19/03/2026
Tratry ny Asaramanitra 💃
Lycée Privé expression française
19/03/2026
Tratry ny Asaramanitra 💃
20/02/2026
❤️❤️❤️👌
20/02/2026
Mankasitraka indridra ny Zap Ampitatafika ❤️ ny mpampianatra sy mpandraharaha rehetra eto 🙏🙏 ireo mpianatra sy anciens élèves Sunbeam 👌👌🥰 isika ray aman-dreny ❤️
Bonne et heureuse année à tous ❤️🎉🎊🎁 Lycée privé Sunbeam vous souhaite le bonheur, santé et amour ❤️
21/12/2025
Joyeux Noël à tous❣️❣️❣️❣️❣️
27/10/2025
You are ready ?? 👨🏻🎓 BEPC👨🏻🎓 BACC 2026
Lycée privé Sunbeam Ambohidavenona// Arrêt SeFi
Big shout out to my newest top fans! Aina Emmanuellah, Andoniaina Doxine, Fįnårįtrã Nõmēntsõa, Miantsa Nandrianina, Rasendramalala Haritiana
26/08/2025
Toro-hevitra Kely ho antsika ray aman-dreny ❤️
🔺 𝗘𝗭𝗔𝗞𝗔 𝟬𝟳 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗻𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗥𝗮𝘆 𝗔𝗺𝗮𝗻-𝗱𝗿𝗲𝗻𝘆 👨👩👦👦
1️⃣ Ovaina tsikelikely ny ora fatoriana sy ny fifohazan'ny ankizy mba hananganana fahazarana vaovao 🛏️⏰.
2️⃣ Hamarino ny akanjo, kahie, pensilihazo, ary kitapo. Avelao ny ankizy hanamboatra ny kitapony mba hahatsiaro ho tompon’andraikitra 🎒👕✏️.
3️⃣ Ampanaovy fanazaran-tena amin'ny fifohazana, misakafo, miomana toy ny hoe handeha hianatra 🍽️🧍♂️📚.
4️⃣ Famerimberenana maivana amin’ny famakiana, fanoratana, na matematika amin’ny fomba mahafinaritra 📖✍️.
5️⃣ Hazavao ny fitsipika, ny fitondran-tena any an-dakilasy, ary ny tanjona mba hampihena ny tahotra sy ahiahy 🏫💡💬.
6️⃣ Mandehana mitsidika ny efitrano fianarana mba hahazatra ny ankizy amin’ilay toerana 🏫👀.
7️⃣ Omeo teny fampirisihana, zarao ny hafanam-po, ary lazao ny tombotsoa avy amin'ny fianarana 🌟🙌🎓.
Pejy - Mpanabe Fototra
26/08/2025
Ndao hifanome tanana ho an'ireo ankizy izay maniry mafy ny hianatra sy hanana ho avy tsara🫂👨🏻🎓🙏🏼🙏🏼 "fa mahasambatra Kokoa ny manome noho ny mandray " ❤️
Résultats Bacc 2025 : Isaorana Andriamanitra, isika mampianatra, ianareo mpianatra
Serie C 100%
Serie D 76%
Serie A1 88% /A2 45%