🎓 Mini-Conférence Spéciale Préparation aux Examens
📅 10 Jona 2026
🕑 Amin’ny 2 ora tolakandro
📍 Gymnase Couvert Mahamasina
Lohahevitra : “Fanomanana feno ny mpianatra hiatrika fanadinana : ara-tsaina, ara-pedagojika ary ara-pitantanana fotoana.”
✨ Miomàna dieny izao hiatrika am-pahatokiana ny fanadinam-panjakana.
Aza adino ny fotoana! 📚🎯
Groupe Educatif ACEEM
Action pour la Culture, l'Enseignement et l'Education à Madagascar
✨ Mini-Conférence Spéciale Préparation des Examens – ACEEM ✨
📅 10 Jona 2026 – 🕑 14h00
📍 Gymnase Couvert Mahamasina
🎯 Docteur sy Psychologue hizara:
✔ Fifehezana stress sy tahotra
✔ Techniques de mémorisation
✔ Fanomanana ara-tsaina sy ara-panahy
🎶 Joica Revival Messengers
📡 Alefa mivantana ao amin’ny ACEEM TV sy ACEEM Radio
🔥 ACEEM — Miantoka ny fahombiazanao.
06/05/2026
Ry mpianatra malala,
Manakaiky ny fanadinana, ka izao no fotoana hanamafisana ny fahaizana sy hanomanana tena. Raiso am-pahamatorana ity examen blanc ity, fa dingana lehibe ho amin’ny fahombiazana.
Tsarovy :
Ny ezaka rehetra ataonao dia misy vokany
Ny fahadisoana dia ampianatra
Ny fotoana rehetra dia ahafahanao manatsara tena
Matokia ny tenanao. Efa lavitra ny lalana vitanao, tohizo hatrany amin’ny finiavana sy faharetana Mirary soa sy fahombiazana ho anareo rehetra !
04/05/2026
🎓 Sortie de COURS Éducatif ACEEM Itaosy – 30 avril 2026
Dans le cadre de ses activités éducatives et de développement personnel, COURS Éducatif ACEEM Itaosy a organisé une sortie de cours enrichissante à l’Espace ACEEM Anjeva le 30 avril 2026.
Cette journée a été marquée par diverses activités parascolaires visant à renforcer l’esprit d’équipe, la créativité et l’épanouissement des étudiants. Entre moments de partage, apprentissages pratiques et détente, les participants ont pleinement profité de cette expérience formatrice.
🎓ANDIANY MASôVA ONIVERSITE ACEEM MANAKAMBAHINY
Andiany faha 12 MASTER 📘
Andiany faha 16 LICENCE 📗
12/02/2026
🎓Fahalalana no zaraina, fahombiazana no vokatra.
11/02/2026
Taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza 🌪️, miverina mianatra indray ny mpianatra eto amin’ny Faritra Analamanga rahampitso, Alakamisy faha-12 Febroary 2026.📚
10/02/2026
Tsy mianatra ny mpianatra eto amin’ny Groupe ACEEM rahampitso 11 Febroary 2026, mandritra ny fandalovan’ny rivodoza GEZANI.
Hiverina tsikelikely ny fampianarana arakaraka ny fivoaran’ny toe-draharaha
27/01/2026
Misokatra ho an'ny rehetra ny ESPACE ACEEM ANJEVA
21/01/2026
Ny fianarana teny vahiny dia varavarana misokatra ho amin’ny ho avy.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101