BusinessPro Mada

BusinessPro Mada

Share

Rejoignez-nous pour transformer vos idรฉes en rรฉalitรฉ !

๐ŸŽ“ BusinessPro Mada ๐Ÿ“Š

โžก De la Formation ร  la Crรฉation

30/03/2025

Ary raha atao asa fivelomana indray ny Facebook ? ๐Ÿ’ฐ๐Ÿ“ฑ
๐Ÿ“Š ๐Ÿฐ.๐Ÿญ๐Ÿฎ๐Ÿฏ.๐Ÿต๐Ÿฌ๐Ÿฌ ny isan'ny Malagasy mpampiasa Facebook tamin'ny Janvier 2025.

๐Ÿš€ Vitsy nefa no tena mahafehy ny fampiasana azy mba ho fidiram-bola.

๐Ÿ”น Ampiasao ho milina mampidi-bola ny Facebook-nao amin'ny alalan'ity Formation Boost Page & Community Management ity.

๐ŸŽฏ ๐—›๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—” :

โœ… ๐—–๐—ผ๐—บ๐—บ๐˜‚๐—ป๐—ถ๐˜๐˜† ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ด๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜
โœ… ๐—™๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒฬ๐˜€ ๐Ÿ“ˆ
โœ… ๐—™๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—–๐—ฎ๐—ฟ๐˜๐—ฒ ๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐Ÿ’ณ
โœ… ๐—•๐—ผ๐—ผ๐˜€๐˜ ๐—ฃ๐—ฎ๐—ด๐—ฒ ๐—”๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ฒฬ ๐Ÿš€
โœ… ๐—™๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฝ๐˜‚๐—ฏ๐—น๐—ถ๐—ฐ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป โœ๏ธ
โœ… ๐—™๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ : ๐— ๐—ฒ๐˜๐—ฎ ๐—•๐˜‚๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฒ๐˜€๐˜€ ๐—ฆ๐˜‚๐—ถ๐˜๐—ฒ ๐˜€๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ฐ๐—ฒ๐—ฏ๐—ผ๐—ผ๐—ธ ๐—”๐—ฑ๐˜€ ๐Ÿ“Š
โœ… ๐—”๐—ป๐—ฎ๐—น๐˜†๐˜€๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฝ๐—ฒ๐—ฟ๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ ๐Ÿ“‰

๐Ÿ“… ๐——๐—ฎ๐˜๐˜† : ๐Ÿฎ๐Ÿฒ ๐—”๐˜ƒ๐—ฟ๐—ถ๐—น ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ

๐Ÿ“ Toerana : EPP Antsahabe
โฐ Ora : 08h - 10h
๐Ÿ’ฐ Fandraisana anjara : 20.000 Ar

๐ŸŽ ๐—ข๐— ๐—˜๐—ก๐—” ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐— ๐—”๐—œ๐— ๐—”๐—œ๐— ๐—ฃ๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐ŸŽ

๐Ÿ“– Boky lavaka : Lisitry ny Fournisseur mpamatsy entana rehetra eto Tana ๐Ÿ›’
๐Ÿ“น Tutoriel vidรฉo & PDF famintinana ny Formation ๐ŸŽฌ๐Ÿ“œ

โœ๏ธ ๐—™๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ : ๐—”๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฃ ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† !
๐Ÿ“ฒ ๐—ง๐—ฒฬ๐—น๐—ฒฬ๐—ฝ๐—ต๐—ผ๐—ป๐—ฒ : ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฐ ๐Ÿณ๐Ÿฏ ๐Ÿฌ๐Ÿฒ๐Ÿต ๐Ÿณ๐Ÿฒ / ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฐ ๐Ÿฏ๐Ÿญ ๐Ÿต๐Ÿฏ๐Ÿฐ ๐Ÿฏ๐Ÿฑ

๐Ÿ‘‡ ๐— ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ๐˜๐˜† ? ๐—ง๐—ฎ๐—ด-๐—ฒฬ๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐˜† ! ๐Ÿ‘‡

ฬ

29/03/2025

โ“ Azo atao ve ny ๐—บ๐—ถ-๐—•๐—ข๐—ข๐—ฆ๐—ง kanefa tsy mandany vola be? ๐Ÿ’ฐ

Indro ary misy teboka 4 :

1๏ธโƒฃ Mahaiza mikendry ireo cible tena liana amin'ny orinasanao !

