27/05/2026
💼 “Tsy mahita asa satria tsy manana expérience ?”
Ary ahoana raha compétence tena tadiavin’ny entreprise no ianaranao ? 👀
Ny formation Comptabilité dia manampy anao :
✔️ Hahay gérer caisse sy factures
✔️ Hahay manao bilan sy calcul
✔️ Hahay logiciel de gestion
🎯 Mifanaraka amin’ny tontolon’ny asa eto Madagascar tsara ny fiofanana omenay anao 🙂
📖 “Izay miezaka sy manatanteraka ny nofinofiny miaraka amin’ny fahazotoana dia hahita fahombiazana.” — Salamo 37:5 🙏
🔥 Aza avela ho nofinofy fotsiny ny ho avinao , izao dia manorata anarana !
📍 Manatona ny CFPM akaiky anao indrindra :
Imerinafovoany • Talatamaty • Ambanidia • Ambohimanarina • Tanjombato • Analamahitsy • Sabotsy Namehana • Ampasapito • 67ha • Itaosy • Mahamasina
✍️ Te-hisoratra anarana? Ireto ny fifandraisana :
📧 E-mail : [email protected]
📍 Faritra :
Ambatolampy
Toliara : 037 17 777 26
Fianarantsoa : 037 17 777 25
Ambositra : 037 17 777 28
Antsirabe : 037 17 777 21
Morondava : 037 17 777 13
Antsiranana : 037 17 777 27
Mahajanga : 038 77 777 24
Sambava : 037 17 777 10
Ambatondrazaka : 037 17 777 30
Moramanga : 037 17 777 29
Toamasina : 038 77 777 23
📞 Whatsapp : +261 34 63 049 30
☎️ Contact : +261 37 17 777 03 / +261 38 77 777 03
26/05/2026
Ary maninona raha resaka zaitra no hanovana ny fiainanao ? ✨
Ny lamaody miova fa ny olona mahay manjaitra tsy lany asa mihitsy.
🧵🪡 Ho betsaka ny opportunité afaka azonao ao anatin'ity sehatra ity na eto an-toerana na any ampita😍
👉 Andao hiaraka aminay ao amin’ny CFPM Imerinafovoany !
⚠️ Voafetra ny toerana — misorata anarana dieny izao !
✨ “Ary efa nofenoiko fanahin’Andriamanitra izy, dia fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ny amin’ny tao-zavatra samy hafa.”
📖 Eksodosy 31:3
📧 E-mail : [email protected]
📲 WhatsApp : +261 34 63 049 30
25/05/2026
🥗✨ RECETTE : SALADE PÂTE CRÉMEUSE AU JAMBON SY BROCOLI
Sakafo maivana, pique-nique na sakafo miaraka amin’ny namana 🍽️
🛒 Akora ilaina :
• 250g pâte fusilli (na paty hafa tianao)
• 1 poivron rouge voatetika madinika
• 1 brocoli kely (atao vapeur 2–3 min mba ho maivamaivana)
• 150g jambon voatetika carré
• 1 poignée olives noires voatetika
• Fromage râpé (tsy voatery fa manampy tsiro)
Ho an’ny sauce crémeuse :
• 4 sotro lehibe mayonnaise
• 2 sotro lehibe yaourt nature na crème fraîche
• 1 sotro lehibe moutarde
• 1 sotro lehibe ranom-boasary makirana 🍋
• Sira sy dipoavatra
• 1 sotro lehibe sucre kely (manome équilibre ny tsiro)
• ½ sotro lehibe ail en poudre na tongolo lay voatetika madinika
👩🍳 Fikarakarana :
1️⃣ Andrahoina ny pâte
Aza atao malemy be. Rehefa masaka dia avela hangatsiaka tsara.
2️⃣ Atao ny mélange légumes
Afangaro ao anaty bol lehibe :
poivron 🌶️ + brocoli 🥦 + jambon + olives.
3️⃣ Atao ny sauce crémeuse
Ao anaty bol kely, afangaro :
mayonnaise + yaourt/crème + moutarde + citron + sira + dipoavatra + sucre + ail.
4️⃣ Atambatra daholo
Ampidirina ao amin’ny pâte sy légumes ny sauce.
Afangaro moramora mba ho voarakotra tsara ny pâte rehetra.
5️⃣ Atao mangatsiaka
Avela 30 min ao anaty frigo ❄️ vao mainka matsiro rehefa mangatsiaka.
✨ Astuce : Raha tianao hanitra kokoa dia ampio thym na herbes de Provence.
😋 Vitaa! Salade crémeuse, fraîche ary tena manaitra ny tsiro.
💬 Iza no hanandrana an’ity amin'ny fety ? 🤌🥗
⚡ Manaova inscription amin'ny cours Art Culinaire ato amin'ny CFPM dia hahay sakafo matsiro hafa ianao 🙃
📖 "Izay miezaka sy manatanteraka nofinofy miaraka amin’ny fahazotoana dia hahita fahombiazana." — Salamo 37:5 🙏
Iza izao no tianao hianarana ?
