Associations des Etudiants du District de Fenoarivobe

Associations des Etudiants du District de Fenoarivobe

Share

Raha tsy 23 dia 12
Tsy ariako ny ahy ny bolozy
Isanandro dia lasa foana
Mba hanangona diplรดma

16/06/2026

๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿฅฐ

Ramatoa lehibenโ€™ny faritra bongolava Faratiana Safeno Victoire Manampisoa sy ny mpiara-miasa aminy dia mirary soa sy fahombiazana ho an'ireo mpianatra hihatrika ny fanadinam-panjakana CEPE 2026 izay ho tanterahina rahampitso Talata 16 Jona 2026.

Mahombiaza rankizy๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

"๐™ƒ๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ข๐™š ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™จ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฎ ๐™ก๐™–๐™ก๐™–๐™ฃ-๐™ ๐™–๐™ก๐™š๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐˜ผ๐™๐™ค ; ๐™๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™Ÿ๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™จ๐™ค๐™ ๐™ค ๐™ ๐™– ๐™๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ก๐™ค-๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐˜ผ๐™๐™ค" (Sal 32:8)

12/06/2026

SALAMA ABY E!!!โšฝ๏ธโšฝ๏ธโค๏ธ๐Ÿ™

Ny tovolahintsika dia mandray anjara amin'ito Tournoi ito ka dia manasa antsika rehetra mba hifanohana eny ary eee!!!โšฝ๏ธ

Eny AMBATOMARO eny ndray zany rampitso miona e!!โšฝ๏ธโšฝ๏ธ

07/06/2026

FISAORANA ๐Ÿ™๐Ÿผโค๏ธ!!

Photos from Associations des Etudiants du District de Fenoarivobe's post 07/06/2026

๐Ÿ‘จโ€๐ŸŽ“Rร‰CEPTION DES NOVICES JET AVENIR DE BONGOLAVA ๐Ÿ‘จโ€๐ŸŽ“๐Ÿ‘ฉโ€๐ŸŽ“!!

๐Ÿ“Vita soamatsara ny Sabotsy 06 jona 2026 ny fandraisana ireo mpikambana vaovao ao aminy JET AVENIR DE BONGOLAVA..Izay notanterahina teny amin'i Espace MG Ambohimangakely!!!
๐Ÿ“AEDF dia mirary soa hoan'ireo Ray aman-dreny sy ireo fikambanana rehetra ary ireo mpikambana rehetra iany koa!!๐Ÿ™๐Ÿ™

๐Ÿ‘จโ€๐ŸŽ“BONGOLAVA Zanak'i Bongolava ofisialyoJET Avenir de Bongolava 2026 deAssociations des Etudiants du District de Fenoarivobect de Fenoarivobe

06/06/2026
06/06/2026

Rร‰CEPTION DE NOVICES 2026๐Ÿ‘ฉโ€๐ŸŽ“๐Ÿ‘จโ€๐ŸŽ“!

JET AVENIR DE BONGOLAVA!!

05/06/2026

ZANAKY NY FARITRA BONGOLAVA TAFARAYY NDRAYYY ITYY๐Ÿฅ‚๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰

Ndao indray ny sabotsy 6jona izao ndray no fotoana hiarahatsika mifaly;mifety miaraka anh..vidio any de bureau an'AEDF ny billet saode taraiky eo 5000ar fotsinyy..
Efa ao anatiny ny transport allez-retour be zao๐Ÿฅ‚๐Ÿค—๐Ÿš๐ŸšNy artiste ihany ko efa io
Ndaoo ary hoeny aminy Espacรฉ MG enyy Ambohimangakely โคโค

AVENIR DE BONGOLAVA

Photos from Associations des Etudiants du District de Fenoarivobe's post 03/06/2026

MANKASITRAKA IREO TOMPONโ€™ANDRAIKITRA REHETRA TETO ANDRIAMPOTSY FA AFA-PO TAMINY FANDRAISANA TOMPOKO!โค๏ธ๐Ÿ™๐Ÿป

Mirary soa hoanโ€™ireo zandry rehetra!!!๐Ÿฅฐ

03/06/2026

Photos from Associations des Etudiants du District de Fenoarivobe's post 03/06/2026

MANKASITRAKA IREO TOMPONโ€™ANDRAIKITRA REHETRA TETO FENOARIVOBE FA AFA-PO TAMINY FANDRAISANA TOMPOKO!โค๏ธ๐Ÿ™๐Ÿป

Mirary soa hoanโ€™ireo zandry rehetra!!!๐Ÿฅฐ

03/06/2026

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo
115