12/06/2026
Friday is a reminder that you made it through the weekโwell done!๐
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra e๐ฅฐ๐ค
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Teacher Fita English, Tutor/Teacher, Tana, Antananarivo.
๐ป Cours en ligne
๐ Cours particulier ร domicile
๐ฅ๐ผ Formations Professionnelles en Groupe : Interactives et Engagรฉes.
โ Seafarer ๐ | โ๏ธ Visa Conseil Expert | ๐ฌ๐ง UK C1/D & ๐ช๐บ Schengen ๐
โ
More info: 034 75 927 80
12/06/2026
Friday is a reminder that you made it through the weekโwell done!๐
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra e๐ฅฐ๐ค
30/05/2026
Speak English, travel farther, dream bigger. โ๏ธ๐๐บ๐ธ
26/05/2026
Chase that dream ๐๐บ๐ฒ
19/05/2026
๐ ENGLISH LESSON OF THE DAY ๐บ๐ธ๐ฒ๐ฌ
๐ก Tsy voatery hampiasa foana ny hoe "I DON'T CARE" ianao. Ireto indray ampiasana๐ค๐๐๐
โ
Never mind โ Tsy maninona e
โ
It doesn't matter โ Tsy maninona izany
โ
I couldn't care less โ Tsy miraharaha mihitsy aho
โ
Let it slide โ Avelao handalo fotsiny
โ
Not care a dime โ Tsy miraharaha na kely aza
โ
Let it go โ Avelao fotsiny izany
โ
Who cares? โ Iza no iraraha?
๐ฃ OHATRA:
๐บ๐ธ "I forgot to call you."๐ฒ๐ฌ "Adinoko ny niantso anao."
๐บ๐ธ "Never mind."๐ฒ๐ฌ "Tsy maninona e"
โโโโโโโโโโโโโโ
๐บ๐ธ "People are talking about me."๐ฒ๐ฌ "Miresaka ahy ny olona."
๐บ๐ธ "I couldn't care less."๐ฒ๐ฌ "Tsy miraharaha mihitsy aho."
๐งโ๐ซ Teacher Fita English ๐งโ๐ซ
15/05/2026
๐ซ IRETO AVY NO ATAO RAHA TSY TE HAHAY ANGLISY IANAO ๐น๐
โ Matahotra diso foana
โ Tsy manao pratique mihitsy
โ Menatra miteny eo imasonโolona
โ Miandry โperfectโ vao hanomboka
โ Mijery vidรฉo fotsiny fa tsy mampiasa ilay teny
โ Kivy avy hatrany rehefa tsy mahazo zavatra iray
โ Tsy mianatra voambolana isanโandro
โ Milaza foana hoe: โSarotra be ny Anglisyโ ๐น
RAHA TENA TE HIVOATRA KOSA IANAO DIA: ๐๐ฅ
โ
Mihainoa Anglisy isanโandro
โ
Mianara voambolana kely isanโandro
โ
Sahia miteny na diso aza
โ
Manaova pratique matetika
โ
Aza ampitahaina aminโny hafa ny niveau-nao
๐งโ๐ซ Teacher Fita English ๐งโ๐ซ
13/05/2026
TSY TONGA TONGA HO AZY NY OPPORTUNITร, FA VOKATRY NY FIOMANANA SY NY EZAKA ATAONAO ISANโANDRO.๐
IANAO VE EFA VONONA????