BDR Formation

BDR Formation

Share

⭐Business sur internet : Visibilité, conversion, optimisation de profil pour développer votre CA⭐

19/04/2026

Inona ny application ao anaty téléphone fampiasanareo indrindra @ asa ? Ny anay : whatsapp...Hanoro application fampiasa @ asa indray izahay @ herinandro 🤗

16/04/2026

⁉️ Ahoana no atao ahitana clients raha vao manomboka eo @ tontolon'ny freelancing/business en ligne (tohiny)

Ity ary ny tohiny (alefanay ao @ commentaire ny fizarana voalohany 🤗)

Rehefa fantatareo ny asa/activités tianareo atao + efa voafehy dia ireto indray no atao :

1- Manao "ciblage de clientèle". Inona izany ? Tsotra be : faritanao hoe iza ny "clients potentiels" anao. Izany hoe Iza ireo orinasa na olon-tsotra mety liana @ tolotra omenao ka mety hanjifa izany

2- Tohin'ny teboka voalohany : faritanao ny olana sedrainy dia ataonao mifanaraka @ izay ny tolotra omenao

3- Tsy vitan'izay : avohitrao ao anaty "offre de service" anao hoe sady afaka mamaha ny olana sedrainy ianao no ihany koa afaka mitondra "résultats" ho azy ireo

➡️ Sahirana ianao mamolavola ny "offre de service" anao mba hanintona ny clients tianao hiarahana hiasa ? Afaka mandefa message WhatsApp raha mila fanampiana (ao anaty commentaire ny numéro)

(Mbola hitohy ny fizarana fa araho ny pejy)

Mirary soa hatrany 🤗

13/04/2026

⚠️ Ny tokony atao ahitana client voalohany 🤗

Miarahaba antsika. Araka ny nampanantenainay dia ireto ny tokony atao ahitana client raha vao manomboka eo @ tontolon'ny freelancing/business en ligne ianareo :

1- Mazava ho azy, mila efa voafehy aloha ilay asa tiana hitadiavana clients

2- Mila jerenareo hoe aiza ny "canal/plateforme" misy an'ilay client - ohatra : LinkedIn, Instagram, ... (Raha hoe hanao an'ilay ataontsika hoe "inbound marketing"). Dia any ianareo no tokony hanana compte.

3- Mila mamaly offres maro mba ho betsaka koa ny clients hanaiky hiara-hiasa aminareo

4- Canal d'acquisition de clientèle iray na roa ihany no tsara misy anao. Ohatra : LinkedIn sy Facebook ihany no ampiasaina, dia @ ireo no manao prospection (mitady clients). Mba tsy handany fotoana sy tsy hiparitaka ny stratégie ampiasaina

Hotohizanay @ Alakamisy 16 Aprily 2026 ny fanazavana raha mbola liana ianareo 🤗

➡️ Fa afaka mandefa whatsapp koa raha liana @ fiofanana omenay ianareo ka tsy mahay misintona clients na sahirana mametraka ny stratégie ampiasaina hitadiavana clients

09/04/2026

Nanao ahoana ny herinandronareo ? Hanao fizarana mikasika ny tokony atao ahitana ny client voalohany izahay @ Alatsinainy ho avy izao. Hisy hanaraka ? ✋

04/04/2026

Toy izao ary ny dingana atao rehefa hiara-hiasa amin'ny client, araka ny nampanantenainay 🤗

1- Mila jerena tsara aloha hoe azo antoka ve sa tsia ilay client. Sao dia mpamitaka ilay client ka tsy handoa vola. Efa nisy vidéo nalefanay teto @ pejy manome torohevitra hoe : ahoana no ahafafantarana hoe fitaka (arnaque) na tsia ny tolotra iray ?

2- Miomana tsara @ firesahana voalohany miaraka @ client (interview)

3- Rehefa raikitra ny fiaraha-miasa dia tsara manao an'ilay atao hoe "onboarding client". Io no ahafahanao mahafantatra be be kokoa ny tanjonao tian'ilay client hotratrarina ao anatin'ny fiaraha-miasa anareo, sns...

4- Manomana ny fifanarahana arak'asa ho an'ny fiaraha-miasa miaraka @ ilay client

⁉️ Aiza ho aiza @ ireo dingana ireo no misy anao ? Sa tena hoe vao hitady client mihitsy ? :)

⚠️ Aza adino fa manome fiofanana izahay mikasika ny asa azo atao @ internet sy ny business en ligne. Afaka mandefa whatsapp aminay ireo izay Liana (ao anaty mp ny numéro)

Mirary soa antsika hatrany 🤗

02/04/2026

Fizarana traikefa indray no ho entinay aminareo @ Asabotsy 04 Avril ho avy izao. Hoe toy ny ahoana ny dingana atao rehefa hiara-hiasa @ client. Iza no hanaraka ? 🖐️

02/04/2026

🎉 Facebook nous a reconnu comme l’un des meilleurs Creators tendance cette semaine ! Merci pour votre soutien 🙏

26/03/2026

💫 𝗔𝗩 𝘀𝗽𝗲́𝗰𝗶𝗮𝗹𝗶𝘀𝘁𝗲 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗽𝗿𝗼𝘀𝗽𝗲𝗰𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗰𝗹𝗶𝗲𝗻𝘁𝗲̀𝗹𝗲 - 𝗔𝘀𝗮 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘁𝗮𝗼 𝗻𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝘇𝗮 𝗻𝘆 𝗜𝗔.