2๏ธโƒฃ Sary mahasarika sy tsara qualitรฉ ampiasaina !

3๏ธโƒฃ Safidio tsara izay objectif tena tadiavinao !

4๏ธโƒฃ Izay publication tena performant ihany atao Boost !

๐Ÿ“Š Moins de dรฉpenses, plus dโ€™impact ! ๐Ÿš€

๐Ÿ“ฉ Te hanatrika Formation feno ve ianao ? ๐Œ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐š๐ง๐š ๐…๐จ๐ซ๐ฆ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ž๐ง ๐๐จ๐จ๐ฌ๐ญ ๐๐š๐ ๐ž ๐ฌ๐ฒ ๐‚๐จ๐ฆ๐ฆ๐ฎ๐ง๐ข๐ญ๐ฒ ๐Œ๐š๐ง๐š๐ ๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ ๐ก๐จ ๐š๐ง๐š๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ” ๐€๐ฏ๐ซ๐ข๐ฅ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐ข๐ณ๐š๐จ.

Soraty hoe "LIANA" eto amin'ny commentaire, dia handefa ny antsipiriany ho anao izahay ! ๐Ÿ‘‡๐Ÿ’ฌ

27/03/2025

Fantaro androany ary fa tsy ilaina ny BOOST !
๐Ÿ‘๐ŸŽ% ihany no anjaran'ny BOOST payant fa ny ๐Ÿ•๐ŸŽ% kosa dia miankina tanteraka amin'ny Stratรฉgie entinao mivarotra.

Inona ary ny tokony atao izany ?
๐Œ๐ˆ๐€๐๐€๐“๐‘๐€ ๐‚๐Ž๐Œ๐Œ๐”๐๐ˆ๐“๐˜ ๐Œ๐€๐๐€๐†๐„๐Œ๐„๐๐“ !

Faty antoka ho an'ny orinasa fotsiny izany ny manao Publicitรฉ payante eto amin'ny Facebook raha toa ka tsy mahay Community Management ianao.

๐Ÿ“ฉ ๐“๐ž ๐ก๐š๐ง๐๐š๐ฅ๐ข๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ข๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ค๐จ๐ค๐จ๐š ? ๐Œ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐š๐ง๐š ๐…๐จ๐ซ๐ฆ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐‚๐จ๐ฆ๐ฉ๐ฅ๐žฬ€๐ญ๐ž ๐ž๐ง ๐๐จ๐จ๐ฌ๐ญ ๐๐š๐ ๐ž ๐ฌ๐ฒ ๐‚๐จ๐ฆ๐ฆ๐ฎ๐ง๐ข๐ญ๐ฒ ๐Œ๐š๐ง๐š๐ ๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ ๐ก๐จ ๐š๐ง๐š๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ” ๐€๐ฏ๐ซ๐ข๐ฅ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐ข๐ณ๐š๐จ.

Soraty hoe "LIANA" eto amin'ny commentaire, dia handefa ny antsipiriany ho anao izahay ! ๐Ÿ‘‡๐Ÿ’ฌ

24/03/2025

๐Ÿ”ฅ ๐‹๐€๐’๐€ ๐…๐€๐๐ƒ๐€๐๐ˆ๐€๐๐€ ๐•๐Ž๐‹๐€ ๐…๐Ž๐“๐’๐ˆ๐๐˜ ๐•๐„ ๐๐˜ ๐๐Ž๐Ž๐’๐“ nataonao ? Inona no tsy nety ? ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿš€ ๐€๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ข๐ญ๐ฒ ๐…๐Ž๐‘๐Œ๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐ฆ๐š๐ง๐จ๐ค๐š๐ง๐š ๐ข๐ญ๐ฒ ! ๐‡๐ข๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐š ๐๐Ž๐Ž๐’๐“ ๐๐€๐†๐„ ๐ฌ๐ฒ ๐‚๐จ๐ฆ๐ฆ๐ฎ๐ง๐ข๐ญ๐ฒ ๐Œ๐š๐ง๐š๐ ๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ ๐ข๐ฌ๐ข๐ค๐š.๐Ÿš€

