06/12/2025
Félicitations à notre premier promotions Santatra au sein du BBS Sabotsy Namehana 🎉❤️, nous vous adressons nos vœux les plus sincères de réussites et de progression continue ❤️🥰
Réinscription ouverte pour ceux qui veulent encore aller plus haut en 3eme année
15/10/2025
Mivoha isanandro ny bureau koa aza tara an 😌
🌟Manana BACC ve ianao?
🌟Te hiasa amin'ny Sehatra ny Fandraharahana Ara-bola ao anatin'ny fotoana fohy?
Misokatra ho anao ny:
🎓 BANK AND BUSINESS SCHOOL SABOTSY NAMEHANA
📌 Filière: Banque et Microfinance
Izay ahazoana BTS (Brevet de Technicien Supérieur) Bac+2 sy Licence Bac+3 (Manana equivalence ara-panjakana)
💡 Izahay dia manome anao:
✅ 4 Stage maimaim-poana
✅ Boky maimaim-poana
✅ Fianarana tapak’andro (misafidiana na maraina na tolakandro)
✅ WiFi sy Laboratoire informatique maimaim-poana
📍 Misy manerana an’i Madagasikara izahay
📞 034 35 870 18
✨ Bank and Business School M/car, La 1ere Ecole de Microfinance à Madagascar
02/10/2025

05/09/2025
Arabaina rankizy
Tongava amin'ny ambony indrindra ❤️
26/08/2025
Manana bacc vé ianao, maniry ny hiasa amin'ireny sehatrin'ny Bank sy micro finance ireny? Natao ho anao indrindra inty.
👉 Filières Bank et Microfinance ☺️
👉 Faharetan'ny fianarana 2 taona dia efa afaka miasa ianao mahazo ny diplôme BTS
👉 4 stage offert ( izany hoe gratuit ny stage )
👉Polycopié gratuit
👉Wifi gratuit
Raha Mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny laharana 0343587018
Na manantona ny birao Etsy Anosy Avaratra sabotsy namehana
Aza tara fa voafetra ny toerana an☺️
21/08/2025
Mankasitra anireto mamikely ireto tamin'ny fanatontosana ny GR na ny GRandre Rencontre 2025 izay natao tany majunga, na dia Téo aza ny mety ho olana isankarazany misaotra sy mankasitraka indrindra anareo teo foana 🙏❤️
Fintinina anaty sary vitsivitsy maromaro 😚
27/07/2025
Efa misokatra ny fisoratana anarana hoan'ny mpianatra vaovao maniry hiditra hianatra ato amin'ny BBS sabotsy namehana🥰