Araka ny nampanantenainay, dia ity ilay asa azo atao @ internet na efa eo aza ny IA. Sady mamerina fialan-tsiny antsika fa androany vao afaka nalefanay 🙏

⁉ 𝙄𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙤 𝙖𝙩𝙖𝙤 @ 𝙞𝙤 𝙖𝙨𝙖 𝙞𝙤 ? 🙄

Alefanay ao anaty commentaire aloha ny fanazavana mikasika ny hoe : AV (Assistanat Virtuel).

Fa ny asa tena miandry an'ny AV spécialiste de prospection dia mitady olona (clients potentiels), mety ho liana @ services na produits amidin'ny clients miara-miasa aminao.

Ny ataonareo izany dia :

- Mandefa messages
- Na miantso

Fa tsy hoe miantso na mandefa messages fahatany. Fa misy paikady (stratégie)

⁉ 𝙊𝙝𝙖𝙩𝙧𝙞𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙠𝙖𝙧𝙖𝙢𝙖? 🤑

Arakaraka ny asa ataonao sy ny isan'ny ora iasanao (adiny iray, adiny roa, adiny 4, sns...). Fa manomboka @ 150 à 200 euros (mety mahazo hatrany @ 1k euros na mihoatra, raha miaraka @ commission 🤑 Ianareo ihany no heriny)

⁉ 𝙄𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙞𝙯𝙖-𝙢𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙞𝙡𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙝𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙖𝙣'𝙞𝙤 𝙖𝙨𝙖 𝙞𝙤 ? 🧐

Ankoatran'ny fahaizana mikirakira ordinateur sy IA, dia mila mahafehy ny "bases" amin'ny "marketing digital" (varotra tsinona no atao).

Raha hoe mandefa messages @ tambajotra ara-tsosialy dia tsara koa mahafehy ny Community Management/Social Media Management.

Tsara koa mahay 𝗖𝗼𝗺𝗺𝘂𝗻𝗶𝘁𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗴𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁/𝗦𝗼𝗰𝗶𝗮𝗹 𝗠𝗲𝗱𝗶𝗮 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗴𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 satria olona mahay an'io asa io foana matetika no tediavin'ny clients hiara hiasa aminy @ resaka montage vidéo. Miakatra kokoa ny karama raha mahay an'io asa io...

✔ Aza adino : Manome fiofanana mikasika ny AV (Assistanat Virtuel) sy Community Management / Social Media management izahay ato @ BDR Formation. Afaka mandefa mp na miantso avy hatrany izay liana : 034 89 337 46 (Whatsapp) na 034 48 385 63

👉Iza avy ireo Community manager sy AV manaraka ny pejy?

Mirary soa antsika rehetra 🥰

25/03/2026

🎉 Facebook nous a reconnu comme l’un des meilleurs Creators tendance cette semaine ! Merci infiniment pour votre soutien 🙏

25/03/2026

Mihemotra Kely rahampitso ilay fizarana fa repotra Kely izahay 🙏

23/03/2026

Hiverina indray ny fizarana. Asa azo atao @ internet na efa eo aza ny IA no hozarainay @ Alarobia. Iza no hanaraka ? 🤗

19/03/2026

𝗗𝗶𝗴𝗶𝘁𝗮𝗹 𝘁𝗼𝗼𝗹 - 𝗤𝘂𝗶𝗿𝗲

Miala tsiny fa androany vao afaka nanao ny fizarana izahay.

Quire ny outil ampahafantaranay anareo :)

⁉️ 𝗜𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗶𝗼 ? 🙄

Outil anankiray ahafahanareo manao gestion de tâches, gestion d'équipe, sns...

⁉️ 𝗔𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆 ? 🤓

Miditra @ rohy : https://quire.io/fr dia manokatra kaonty ao. Misy ny version gratuite fa misy koa ny version payante.

⁉️ 𝗗𝗶𝗮 𝗶𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗺𝗯𝗼𝘁𝘀𝗼𝗮𝗸𝗼 @ 𝗶𝗼 𝗼𝘂𝘁𝗶𝗹 𝗶𝗼 ? 🧐

Afaka ampiasainao raha hoe te hanaraka ny asa ataonao na ataon'ny ekipanao ianao (à distance).

🔔 Dia aza adino. Manome fiofanana sy coaching mikasika ny business en ligne sy freelancing izahay, raha hoe maniry hiasa any an-trano ianao 🤗 Afaka mandefa message @ whatsapp ianareo raha liana : 034 89 337 46

Dia lazao ao anaty commentaire indray ny outil tianao zarainay @ herinandro 👇

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Logt 397 Cité Ambodinisotry
Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 12:00