MZ

MZ

Share

I LOVE ELOHIM♥️♥️♥️
I LOVE EVERYONE ♥️♥️
MZ : MOUNT ZION
"psaumes 125:1"
so YAHOSHUAH épainête

18/05/2026

A l'instant...
MBA tsy mety reraka koa ireo mpanao commentaire R # # ato...🤣🤣🤣

18/05/2026

L'Éternel combattra pour vous; et vous, gardez le silence.

Jehovah hiady ho anareo, fa ianareo kosa hangina.
Eksodosy 14 : 14

The LORD shall fight for you, and ye shall hold your peace.
Exodus 14 :14

17/05/2026

PARODY OFFICIEL ❤️
Makorelina vierge🍆
MAZOTO HOMANA
bonne NUIT🥰🥰🥰
AFAKA ATAO: TIK TOK

17/05/2026

PARODY : Makorelina Vierge
rarivA alefako ny intégrale ❤️
Hendre tsara @ izay 🍆

STORY MARIA and MARTA
Ary raha nandeha izy ireo, dia niditra teo amin'ny vohitra anankiray Jesoa; ary nisy vehivavy anankiray atao hoe Marta nampiantrano Azy ho ao an-tranony.Ary izy nanana rahavavy atao hoe Maria, izay nipetraka teo anilan'ny tongotry ny Tompo ka nihaino ny teniny.Fa Marta sahirana tamin'ny fanompoana be; dia avy izy ka nanao hoe: Tompoko, moa tsy mampaninona Anao va ny amelan'ny rahavaviko ahy hanompo irery? koa mba asaovy manampy ahy izy.Fa ny Tompo namaly ka nanao taminy hoe: Marta, Marta, maro ahina sy maro herehina ianao;nefa zavatra iray loha no ilaina; fa Maria no efa nifidy ny anjara tsara, izay tsy halaina aminy.

— Lioka 10 : 38 - 42

Fa raha misy mpihaino ny teny, nefa tsy mpankato, dia toy ny olona mizaha ny tarehiny eo amin'ny fitaratra izy;

— Jakoba 1 : 23

Photos from MZ's post 17/05/2026

Bon DIMANCHE daholo 🥰
A bientôt 🌶️🥕🍆
Nouveau son 🚾

16/05/2026

KELY SISA....
Misy papasosy nefa tin'i Jesosy ♥️😂♥️

Photos from MZ's post 16/05/2026

Andeha haka rivotra kely any "Foulpoint" any aloa ❤️

16/05/2026

en plein tournage.....
JIOLAM-BOTO MASINA 🤣🥰🤣
tsy ho ela...
DE HITENY INDRAY IZAO AH🤣🤣🤣
abonneo page Raha te hahita eh ..

16/05/2026

WOW

Tonokira (Lyrics)

Andriamanitra hitokiako
Manda fiarovako
Izy no aroko ,zaho tsy hataotro
Satria

Lehibe ny ato anatiko
Vonona iady ny adiko
Manampy ahy ,mankahery aho
Rah sendra reraka ny saiko
Mitady iala mbamin'ny aiko
Izy manasitrana

Refrain:
Mon identité
Je suis l'enfant du grand Dieu
Destiné pour régner
Souveraine
J'ai autorité
Authority (2*)

You Can dance with authority
With god everything is possible
As you know your god is awesome
Then you can do it
You Can take it
Use your authority

Hanitsaka lohany menarana
Fiadina voaforona voarara
(Tsisy effet )
Tsisy effet , tsy ambinigny eh
Tsy mandaintra eh
Kara hitako avy an-danitra satana latsaka
Nipoaka tahaka ny varatra
Nomeny aho fahefagna handrava
Sy handresy Zay hery rehetra ny fahavalo
Ka raisiko ,ampiasaiko
Hery sy fanapahagna
Fahefagna,fahefako

Refrain:
Mon identité
Je suis l'enfant du grand Dieu
Destiné pour régner
Souveraine
J'ai autorité

Authority (2*)
You Can dance with authority
With god everything is possible
As you know your god is awesome
Then you can do it
You Can take it
Use your authority

16/05/2026

IZAO NO HIRA ATAO OE TSARA...
ny mahatsara ny hira tsy ny instru na feo tsara fa ny HAFATRA HOENTINY ♥️

16/05/2026

Na de mpanota aza aho
Jesosy eo foana
Mikarakara
Ara-potoana

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101