๐Ÿ“… Daty : 26 Avril 2025
๐Ÿ“ Toerana : EPP Antsahabe
โฐ Ora : 08h - 10h
๐Ÿ’ฐ Fandraisana anjara : 20.000 Ar

๐Ÿ’ก ๐ˆ๐๐Ž๐๐€ ๐๐Ž ๐‡๐Ž ๐ˆ๐€๐๐€๐‘๐€๐๐“๐’๐ˆ๐Š๐€ ?
โœ… Mamorona sy manatsara pejy professionnel
โœ… Mianatra manao ๐๐จ๐จ๐ฌ๐ญ ๐๐š๐ ๐ž (๐๐ž ๐€ ๐šฬ€ ๐™)
โœ… Mianatra mampiasa ๐‚๐š๐ซ๐ญ๐ž ๐•๐ข๐ฌ๐š ๐ก๐š๐ง๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐๐”๐
โœ… Mianatra mampiasa Business Suite & Facebook Ads
โœ… Mampitombo abonnรฉs & clients
โœ… Mamorona publication manintona sy mandresy lahatra
โœ… Mandalina sy manatsara ny rรฉsultats & stratรฉgies

๐ŸŽ ๐Ž๐Œ๐„๐๐€ ๐€๐๐€๐Ž ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ๐๐Ž๐€๐๐€ ! ๐ŸŽ
๐Ÿ“– Boky lavaka : Lisitry ny Fournisseur mpamatsy entana rehetra eto Tana
๐Ÿ“น Tutoriel vidรฉo & PDF famintinana ny Formation

๐Ÿ“ž ๐…๐ข๐ฌ๐จ๐ซ๐š๐ญ๐š๐ง๐š ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ง๐š : Afaka manoratra ao aminโ€™ny MP avy hatrany

๐Ÿ“ฒ Tรฉlรฉphone : 034 73 069 76 / 034 31 934 35

๐Ÿ‘‡ Misy namanao mila anโ€™ity ? ๐“๐š๐ -๐žฬ๐จ ๐ข๐ณ๐ฒ ! ๐Ÿ‘‡

24/03/2025

Mahay mampiasa ireo outils ireo ve ianao ? ๐Ÿค”
Raha hainao ny mampiasa azy ireo dia ho mora kokoa ny asanao eto amin'ny Facebook ! ๐Ÿš€

โœ… Facebook : Ity ilay efa fampiasantsika mahazatra. Azo anaovana publication, hamaliana commentaire sy message, ary azo hanaovana Boost page.

๐Ÿ“ข Publicitรฉ Facebook (Facebook Ads) : Izy ity koa dia hanaovantsika Boost, sady misy fonctionnalitรฉs avancรฉes kokoa. Fa ny tena hampiasana azy dia hanaraha-maso ny fandehan'ny Boost rehetra ataonao amin'ny fomba tsotra.

๐Ÿ“Š Meta Business Suite : Ity kosa dia mora ampiasaina amin'ny fitantanana page Facebook, indrindra amin'ny famaliana message sy commentaire. Afaka anaovana analyse de rรฉsultats ihany koa izy.

๐ŸŽฏ Samy manana ny manavanana azy ireo, fa tsara raha ampiasaina daholo mba hanamora ny asa kokoa !

๐Ÿ“ฉ Te handalina misimisy kokoa ? Soraty hoe "LIANA" eto amin'ny commentaire, dia handefa ny antsipiriany ho anao izahay ! ๐Ÿ‘‡๐Ÿ’ฌ

23/03/2025

๐Ÿ˜ž Tena kivy aho...
๐Ÿ’ญ Saika nilavo lefona mihitsy fa tsy misy mahita mihitsy ny publication nataoko taloha.

