American English Camp Majunga

American English Camp Majunga

Share

Prochain Rentrée:

Cours Journalier et Soire: 1 Juin 2026
Cours Special Samedi: 13 Juin 2026

22/05/2026

Tsy mbola tara anao raha amizao vao hianatra hiteny Anglais. Tonga de mampianatra miteny zahay ato amin'ny AEC fa tsy mianatra lesona be. Tongava MP na miantso direct fa voafetra ny toerana.
032 74 357 98
038 56 612 10

20/05/2026

Anareo manontany foana we inona ma zany avantage raha mahavita fianarana ato aminay?
Ty zao misy valiny raiky mety tena mety aminao satria AEC dia miara miasa amin'ny Agence DSA izay afaka mandefa mpianatra hianatra any andafy na koa tonga de hiasa, ke basy tongava misoratra anarana aty amin'ny AEC aty akaikin'ny BAR NENE. Jereo jusqu'amin'ny farany le video.

19/05/2026

Eh, efa hainao ma afaka mandefa mpianatra hianatra any ivelany ny AEC Majunga amizao?
Natao ho antsika jiaby eto Majunga izy ty ein, ny AEC Majunga dia efa miara miasa amin'ny Agence DSA amizao. tsy lava resaka zao fa ao anatiny video ny hafatra fa mitongava mianatra ato amin'ny AEC fa efa afaka mandefa mpianatra hianatra na hiasa any ivelany izahay amizao
Fidirana tsika amin'ny 1er Juin hoavy zao. Voafetra ny toerana fa mitongava malaky.

15/05/2026

Mbola vao 2 Semaine reo, afaka maneho hevitra sy mahazo resaka. Tsisy mpianatra mianatra ato ka tsy ahay zany eo. Aza tara fa le 1er Juin fidirana manaraka. Mandefasa MP na miantso 032 74 357 98, 038 56 612 10

Photos from American English Camp Majunga's post 15/05/2026

English Speaking Course natao nentsika jiaby eto Majunga.
Zô ty defa manaova inscription malaky sôdé tara eo koa fa 12 isaka salle foana njô raisinay.
Fidirana 1 Juin raha hanao cours Journalier na Soir anao. Raha hanao Special Samedi de 13 Juin fidirana.
Koa mbola fampianarana teny Anglais AEC tsy mipoera fa tena tompony.
Duration ny cours 2 mois be zô nefa tsisy droit fa tonga de ecolage 200,000 ariary to efainao defa afaka mianatra anao. Tsy vitanizany koa fa mbola omena boky sy audio gratuit anao atao kadoa nao.
Tsisy fandikana lesona be zany ato fa tonga de pratika avy hatrany. Prof am'le tena mahay mampianatra sady ampy traikefa tsara.
Ke basy anareo sisa andrasana fa mitongava malaky, tsy mifidy na tsaiky na olobe na jeune fa tongava jiaby.
Place efa hainao ein 👉 akaikin'ny BAR NENE ao @ Taiwan Motor 🛵. Mandefasa MP na miantso direct: 032 74 357 98 na 038 56 612 10.

07/05/2026

Nata anao mbola tsy mahay miteny Anglais mintsy de mitongava ato aminay hijeravanay anao tsy ahay zany kony. Tsy mandany fotoana ane zaka ataonay ato fa tena hoe mampianatra. Mandefa MP malaky anao koa te hianatra ato amin'ny AEC.

04/05/2026

Hello everyone, androany ny fidirana vaovao hoa antsika jiaby ze te hahay hiteny Anglais. Mbola mandray mpianatra zahay jusqu'a Zoma hoa avy zao. Basy anao sisa embesana fa mitongava malaky. Prof efa io hitanareo io fa vonona tsara hampahay anareo. Midira mp malaky na miantso numero reto 👇👇👇
032 74 357 98
038 56 612 10
Toerana: entre BAR NENE sy RUFFIN

02/05/2026

Tena hoe manampy anao ny teacher @ resaka speaking. Efa hita fa tena afaka miteny tsara ny mpianatra nade mbola somary mandiso kely fa tsy maintsy reo miaraka amin'ny AEC.

23/04/2026

Sometimes we have fun together, even though we speak English during that time.

10/04/2026

Alefaso hianatra Anglais ao amin'ny AEC ny zanaka tsika. Mp malaky ze vonona.

Want your school to be the top-listed School/college?

Telephone