable.

🟢Ho an’ireo izay tsy tia miasa an-tena fa te ho anisan’ireo milalao vola kosa dia natao tsara ho anazy ny CALL CENTER izay hita fa tena azahoana vola sy mahavelona tsara mihitsy. Hampianarina ao anatin’izany ny :
- Tontolon’ny relation client, ireo fomba rehetra mba ahatamana ny Client anao
- Technique d’entretien
- Fomba atao mba ahatsara ny CV anao
- Ary manao simulation mihitsy mba ho tsara ny résultat

🔶Tsy izay ihany anefa fa efa misy Cours de Français accéléré miaraka aminy, izay tena base an’io asa iray io.

Ka toy izao ary ny droit par module :

🔸Trading : 150.000 Ariary
🔸Freelance : 50.000 Ariary
🔸Digital marketing : 50.000 Ariary
🔸Call Center + Français : 80 000 Ariary
🔶PACK SiLVER : 180.000 Ariary (Freelance, Call Center + Français, Digital marketing)
🔶PACK GOLD : 330.000 Ariary ( Trading, Freelance, Digital marketing, Call Center + Français)

Ka inona intsony moa izany ny andrasana fa tongava daholo manao formation aty aminay☺️

📞Contact : 038 84 014 81
🗺️Lieu : Anaty Commentaire (Plan GOOGLE MAP)

15/10/2023

Te hiasa anaty Grande Boite (CALL CENTER) ve ianao nefa tsy mety tafiditra ?

izahay dia miara-miasa amin'ny Malagasy Mifanampy manampy amin'ny fampidirana olona anatin'ireny Grande Boite ireny mba hanenana ny Taux de Chômage eto Madagasikara.
Alohan'izay nefa dia valider -nay mialoha amin'ny alalan'ny "Formation" karakarain'ny Centre de Formation.

Maharitra 3 andro ny fampiofanana ary manao Suivi izahay ka atoronay anao ny :
- Fomba fanaovana Entretien sy CV
- Appel Entrant / Appel Sortant / Tchat
- Base et Gestion Relation Client

Mivoka Formation ianao dia mahazo CERTIFICAT ka mora aminay no mampiditra anao anatin'ny Grande Boite, miisa telo ny grande boite azonay ampidirana anao eto Antananarivo.

Natao mora ny ECOLAGE mba ho takan'ny rehetra satria dia 50 000 Ariary fotsiny ihany.

✅Misy foana isakerinandro : Lundi au mercredi / 8h00 à 16h00

🟢Toerana : MGBS Ambohinambo Talatamaty (Repère : GALANA Talatamaty)
📞Contact : 038 84 014 81

14/10/2023

Lasa 2 andro misesy ny 😍 Inona ny antony?

MISE A JOUR FORMATION🟢

Mba hampitomboina ny fidiram-bolatsika dia nitombo ny formation, raha teo aloha "Plateforme de Micro tache" no nampianarina, amin'izao efa nitombo, ampianarina ao ihany koa ny "Plateforme de Freelance" : Fomba fitadiavana client vazaha, indrindra raha manana Compétences ianao nefa tsy mety mahita asa.

:

❌Sans Investissement, sans risque
❌Sans Referral, sans parrainage
✅2 andro ny faharetan'ny Formation
- Zoma amin'ny 10h00 ka hatramin'ny 16h00
- Asabotsy amin'ny 10h00 ka hatramin'ny 16h00
✅Afaka miasa avy hatrany vita formation.
✅Mahazo certificat vita formation
✅Raha manaraka formation tsara dia possible mandray +$200 en un mois.

💰Droit de formation en salle : 50 000 Ariary
💰Droit de formation en vidéo : 20 000 Ariary (Vidéos 20 teny gasy)

Pour plus d'infos :
📞Téléphone : 038 84 014 81
⭐Lieu : Espace Mbatosoa (Repère : GALANA Talatamaty)

Sponsorisé par Malagasy Mifanampy ✅

24/09/2023

$40 tao anatin'ny erinandro😍
Mapazoto mizara ny mahita ny VOKATRA TSARA ataon'ny membres🟢

Site Web :
❌ Tsy mila INVESTISSEMENT, tsy mila REFERRAL
❌ Tsy mila diplôme, tsy mila CV
✅ Afaka miasa 7j/7 ary H24
✅ Raha miasa sy mahay tsara dia mahazo +$40 anatin'ny erinandro
✅ Connexion + PC/Tablette/Téléphone fotsiny dia efa miasa
✅ N'aiza n'aiza mety foana

👉🏼 Formation en présentiel : 30 000 Ariary
- Toerana : Ambohinambo (Repère : GALANA Talatamaty - Route d'Ivato Aéroport)
- Mahazo vidéos après Formation

👉🏼 Formation en vidéo : 20 000 Ariary
- Azo atomboka eo no eo
- Mahazo manatrika EN SALLE rehefa afaka

🎁 Preuves de paiement membre : anaty commentaires 😍

📞 Contacts : 038 84 014 81 - 032 83 503 20
🟢 Toerana : Ambohinambo (Repère : GALANA Talatamaty - Route d'Ivato Aéroport)

Sponsorisé par Malagasy Mifanampy ✅

Want your school to be the top-listed School/college?

Culinary Team

Attire

Telephone

Website