Miavaka kely ny anio ☺️
Fisaorana sy filazana vaovao 😁👇
Raha misy fanontaniana mahakasika ilay vaovao dia hapetrao ao amin'ny commentaires ihany koa
😊
J trouve
Trouvez un peu d'information sur cette page et trouvez beaucoup d'informations par vous même.
Mampiasa saina kely aloha androany 😬
Tafaresaka tamina namana dia naheno hay mbola misy ny platiste ary toa nitombo indray ary
Dia aleo asina an'itony fanazavana itony ihany aloha eh ;p
Trump : https://www.facebook.com/share/v/1ENMg9P5f5/
Betsaka no mino ireo pasitera: fa maninona ary ? 🤔
Avy nanao vacances de pâques kely dia tonga masiaka (laingako izany fa tonga en paix)😌
📌Satria mamay ity resaka ity dia andao hianatra hifanaja sy haneo hevitra anaty commentaires, sa mila manao vidéo hoe "comment argumenter?" 🙄
Aza maka lagy hoa fa la vie est absurde hoy i Camus, dia ity ny vidéo momban'izay raha mbola tsy hitanao : https://web.facebook.com/share/v/1CaAkZ1gnz/
Alohan'ny hahatongavany 1er avril aloha dia aleo asina tantara kely ny nahatonga ilay poisson d'avril😂
Aza adinoina mitantara ilay langaina be nataon'olona anao 😂👇
Ny antony tena nahafotsy an'i Michael Jackson ? 😔👇
📌Miresaka momban'ny Mélanine sns ihany koa aho, ka ity ny rohy raha mbola tsy nahita ilay resaka misy volofotsy ianao :D : https://web.facebook.com/share/v/1BMBcTm4YF/
Fa misy inona tokoa rehefa Vendredi 13? 🤔
Miresaka vidéo hafa mety hahaliana areo ihany koa moa za ao ka ireto ary ilay izy 👇
📌Ny akanjo mena sy ny varatra: https://web.facebook.com/share/v/19WinmjfuF/
📌Fanazavana ny tsindrin'ny mpamosavy: https://web.facebook.com/share/v/1JxLPeABK2/
09/03/2026
Convaincu que l'éducation est la clé de notre développement, j'ai créé la page « J trouve » en 2022 dans le but d'apporter plus de connaissances à son créateur et à tous ceux qui la regardent. Malgré le fait que la page ait été créée il y a assez longtemps, les abonnés n'avaient pas dépassé les 800. Mais le but n'est pas tant le nombre d'abonnés, mais d'avoir un plus grand impact positif. Les vidéos ont donc continué, même si la constance n'était pas toujours au rendez-vous, je l'avoue.
Mais après avoir publié une vidéo sur Vladimir Poutine, nous sommes à plus de 5 000 abonnés, alors je vous remercie. Certes, l'objectif n'est pas la quantité, mais j'avoue être encore plus motivé en voyant que ce genre de contenu est encore consommé et apprécié. Alors, on se dit à très bientôt, car l'aventure continue.
Cordialement, votre Admin.
Ireo tsara ho fantatra momban'i Vladimir Poutin? 👇🤔
Mba lazao ihany koa izay fantatrareo momba azy nefa tsy voalaza anaty vidéo 👇😁
Mandripaka be ny rivo-doza 🌪️
Fa inona mahatonga azy ireny eh ?
Rehefa tonga ny vendredi 13 dia nitsangana tamin'ny maty ny pejy J trouve 😇
Ary tonga hizara fitiavana satria tonga ny 14 février na hoe St Valentin 🎁
Fa iza aloha ilay Valentin eh ? 🤔
Efa hiverina indray ( izaho sy ny varatra sy ny jiro 🤪)
Dia aleo aloha averina zaraina 😌
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antananarivo