15/07/2026
🎁📱IANAO IO Ilay ahazo 3e IPHONE rahariva 19h30 fa Alefaso Partage au max ntsika🎁🎁🎁🎁🎁
🤩👇Izaho indray no mientanentana fa Verifieo tsara raha efa ABONNÉ ianao sao votsotra eo ny IPhone!
✅ https://www.facebook.com/share/p/1E7JAv6o9Z/?mibextid=wwXIfr 👈IO ny LIEN fandraisana anjara faramparany izay tapitra @ 18h30 fa Verifieo tsara hoe nanaraka FEPETRA sao votsotra eo ny iPhone raha ianao no nahazo azy!
✅VERIFIEO TSARA hoe ABONNÉ ianao ary mpanohana mavitrika ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
It's by W***y
Avec W***y,Chaque lancement est une aventure réussie🫶🏻
06/07/2026
🇹🇭👜Ekipa ESV😂 rehefa avy eo indray ny Match MOPPET -ntsika fa aza adino. Izay maharaka live ihany maharaka ilay ESV🤣Toerana fizarana vola Sady misotro champagne tsy ho ela!
04/07/2026
✊💸AVERIKO Ity ilay offre ho an’ny tanora rehetra manerana an’i Madagasikara te hanomana ny ho aviny hiaraka amiko na koa RAD manana zanaka Tiana ahaleo tena ara-bola fa PARTAGEO ho hitan’ny rehetra dia antsoy namanareo 👇
✅LIVE fanazavana rahariva 18h45
MAISON DES AMBITIEUX -Une famille, une équipe, un avenir «Mila mahatsangana zavatra isan-taona ianao mipetraka ato amiko »Za no MENTOR
❌Tsy mamaly mp mahakasika asa
17/03/2026
✊ Androany lesy mety eny amoron-dalana fa rahampitso mahasokatra restaurant ho TAFA be …Androany mety hoe «Vendeur dans la rue» fa rahampitso Patron be
✅Tsy mahamenatra ny manomboka @ kely ary tsy misy asa ratsy izany rehefa tsy manimba ny hafa
✅Il y a ceux qui attendent les richesses faisant du «Ariary zato am-pandriana» Et il y a ceux qui travaillent pour devenir riche .
Ce jeune homme, toujours élégant, toujours classe, vend des sambos et des snacks dans la rue de Tsaralalana .
Regarde-le bien.
Élégant. Propre. Concentré.
🫡Pas d’excuses. Pas de honte. Juste du travail.
Pendant que certains dorment sur leurs rêves,
lui se bat pour les réaliser.
13/03/2026
🌸Aza marary @ fahombiazan’ny hafa .Manana ny fotoananao sy ny rythme anao ianao .
Rehefa hitan’ny Jesosy fa mahazaka ny fahombiazan’ny hafa ianao dia ataony Tonga @ ny tour -nao
📸Zozéa Mahefa
12/03/2026
✊Sa ianao mihitsy ilay miketrika be ho « TAFA»?