Tsaramanasoa Ranaivoson Patrice

Tsaramanasoa Ranaivoson Patrice

Share

Pour toutes doleances, de soutien et Conseil, defenses de vos droits fondamentaux, nous sommes sur e

04/05/2026
15/02/2026

Ny Justice et Paix sy ny Fikambanana Tsaramanasoa miaro ny zon'olombelona miara miasa manerana ny Distrika Atsimondrano CR Ambavahaditokana, sehatra kaopia faobe, fanentanana zo fototra : Fifidianana sns..

13/02/2026

L'orphelinat Child of Grace, comme toute la ville portuaire de Tamatave, a durement été éprouvé par le passage du cyclone Gezani. Les vagues cycloniques ont eu raison des clôtures, du portail et le vent d'une partie de la toiture, mais le séjour où les enfants étaient regroupés a été épargné.
Gloire à Dieu ma fille RANAIVOSON Mino Tsito fait partie du personnel d’encadrement des enfants de l’orphelinat.

11/02/2026

Izay voina mahavoa anareo Malagasy rehetra eto Toamasina nateraky ny rivo-doza Gezani dia misy fiantraikany ao anatinay. Koa ny Fikambanana TSARAMANASOA dia mankahery ny fianankaviana nahitana famoizanaina. Mankasitraka ny tomponandraikitra manao adidy mitsinjo ny vahoaka tsy ankanavaka tarihin'ny fitondram-panjakana sy ny BNGRC sy ny maro hafa. Ny mpitandro ny filaminana rehetra. Satria anisan'ny voa mafy tokoa Toamasina, mahatsiaro anareo malagasy miady amin'ny fasahiranana. MAHEREZA, dia samia tahin'Andriamanitra.🙏🙏

08/02/2026

Avec Ministère de la Justice de Madagascar – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉

Photos from Tsaramanasoa Ranaivoson Patrice's post 08/02/2026
Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Lot ITL 39 ITAOSY HOPITALY, CR AMBAVAHADITOKANA
Antananarivo
102