Faire le premier pas ne t'amène peut être pas où tu voudrais mais te sort de là où tu es
AINGA
".. Soyez celui qui dirige le marché.."
💸💸💸💹💹💹
27/11/2022
Aza miantehatra ...✨
Milofosa ary manàna finoana fa
👣NY ASA NO MITONDRA
FAHOMBIAZANA💪
"...Tsy misy fahombiazana raha tsy misy
Tanjona..."
AINGA
AMPIASAO NY FARAN'NY HERINANDRO MBA ANANGANANA NY FIAINANA NOFISINA FA TSY ANADINOINA NY ROTOROTO NY ANIO
29/08/2022
❗NOFY❗
✨NOFY apetraka iray no lasa TANJONA.
😎TANJONA zaraina ho dingana maromaro no lasa PAIKADY
🦾PAIKADY tanterahina no lasa ASA.
💪Ary ny ASA ilofosana no mahatanteraka ny NOFY 🥇
Mirary soa ary tongava ny Nofy 🙏
21/08/2022
❗ARAHABAINA E...❗
🎉Arahabaina ny zandry rehetra izay nahavita ary afaka ny fanadinana Baccalauréat 2022.🥇
👏Fankaherezana kosa ho an'izay tsy nahazo vokatra tsara tamin'ity taona ity. indray manarina izany.😉
🛑Anisany teboka iray lehibe ny fahatokisan'tena "CONFIANCE EN SOI" ny fanekena fa:
👉ANISANY LALANA MAKANY NY TSY FAHOMBIAZANA👈
Mety tsy nahazo vokatra tsara ianao androany. Fa ny TENA PANDRESY dia tsy sasatra ny miarina ✊ao anaty faharesena. Ary ny vokatra ratsy azo mandritra ny ADY no manome TSIRO ny fandresena.💥
Mety tsy tratra ilay tanjona androany, Fa MIARINA dia MIATRIKA indray.
🔥LALANA NO MIOVA FA TSY NY TANJONA🔥
Mirary fahombiazana 💪
19/08/2022
❗ INTELLIGENCE ÉMOTIONNELLE ❗
🛑Sampana iray ao anatin'ny fampivoarana ny maha olona ny "Intelligence émotionnelle".
❓Izy ity dia mifehy ny fahafahan'ny olona iray mamantatra, mahazo ary mifehy ny fihetsempony🖤. Manampy iany koa ny fihetsemponao @ izay miseo . 🪐
🥇 Tombony:
😁 Mifehy ny rarintsaina "Stresse"
Ahafahana mahazo, mamantatra dieny mialoha, ary mifehy ireo antony mety iteraka raritsaina eo manokana na ara-kasa
❤️🔥Mifehy ny fihetsempo "Emotions"
Manome fitoniana anaty. Manome anao fahafahana ifantoka na dia misy tontolo ivelany manelingelina ary.
🤯Mampisaina fa tsy .
Ho jeretsika tsikelikely ireo dingana ahafahana manana izany "Intelligence émotionnelle" fa manasa anao anaraka tsy tapaka ny pejy. 🤗
Mankasitraka dia mirary soa 💕
17/08/2022
❗YES YOU CAN❗
Mahavita ianao, vitanao io!
Maro ny sakana tsy ahavitana dingana eo . Fa ny tena iombonan'ny be sy ny maro dia ilay "T". 😰
Ity kisarisary fanehoana eto ambany ity dia maneo oe MILA TAPAHANA ILAY "T".
TAHOATRA no andikatsika ilay "T" eto. Tahoatra ny tsy ahita fahombiazana.
Tahoatra ny iala kisarisarim-piadanana na "zone de confort".
Raha tsorina dia tahotra ny iroso makany tsotra izao fotsiny.🤔
🥇Mametraha ianao tanjona, aza mataoatra ny manomboka, manao dingana. Dia ho itatsika fa mahavita ianao rehefa manao.
Mirary soa 🤗
16/08/2022
" Faire confiance à la vie, c'est miser sur l'avenir, croire en la puissance créatrice de l'action, chérir l'incertain au lieu d'en avoir peur. C'est croire qu'il y a dans la vie, dans toute vie, quelque chose de bon, et peut-être même de tendre. C'est continuer à aimer la vie même quand elle semble dure. C'est penser qu'elle n'a pas besoin d'être parfaite pour être digne d'être vécue. C'est penser qu'elle est plutôt une bonne chose. Qu'il y a au fond du monde, malgré le scandale qu'il abrite parfois, quelque chose comme une tendresse, une lumière que nous avons tous déjà entrevue et qui ne s'oublie pas. Nous n'avons pas nécessairement besoin de savoir d'où elle vient. Nous avons confiance, c'est tout. C'est une confiance sans objet, une confiance pure. Faire confiance à la vie, c'est faire confiance à cette lueur, même quand elle faiblit. "
Charles Pépin
15/08/2022
Soraty ny fiainanao ✍️
Ary tantara tsara mifono lesona tsara no ampitao fiainanao 🙏
Mirary erinandro finaritra 🤗
14/08/2022
" Rehefa mbola misy aina, dia misy fanantenana "
Miady hatramin'ny farany.
Alaintsika ny amboara 🏆
🕔 17:30 Antananarivo, Mcar
Alefa Ankoay 🇲🇬🏀
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101