โœจ Hay tena ilaina ny mianatra !
๐Ÿ“ˆ Vao nampiariko ireto 3 critรจres ireto dia efa niroborobo be ny orinasako.

๐Ÿ“ Rehefa mamorona contenu iray ianao dia fenoy ireto fepetra telo ireto :
โœ… Pertinence
โœ… Clartรฉ
โœ… Originalitรฉ

๐Ÿš€ Ampiaro dia ho hitanao ny fiovana ! ๐Ÿ’ก๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ“ฉ Te handalina misimisy kokoa ? Soraty hoe "LIANA" eto amin'ny commentaire, dia handefa ny antsipiriany ho anao izahay ! ๐Ÿ‘‡๐Ÿ’ฌ

22/03/2025

Ataovy ireto Erreurs 03 ireto raha tianao hitotongana ny orinasanao en ligne ! ๐Ÿš€
70% an'ny mpanao vente en ligne dia minia manao tsinontsinona ireto fahadisoana lehibe ireto โŒ :

1- Aza mametraka objectif prรฉcis fa manaova publication amin'izay itiavanao azy fotsiny ๐ŸŽฏ

2- Ataovy lava be foana ny texte ataonao anaty publication ๐Ÿ“

3- Aza manao vรฉrification intsony mialohan'ny tena handefasana publication fa tonga dia alefaso โณ

Fadio ireo erreurs ireo manomboka izao. Ataovy misy fiantraikany ny fisianao eto amin'ny Facebook ! ๐Ÿ’ฅ

14/03/2025

๐Ÿš€ FORMATION EXCEPTIONNELLE : Ahodino ho milina mampidi-bola ny Facebook-nao !

Mampiasa Facebook ve ianao nefa tsy mahazo mpanjifa betsaka ? Tsy mahavita varotra be ? Ity fiofanana ity dia hanampy anao hamadika ny Facebook-nao ho milina mampidi-bola !

๐ŸŽฏ Inona no ho azonao ianarana ?
โœ… Mamorona sy mitantana Page PRO aminโ€™ny fomba mahomby
โœ… Misarika mpanaraka betsaka kokoa (abonnรฉs)
โœ… Mampiasa Meta Business Suite & Facebook Ads aminโ€™ny fomba stratejika
โœ… Manatsara sy mampitombo ny varotra an-tserasera
โœ… Manoratra publication manintona indrindra
โœ… Mamakafaka sy manatsara ny vokatra amin'ny analyse de performance
โœ… Mamorona sy mampiasa Carte Visa ho anโ€™ny fandoavam-bola en ligne

๐ŸŽ INCLUS :
๐Ÿ“– Boky lavaka โ€“ Lisitr'ireo fournisseurs lehibe eto Antananarivo
๐Ÿ“น Tutoriel vidรฉo sy PDF โ€“ Famintinana fohy ny fiofanana

๐Ÿ“… Daty : Sabotsy 22 Mars 2025
โฐ Ora : 08h00 - 10h00
๐Ÿ“ Toerana : EPP Antsahabe

๐Ÿ‘‰ Liana ve ianao ? Soraty hoe "INFO" eto aminโ€™ny commentaire dia handefa ny antsipiriany ho anao izahay !

๐Ÿ“ž Fanazavana misimisy kokoa ? Antsoy na alefaso hafatra aminโ€™ny 034 73 069 76 / 034 31 934 35

05/03/2025

Inona no mampiahiahy ?โ“ Azo antoka 100% sady feno dia feno ny fampianarana rehefa misafidy hianatra ato amin'ny BusinessPro Mada isika.

Averinay ny volanao raha tsy mahay ianao.

Tadidio ary fa raha misoratra anarana alohan'ny 08 Mars ianao dia mahazo ilay Promotion 10.000 Ar amin'ilay Formation en Marketing Facebook raha tokony hoe 30.000 Ar izany.

Mandefasa MP avy hatrany raha hanao inscription ianao.

