CFTP Ankandrina

CFTP Ankandrina

Share

Centre de Formation Technique et Professionnelle 034 41 391 05 ou 033 12 513 51

20/08/2026

TOLOTR' ASA
Ianareo rehetra mpianatra ÉLECTROTECHNIQUE mbola tsy miasa , manaova CV dia tongava haingana aty, asa tsara karama.15 no ilaina.

20/08/2026

Apprendre aujourd'hui ☺️ réussir demain 💪💪💪
auto et moto métalliques

12/08/2026

SEKOLY TEKNIKA KATOLIKA manabe tanora ho teknisianina vonona sy vanona , , , ,

07/08/2026

Tanjonay ✅ ianao mahay😊

03/08/2026

Mitohy hatrany ny COURS DE VACANCES en INFORMATIQUE BUREAUTIQUE , mianatra isanandro 8h 30 à 11h 30

03/08/2026

Nohon' ny fangatahan ny maro dia hitohy ny fampianarana Mécanique Moto eto am CFTP Ankandrina , cours samedi après midi 13h à 16h. Mandritry 6 semaines.

30/07/2026

Cours de vacances en 2 semaines :
03 août au 14 août na 17 août au 28 août

du bâtiment

🔴 Mécanique auto 2mois (4fois par semaine , séance de 3h) Mahazo certificat.
🔴 Mécanique auto 9mois
Mahazo diplôme professionnel ara panjakana
(3fois par semaines)
MANDRAY FOANA

COURS NORMAL
💡
AUTO 🚘
MÉTALLIQUES 🧑‍🔧
TRAVAUX PUBLIQUE 🏙️
👉 mpianatra nahavita classe de 3eme na tsy afaka BEPC , na 4eme fa mandalo remise à niveau gratuit ny volana août, aoriana ny inscription.
👌mianatra 2taona manala DEP (diplôme agréé, misy équivalence am FOP),
👌mianatra 3taona manala BEP sy BAC Pro .

CFTP Ankandrina 22/07/2026

Photos from Paositra Malagasy's post 20/07/2026

Averina ihany, afaka manao an’ito ny nahazo DEP teto . CONCOURS anefa ilay izy, raha mandiso question 1 ianao,misy tsy nandiso mihitsy any. AFAKA manampy préparatoire aho, MATHÉMATIQUES, TEST PSYCHOLOGIQUE, QCM, efa misy sujet types maromaro (efa nivoaka taloha)ihany fa afaka mitondra izy zaka rehetra any araka ny Niveau ataonao.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

GVI CFTP ANKANDRINA SOAMANANDRARINY
Antananarivo
102