16/06/2023
https://www.facebook.com/100090302529738/posts/194015163618567/?app=fbl
🖐😀 Salama an-tsika rehetra eh !
Ho avy ity ny VACANCES ! 😮 na dia hoe natokana hialana sasatra aza izany dia tsara foana ihany raha manao COURS ry Rankizy Rankizy.
✅ Mba afahani'izy ireo mitazona ny fahalalany tsy ho adino
✅ Ary mba hihomanan'izy ireo amin'ny ambaratonga manaraka.
😀 Faly izahay mapafantatra anareo fa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny 🔰Cours de vacances pour les enfants🔰ho an'ny ankizy kely manomboka ny 9 taona no miakatra.
Marihana fa ny
🔴 Alarobia amin'ny 02h ora ka hatramin'ny 04ora hariva sy ny
🔴 Sabotsy amin'ny 08h ora maraina ka hatramin'ny 11ora ihany tanterahina ny cours isakerin'andro.
👉 Ka tongava dieny izao misoratra anarana ety amin'ny École Privée la Marine Antohomadinika. 👈
☝😉 Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana etsy ambany.
Misaotra tompoko. 😊
01/04/2023
Miarahaba antsika rehetra 👋😊
🔰Marihina etoana fa ny pejy C-possible na ny C-possible Annexe dia iray ihany.🔰
🔷 Tsy misy tokony ampiahiahy anareo.
👉 Voatery izahay nanokatra ny pejy C-possible Annexe noho ny " Problème technique " kely monoloana ny pejy nay.
✅ Afaka andefasanareo MP tsara avokoa nefa ireo Pejy roa ireo ary mamaly avy hatrany ny MP izay alefanareo.
Misaotra tompoko 😊
01/04/2023
https://www.facebook.com/100090302529738/posts/138117645874986/?app=fbl
🖐😀 Faly mirahaba an-tsika rehetra !
😮 Tonga ity ilay nandrasana, ilay Rentrée ho an'ny 🔰 COURS d'ANGLAIS🔰.
Ny saram-pianarana mirary dia mirary ny fampianarana manara-drafitra tsara.
🚩 Ny niveau ilainay ho anao izay liana dia :
✅ Manana " Connaissance de base en Anglais"
✅ Capable en lecture
😊 Rehefa anananao ireo dia anjaranay ny ambiny, dia ny ahafehezanao ilay teny. 😁
🔴 Ny fidirana dia ny 🔥Alarobia faha 12 Aprily🔥 ho avy izao.
👉 Misokatra izany manomboka izao ny fisoratana anarana.
🔴 Marihana fa voafetra ihany ny toerana, ka noho izany aza miandriandry intsony.
☝😉 Fainganà àry manantona anay ety amin'ny 📍École Privée la Marine à Antohomadinika📍.
Misokatra amin'ny :
✅ 08 Ora maraina hatramin'ny 04 Ora ariva. Ny Alatsinainy hatramin'ny Zoma.
👉 Ny repère dia : Ety amin'ny OTIV Antohomadinika taloha.
🔺 Raha avy any Itaosy, Ampefiloha, 67, ianao dia miala eo amin'ny Arrêt Bus Antohomadinika.
🔺 Raha avy any Ankazomanga, Ambohimanarina, Ankorondrano dia miala eo amin'ny Arrêt Bus Terminus Mahitsy
🔺 Raha avy any Analakely, Antanimena, Isotry ianao dia ny repère akaiky indrindra anay dia ny Arrêt Bus Terminus Ivato.
☝😉 Ary araho tsy tapaka ny pejy fa maro ny zavatra mbola ho arosonay ho anareo.
Aza misalasala mandefa MP na miantso DIRECT ny laharana 038 22 302 92.
Misaotra tompoko! 😊

C-possible Annexe
☝😉 La réussite n'est pas pour tout le monde, mais pour ceux qui la méritent. 😊