17/02/2025

๐Ÿšจ๐Ÿšจ Mba te hamoaka ilay Talenta miafina ao anatinao izahay amin'ny alalan'ity Formation en Marketing Facebook ity ๐Ÿšจ๐Ÿšจ

Fantatrao ve fa ny olona rehetra tsy an-kanavaka dia afaka misehatra sy ho matianina amin'ny varotra an-tserasera avokoa โ“โ“

๐Ÿ“ข Iza avy ary no tokony hanatrika ity Formation ity ?

- Ireo te hamadika ny Facebook ho serasera mampidi-bola amin'ny fomba tsotra
- Ireo izay maniry na vao hanomboka handraharaha eto amin'ny Facebook
- Ireo izay efa misehatra amin'ny varotra an-tserasera ka te hampiroborobo kokoa
- Ireo Mpanakanto vao misandratra ka te hisongadina amin'ny Kanto vokariny
- Isika mpampiasa Facebook rehetra

๐Ÿš€ Santionany fohy amin'ireo fahalalร na ho zaraina amin-tsika :
- ๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ’ป Ireo teknika tsara ho fantatra rehetra mikasika ny Community management.
- ๐Ÿ”” Ny tokony atao mba hampitombo aingana ny abonnรฉs.
- ๐ŸŒ Ny fomba fanokafana Page Facebook Professionnelle sy manaraka ny fenitra takiana rehetra.
- ๐Ÿ’ณ Ny famoronana CARTE VISA Virtuelle.
- โšก BOOST page avancรฉ (de A ร TANA CENTRE VILLEina kokoa mba tsy ho very vola fotsiny isika rehefa manao BOOST fa tena hahazo rรฉsultats arak'izay tadiavina.
- ๐Ÿ’ฐ Ny fampiasana Facebook Ads, Meta Business Suite, mba hanamora ny asa sy hahitana vokatra tsara kokoa.
- ๐Ÿ’ฌ Ny fomba fanoratana publication mba hisintona ny olona hanjifa ao aminao.
- ๐Ÿ“ฑNy tokony atao mba hitazomana ny olona hanaraka tsy tapaka ny page.
- ๐Ÿ“Š Ny fanaovana analyse de performance sy fanatsarana ny stratรฉgie ampiasaina mba hifanaraka amin'ny filan'ny daholo be.

๐ŸŽ BONUS :
- ๐Ÿ“š Boky lavaka : misy ireo fournisseurs rehetra fakana entana eto Antananarivo.
- ๐Ÿ’ก Tutoriel : Pdf sy vidรฉo famintinana ny Formation rehetra.

Raha mandefa MP alohan'ny 15 Mars ianao dia mbola afaka misitraka avy hatrany ilay Prix Promotionnel 10.000 Ar, raha tokony ho 30.000 Ar.

๐Ÿ“† : Sabotsy 22 Mars 2025
โฐ : 08:00 - 10:00 na 10:00 - 12:00
๐Ÿšฉ : EPP ANTSAHABE (Arrรชt Mascotte)
๐Ÿš— : Parking malalaka tsara
๐Ÿ“ž : 034 73 069 76 / 034 31 934 35

05/02/2025

FORMATION BOOST PAGE et Community Management...๐Ÿ“Š โœ”

Raha misoratra anarana dieny izao ianao dia mahazo ilay PROMOTION 30% be izao.

Ireto avy no ianarantsika ao anatin'ity formation ity :
โœ” Initiation au Community Management
โœ” Crรฉation CARTE VISA VIRTUELLE
โœ” BOOST PAGE avancรฉ (de A ร  Z)

Bonus : Tutoriel vidรฉo BOOST PAGE + Boky misy ireo fournisseurs rehetra fakana entana eto Tana.

Daty : Sabotsy 08 Fรฉvrier 2025 (08 h - 10h)
Toerana : Mendrikolovana akaikin'ny Rรฉsidence (Alasora)
Contact : 034 73 069 76 / 034 31 934 35

PAF: 20.000 Ar au lieu de 30.000 Ar

๐ŸŽ“ BusinessPro Mada ๐Ÿ“Š

โžก De la Formation ร  la Crรฉation

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address

Antananarivo