📍 Manatona ety amin'ny CFPM akaiky anao indrindra Tanjombato, Ambanidia, Analamahitsy ary imerinafovoany
👉 Ireto ny contacts raha te hanoratra anarana ianareo :
📧 E-mail : cfpmdemadagascar7 @ gmail .com
📞Whatsapp: +261 34 63 049 30
☎️Contact : +261 37 17 777 03 / +261 38 77 777 03
CFPM
24/05/2026
" Fa rahefa hidinan'ny Fanahy Masina hianareo dia hahazo hery, ka ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodea ary Samaria ka hatrany amin'ny fara vazan-tany. " Asa 1,8 📖
Amin’izao Pantekosta izao, mirary fitahiana ho an’ny mpianatra, mpampianatra ary ray aman-dreny rehetra. ✨
Enga anie ny Fanahy Masina hanome fahendrena sy fahazavana ho antsika tsy ankanavaka 😍.
23/05/2026
🚀 Business matanjaka = Comptabilité voalamina
Mpandraharaha maro no miasa mafy fa very vola satria tsy voalamina ny fitantanam-bola .
Raha voafehy ny comptabilité dia :
💰 Fantatrao ny tombony
📊 Mora ny mandray fanapahan-kevitra
📈 Mitombo ny business
👇 Mahafehy ny fampianarana mahakasika izany izahay ato amin'ny CFPM ! Manaova inscription dia hivoatra ny orinasanao 🙂
📖 “Dia hanan-karena amin’ny zavatra rehetra ianao ka handroso amin’ny hitsim-po, izay mahatonga ny fisaoranay an’Andriamanitra.” – 2 Korintianina 9:11
📍 Manatona ety amin'ny CFPM akaiky anao indrindra : Imerinafovoany, Talatamaty, Ambanidia, Ambohimanarina, Tanjombato ,Analamahitsy, Sabotsy Namehana, Ampasapito, 67ha, Itaosy, Mahamasina .
👉 Ireto ny contacts raha te hanoratra anarana ianareo :
📧 E-mail : cfpmdemadagascar7@gmail .com
Toliara : 037 17 777 26
Fianarantsoa : 037 17 777 25
Ambositra : 037 17 777 28
Antsirabe : 037 17 777 21
Morondava : 037 17 777 13
Antsiranana : 037 17 777 27
Mahajanga : 038 77 777 24
Sambava : 037 17 777 10
Ambatondrazaka : 037 17 777 30
Moramanga : 037 17 777 29
Toamasina : 038 77 777 23
Ambatolampy
📧 Email : [email protected]
📱 Téléphone : +261 37 17 777 03 / +261 38 77 777 03
✅ WhatsApp : 034 63 049 30
22/05/2026
Tsy havanana amin'ny resaka sakafo sy nahandro ? Efa manana base fa te hampitombo fahaizana ?
Afaka hiorana amin'ny fianarana Art Culinaire ato amin'ny CFPM izany 🙂
Ohatran'ny hoe tsy ianao ilay nihahotra sy tsy nahatoky tena rehefa ao an-dakozia 😁
Safidio iza module tianao :
👨🍳Cuisine
👨🍳Patisserie complet
👨🍳Charcuterie
👨🍳Glace
👨🍳Décoration gâteau
👨🍳Fast-food
👨🍳Décoration Table
🚨Aza mangataka andro vao misoratra anarana sao tara !
📖 “Ny fahendrena no zavatra tsara indrindra ka amin’izay rehetra ezahinao dia mitadiava fahendrena.”
— Ohabolana 4:7 🙏✨
📍 Imerinafovoany, Talatamaty, Ambanidia, Ambohimanarina, Tanjombato, Analamahitsy, Sabotsy Namehana, Ampasapito, 67ha, Itaosy, Mahamasina,Ambatolampy .
Ireto ary ny adiresinay mazava :
📍Fianarantsoa ambonin'ny Adventiste antarandolo trano miloko grenat
📲037 17 777 25
📍Ambositra ampitan'ny la terrasse ampivarotanomby
📲037 17 777 28
📍Antsirabe ampitan'ny hopitaly Andranomadio
📲037 17 777 21
📍Morondava Namahora Atsimo ampitan'ny TECNO Tompoko
📲037 17 777 13
📍Mahajanga MAHABIBOKELY 5 étage ambadikin'ny CECAM,près de la Pharmacie Maevan'i boeny Taloha
📲038 77 777 24
📍Sambava Antsirabe pavé akaiky pylône
📲 037 17 777 10
📍Ambatondrazaka Ambohimasina akaiky voamandilo
📲037 17 777 30
📍Moramanga ampitan' chez Anah taloha eto tsarahonenana
📲037 17 777 29
📍Toamasina Tanambao 2 ampitan'ny caisse d'épargne
📲038 77 777 23
📍Diego akaikin'ny supermaki brocanteur
📲0371777727
📍 Ambatolampy : assurance Mama akaikin'ny shell
📱0371777720
📍Toliara akaiky Bazar soanafindra Amborogony ambony bureau Paositra Malagasy Roind point handeha aminy Route Simpa
📲0371777726
📍 Fort-Dauphin Ankorandava apitan'ny aigle d'or
📱: 0371777731
📍 Manakara : Ambalakajaha sud chez Rakoto
📱 : 0371777719
📧 E-mail : [email protected]
📞 Whatsapp : +261 34 63 049 30
☎️ Contacts : +261 37 17 777 03 / +261 38 77 777 03
21/05/2026
Salama e 👋afaka fotoana fohy hisy live isika fampahafantarana ny cours de vacances sy ny promotion misy indray, araho tsy tapaka ary ny pejy e